J.Bee'ber 0 Posté(e) le 1 juillet 2008 Manokatra any ty topic ty za mba ahafantarana hoe iza no bandy mety manana jeu PS3 inona avy ireo jeu ireo. Sao mba afaka manao échange am zay tsy mividy doublon am tsisy dikany fotsiny. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 2 juillet 2008 Beelabba a écrit:Manokatra any ty topic ty za mba ahafantarana hoe iza no bandy mety manana jeu PS3 inona avy ireo jeu ireo. Sao mba afaka manao échange am zay tsy mividy doublon am tsisy dikany fotsiny. Sady aty feno ny jeux piratyfa tsy lafo be otran'ny any @laisany any!!!! ..za peso alony tsy manana PS3 na console e!!...na tongava aty spida dia aty elah manangona jeux bobaka!!mdrrrrr... Bon..anareo PS3 ny sehatra ary e!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 2 juillet 2008 Ny jeux bobaka fa ny PS3 TSY MAINTSY MULTISYSTEME raha tsy izany tsy mandeha ilay izy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 6 juillet 2008 ça veut dire hoe efa misy jeux PS3 copie zany any dago sa tsia? Ary mety combien no manao modifications ny cons? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TVN 0 Posté(e) le 21 août 2008 Salut Beelabba, Mbola tsy mety atao multi-système lesy ny PS3 alou hatr@zao, du moins any Asie. Ny tena loza b kou ary d lasa tsy mety modifiéna kou le série xbox360 nivoaka nanomboka il y a 1 mois, dommage tsy misy jeu vam rallye tena mlay sur 360 nefa io no tena efa abordable b prix copie. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
mik-mak 0 Posté(e) le 22 août 2008 TVN a écrit:Salut Beelabba, Mbola tsy mety atao multi-système lesy ny PS3 alou hatr@zao, du moins any Asie. Ny tena loza b kou ary d lasa tsy mety modifiéna kou le série xbox360 nivoaka nanomboka il y a 1 mois, dommage tsy misy jeu vam rallye tena mlay sur 360 nefa io no tena efa abordable b prix copie. ao @ dos PS3 lesy misy oto collan oe PAL na NTSC, ra avy any Asie izy matetika misy NTSC d io mamaky gravage... zay ny fahalalako azy satria io NTSC io nanovanay essai vo aingana Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TVN 0 Posté(e) le 26 août 2008 D aona Mikkah nataony lisany t@ le essai? Ina support nampiasaina, Blue-Ray sa DVD?Ra ny fantatro mantsy ny Pal no possible mamaky dvd (rétro-compatible avec les jeux PS2) d zay natonga azy tara vo nivoaka sur le marché, fa NTSC to tsy mi-reconnaître afa tsy Blue-ray; Refa manontany any Asie alou hatr@ zao mbola lazainy zalah hoe mbola tsy vita.Fa parcontre za nahita sur internet oe possible mampiditra jeux @ le dure fa toa oe sarotra b hono. Beelabba kou ohatrany efa nikôzy anah an'zay ndray andro zay (t@ herintaona), sa mou ina le kôzy iny? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 27 août 2008 Zà miandry Gran Turismo 5 vao mividy PS3 Dia évidemment Gvints (fa io mety ho vidiana aloha) Sady @ izay koa mety efa mba midina ny vidiny Ny jeux de rallye sur console toa ho arcade be daholo fa tsy misy éditeur manao simu toa ny RBR, ce qui veut dire toa tsy dia misy antenaina loatra ny @ iny. Sady ny console en ligne koa mbola payant ny accès au réseau Mbola ho ela isika hilalao RSRBR Live e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 28 août 2008 Fa ny hitako hilay koa zao dia ny hoe misy emulateur na jeux PS3 ahafahana milalao azy @ PC T@ PS1 toa nisy ihany satria za mpilalao Gran Turismo t@ zany. Fa toa tsy nitohy lay izy!! Ilay Gran Turismo kosa angamba no lalaovina @ Gvints fa mety degany be an!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 28 août 2008 Milalao Gran turismo 4 @ volant aza efa masaka be Maika fa GT5 sy Gvint's Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
gdf 0 Posté(e) le 28 novembre 2011 efa ela ela le topic fa valiko ihany, ny PS3 dia efa piraté fa sur dur ihany, eto dago na any asie efa manao an io daholoNy mamadika azy multi dia manodidina ny 100mil fmg eo. Ny game dia mitondra dur PS3 any am le pivarotra dia mi varie 100mil fmg ihany koa ny game iray.Sarotsarotra kely aloha le milalao game am dur fa rehefa mividy le game dia atorin ny pivarotra ny fanaovana azy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites