Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
TVN

TVN

Messages recommandés

Misaotra @ ilay live tao anaty Celica fa mahafinaritra dia faly koa ny tenanay nifankafatra eeee!

Dia arahabaina ary manantena fa de hitohy ny fahombiazana de manantena spectacle @ ASA Tana !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mbola arabaina atrany e! ary toa gaga be ianao hoe za ilay Vatanen Laughing milay ilay live sady sambatra nareo madio tsara tonga tany am arrivée finale. épargné par la mécanique!
MILAY E! Dia manaova am ASA Tana A! eo ny team vonona hanotrona hatrany!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TVN a écrit:
Fa ny regret kely t@ iny rallye d lé 32km aller, za otrany mbola tsy tadidiko nanao es lava b zany d tsy hitako mitsy rythme ho atao, d niresaka zay mi-tsam oe aona fika itondrana le rythme, d nanontanintany bandy vitsivitsy (za alou tsy hi-kôzy oe iza an lol!lol!lol! ) d zalah nikôzy oe tsy zakany vam zany ra asina daolo fa tsy maintsy mi-gérer, d zay ny no narahana sillysilly , hay ka ry lerony manisy b tsy misy manala zany chaisechaise, minitra misimisy mintsy no very tao an??NoNo , tonga d kivy b SadSadSad fa tonga d tataka b ny adva direct vitsivitsy, d t@ retour mba namely kely, fa efa trop tard é.


Stratégie an'sasany daholo letsy zany aa!! mody ataony hoe mandamina B nefa zlah manitsaka beuhh, mba manao bleuff ééé lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
Arabaina loh fa tonga é
fa nareo tena mandé mafy an MadMad
.
Merci KGB MAX, tena samy nandé mafy daolo tao ka, fa ny tena mampiaiky anah ny temps vitan'i Rakotondrabesa @ le Sambaina iny ShockedShockedShocked , @ lé ES dégany b iny, d tsy aritro mou d nanontaniko Hery oe fa aona ny fidakanareo @ lé partie ratsy b reny? D ouz lery oe reny karazana lalana reny ny azy no tena anisany apprécier-ny, mafinaritra azy hono ny maka note @ reny (zay nefa in-2 nandalo fotsiny (iray naka note d ray ni-corrige) d oe aleo fa ampy zay fa makaleo b le lalana) sy le miovaova trajectoire mitady ny lalana masaka; D lery hono ndraindray refa tsisy atao week-end reny d mandé any ambanivohitra d mitady lalana ratsy b d miezaka mandé mafimafy @ vam tsotra miezaka tsy manatotona mafy, zany hono anisany revy tena tian'lery, fa tena GRAND kou reny an clapclapclap !

Citation :
yé za klou nahita oué tena nikotrana b mits ra
TVN nandritrin'izay fotoana maro tsy nilalaovana izay satria tena sahy
sahy b manao dingana lehibé lol!
Nefa mba nidébute tam golf 1 ihany kou.
Mety mba mahay oatran'ialahy kou zany izahay any ahorina any. lol!

Ny tena marina Irina tsy d tena oe nikotrana b mankaiza t@ le elaela tsy nanao reny fa nanao essai in-2 avant rallye, fa le celica kou no tena mora entina sady fiable tsara le moteur sy boitier d'origine par rapport @ le teo alou, sady nampina ketrika vitsivitsy fait maison Rolling EyesRolling EyesRolling Eyes manala an'lé hafanana b ao @ compartiment moteur.
Ny niampita avy @ golf 1 nankany @ celica alou tsy nanahirana mintsy fa tena mitovy ny comportement, efa nanandrana 205 kou za t@ zany fa tena hafa mintsy comportement Golf1 sur terre, 1er rallye anay sy Hirvo tsy nisy essai t@ celica fa tonga d mba dans le coup ny perf t@ zany satry tsy nanavao b t@ comportement.

Citation :
Misaotra @ ilay live tao anaty Celica fa mahafinaritra dia faly koa ny tenanay nifankafatra eeee!

Dia arahabaina ary manantena fa de hitohy ny fahombiazana de manantena spectacle @ ASA Tana !

ASA TANA alou hatr@ zao mbola QuestionQuestionQuestion . Tena lasa enjana b affraidaffraidaffraid le S lany manao rallye an! Teo zahay niezaka ho tonga mba entina hikôtikôtina any AGF fa t@ herintaona zay no nahazo tany fa Vontovorona d efa abandon, d tsy naka S tany alou fa nanao zay ahatongavana mba entina hi-forcer-na azy indirectement mba hanohana @ manaraka, fa enga anie ka hahomby ny plan afroafro . Fa tena raha tsisy spons tena tsy possible tsony NoNoNo , manjary miafy ndray ny aty an-trano sy ny orinasa chaisechaise .

Citation :
mbola arabaina atrany e! ary toa gaga be ianao hoe za ilay Vatanen Laughing milay ilay live sady sambatra nareo madio tsara tonga tany am arrivée finale. épargné par la mécanique!
MILAY E! Dia manaova am ASA Tana A! eo ny team vonona hanotrona hatrany!

Gaga b za satry efa koboko matetika iany elah sady cousin any cousin WinkWinkWink, mbola tsisy okaz niresahana fa otrany hafahafa fotsiny oe taty @ virtuel ndray no lasa alou ny resaka.
Ra maita S d manao @ ASA Tana 3 fa lé miasa tena mivarotra kou ngé ka tena enjana @ zao an, mila mitandrina.

Citation :
Stratégie an'sasany daholo letsy zany aa!! mody ataony hoe mandamina B nefa zlah manitsaka beuhh, mba manao bleuff ééé lol!lol!lol!

Enjana le bleuff ka clapclapclap . Izahay mba nieritreritra oe mba misy coco kely iany, hay kay tena coco vide lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Milay ra TVN a!hita mitsy oe efa nanomana tsara anle retour nareo dia nety e! clap
Felicitation dia aza atao Question zany ny ASA TANA fa ny tenanay amzay vao afaka hijery kle! sportifsportif

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...