Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
His

So6Control 2

Messages recommandés

Misokatra indray ary ny organisation ny Cour2 Wink Aleo homanina dieny zao na dia efa niteny aza ny instructeur hoe dans 1mois 1/2 indray ny manaraka Rolling Eyes

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Izaho dia efa toundé vonona !!!!!! cheerscheers ....efa manisa andro mintsy ato !!..raha misy azo hifanampiana dia vonona ny andray anjara ny kôfalô !!!!!! cheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Hivavaka mafy aho What a Face , enga anie mba tsy ho @ WE oavy zao io fa toa efa nanipy teny mantsy Mr le moniteur. Za tsy afaka mantsy affraidaffraid

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tena mba andraso lesy zay fa mbola aty tany lavitra aty a!!!
d sanatria ve mbola tsy hanao ihany koa @ 2nd édition?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ato ngamba no tsara manao inscription dia izaho vonona @ ilay Sooodrift control na @ Asabotsy izao dia tairo zalahy aaa

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
efa tonga inty ny debut de semaine oo! manao ahoana ny pro pour le wikend? so6 control 2 sa getaway in tana?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
pourquoi pas les deux???

manantena mantsy fa hisy lesona vaovao @ ny So6control2 k ho asehon'i Chef instructeur @ gateway ny fampisana azy (rehefa épingle Ratsimandrava dia zao no atao, eo @ lé S alohan'io dia izao no fanaovana "antsony sy valin'antsony" sns....)

ary ilay première promotion v manao révision sa tsia? dia aiza dia isaky ny inona? zà aloha manao kely raha vao misy irika e!!!! fa hafa ihany koa ilay misy plot an!!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ingahy Chief Instructor aloha nilaza omaly fa raikitra @ Samedi 30 août à 13h30 tsy diso fa mila confirmation avy @ sady mila confirmation avy @ Radstrom koa @ ilay 309.

Koa raha raikitra dia limiter à 10 aloha ny participant dia tonga dia atao raikitra fa 10.000 Ar ny participation ary asaina mi se deplacer kely izay hanao inscription koa ...miandry vaovao daholo izany eee!!! sportif

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Hi Radstrom ato @ko izao ka dia milaza fa ok ny Asabotsy dia miandry ny top du chief instructor sisa hanombohana ny inscription dancedance

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

za angamba iandry liste d'attente fa aleo alou iditra ny 2ème prom e. fa ra tsy ampy toundé bouncebounce . sinon zay tonga foana hanao spect

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Peno a écrit:
za angamba iandry liste d'attente fa aleo alou iditra ny 2ème prom e. fa ra tsy ampy toundé bouncebounce . sinon zay tonga foana hanao spect

fa maninona ialahy nout ho any am waiting-list e! hatreto nge ari-tsi2-soaf- dia ialahy peno no nanao confirm inscription e! mbola miandry ny ambiny isika!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Za aloha dia miditra ho isan'ireo inscrit foana e Wink Fa araka ny tenin'i Peno hoe aleho aloha ny 2ème prom hianatra (mba tsy hoe tia tena be loatra) fa raha misy lesona hafa dia zay hanatiny ka bounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
zà koa lesy mitovy @ laisany ry peno sy his a!!!! sady zà tsy hafaka hijanona maharitra fa cours théorique fotsiny angamba.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tena tsara loatra ny toetran'reto Team So6 reto fa dia manajatena daholo ny 1er promotion hoan'ireo hafara. Donc recap:

inscrit:
- Tsi
- Ari
-Soaf

liste d'attente:
- His
-Peno
-Hitsapeta

Dia ilay inscription dia mi se deplacer aty amiko avant Vendredi soir
manao inscription

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Aotr'any tsy betsaka indray t'@ ty an

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

za inscrit ary za tsy miafahafa lol! vo 4 fotsiny reo inscrit reo ko! aza itako a ka tara ndray lol! mila maka billet d'entrée any am secretariat v LaughingLaughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Recap :

inscrit:
- Tsi
- Ari
-Soaf
-Big bang
-Dadah
-Radstrom

liste d'attente:
- His
-Peno
-Hitsapeta

Raha tsy ampy ny isa dia handefa Mp pour ceux qui ne voient pas le topic mais wait & see d'abord...fa raha manao ny 1ère promo d'efa 9

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

fa inona ihany le vam finalement?? d firy?? raha 1 manko le izy d je pense oe 6 na 8 ny mpianatra efa ao tsara Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
309 505. Peugeot powaa
ça va être sympa... mais ça va être plus difficile faut pas rêver hein, les exercices vont être plus dur pour cette promo.

Plan de cours: (lol)

13h30
> Aspects théoriques (cf cours inscription virage/mm pédale)
>Mise en pratique
>Debrief

16h30

> je pense que c'est mieux de faire une annonce ouverte à tous et dire que l'on est déja une dizaine... pour partager à tous. Donc, ça serait bien de mettre l'annonce.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mr Vatanen zany no voalohany nanao inscription taty dia izy moa izany dia pré tsy misy zero ka dia hiandraikitra ny fibatana tabilao sy ny fametrahana ny plot no ho sahaniny lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tena tsy maintsy zoma alina ve lety ny inscription???

nenà manko mety atoandro zà no tonga any @ Ra-prez radem an!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:


> je pense que c'est mieux de faire une annonce ouverte à tous et dire que l'on est déja une dizaine... pour partager à tous. Donc, ça serait bien de mettre l'annonce.

tu veux dire faire l'annonce hors rubrique so6ment votre pour que tt le monde voit???

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Manampy ilay liste izao dia :
- Michigan
-Kirikou54
-Hirvo

izay nandefaso MP hi antso dia cloturé-na @ zoma ny inscrit firy ny nbr maxi Mr chief fa ny fiara zany miampy any ilay cox Michigan ?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Raha ny fijeriko azy mety tsy hisy liste d'attente ihany ty So6Control II ity satria ny vam ary lasa 3 be zao ko!! Twisted Evil
Dia aleo ry zalahy tsy tenenina any @ partie public loatra ilay fotoana sy ny toerana fa sao misy mitondra estrade eo ho avy any:lol!: lol! Atao MP foana ho any izay tsy So6Team
Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

-1 e!! Crying or Very sadCrying or Very sad ..tsy eto @tanàna ny bandy @io e!!!!..bonne chance laisany!!!..za zany dia ilay ratsy vintana foana ee!!! Evil or Very Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Le inscription zany le alou any am raprez am zoma??? otrany ho tafiditra ihany marina manko zay ra izao no mitohy.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:

Dia aleo ry zalahy tsy tenenina any @ partie public loatra ilay fotoana sy ny toerana fa sao misy mitondra estrade eo ho avy any:lol!: lol! Atao MP foana ho any izay tsy So6Team
Wink

+1

Aleo olona azo antoka no antsoina (style parrainage) fa sô hanafoy ny andro ho lava raha antsoina ho tonga any dawl babay sy vohitra, aza adino fa mbola hisy an'ilay getaway ngeh!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny inscrit réel ato izao ry zalah de :
- Ari (N°1)
-Tsi²
-Soaf

Fa mila mba misahirana kely zalah aaa

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Inscrit réel :

1- Ari
2-Tsi
3-Soaf
4-Rajou(tsara raha tonga aloha)Wink
5-Hitsapeta
6-Papale
7-Dadah master (tsara raha tonga aloha)Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

+1 bounce

mandalo any za prez dem1 a

miaraka am le video avi

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Prezda, Embarassed

Mba ataovy ao anatiny lé liste loa za é!!! Sad

Misaotse! geek

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
scratch Tsy ho tratrako moa i Soaf @ Vendredi, dé tong dé Samedi à 13h15 za dé ef manao reco sur Terrain avec la M30!! study

lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
3 sisa d ho feno ny lisitra an!!
ary ela² ra Nari9 no tsy tazana


vacances kely lesy aa

Efa ho avy za zao hitaky an'le stickers vao² any am la

le gratos ee lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nari9 a écrit:
Tsi2 a écrit:
3 sisa d ho feno ny lisitra an!!
ary ela² ra Nari9 no tsy tazana


vacances kely lesy aa

Efa ho avy za zao hitaky an'le stickers vao² any am la

le gratos ee lol!lol!

dia refa hanao inscription ao am Prez ialahy dia mba ento ao ilay video affraid nojerentsika tam laptop n la iny fa mila manao gravage an iny za

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
dia refa hanao inscription ao am Prez ialahy dia mba ento ao ilay video affraid nojerentsika tam laptop n la iny fa mila manao gravage an iny za


ok, entiko ao reny e Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...