Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
henintsoa

Rallye SRK

Messages recommandés

Citation :
Ay ve ra-Thomas koa manao be e, otrany tsy reny manko le hitako tany am rencontre farany, sa manao otrany Soaf tsy tia be ol ko? Milay fa be ny adva e.


Mety mba nahazo anareo ihany raha tsy diso taitra loatra ny ambom-po
ka lasa ni-suicide e
Very Happy t@ ss2 (diamond creek) dia efa hoe "calme-toi calme-toi" tsisy farany fa e e e Very Happy tsy nety calme mihitsy !

Ilay t@ rencontre farany iny aho vao ni-copier ilay rsrbr8 ka, fa efa talohan'iny no nilalao rbr (fa tsisy mod).

Fa tsy haiko koa rizalahy fa ohatran'ny tsy dia mandeha mafy ilay evo 6.5 e ! sa ahoana io par rapport @ ilay evo 6 "tsotra" an'ialahy Ra-Soaf ?

Milay be ilay skin an-dra Tsi2 ! cheers mba alefaso mail aty amiko letsy io fa asiako section "Téléchargements" ny blog-ko dia ataoko ao io.

(alefaso koa ny skins-ny hafa e !)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

raha ilay avatar io no préparer-na dia mazoto be ny aty ka lol!lol!lol!aza hitako ka alefany aty tokoa fa mety Soa.......foana ny....fifanenjehatsika [/quote]


Aleho soloina ny avatar fa miketrika ny sasany lol!lol! ary efa saika netin'i rabaininay nody angeh izy io t@ herintaona fa toa mamay b lé vola aloha @ ra-Fanja @ famoahana azy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mc Crash a écrit:
raha ilay avatar io no préparer-na dia mazoto be ny aty ka lol!lol!lol!aza hitako ka alefany aty tokoa fa mety Soa.......foana ny....fifanenjehatsika



Aleho soloina ny avatar fa miketrika ny sasany lol!lol! ary efa saika netin'i rabaininay nody angeh izy io t@ herintaona fa toa mamay b lé vola aloha @ ra-Fanja @ famoahana azy[/quote]
tena novainy ilay avatar marina palepale

Citation :
Mahazo tonga manao classement ve na dia tsy mahay excel aza ?
Tongava leitsy aa pour l'instant (Beels, Radstrom, Soaf aloha)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

za lesy ra soaf tena am le ora tsy maha afaka ana zany a
Néanmoins efa manao copier coller ny temps rehetra a ato, alefako @ la ds 30 min max, d connecté am MSN ko @ io ora io ra ohatra ka
Tsi²> to iova le celtel atsy o atsy d anova skin ko zany la sa lol!

ary raha mba tena otrany zao am skin ataotsika zao mo ny sponsor am rallye tena izy Neutral

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
to iova le celtel atsy o atsy d anova skin ko zany la sa lol!

ary raha mba tena otrany zao am skin ataotsika zao mo ny sponsor am rallye tena izy Neutral


Efa io mihitsy no nentina nanaovana SRK teo e!!! fa raha izao no tena izy mety mafotoka mihitsy lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

vita soaman-tsara ny vérification sy ny résultat SRK 2008. Hisaorana voalohany Big bang izay nanao ny asa manahirana dia ny "copier coller" rehetra.
Dia avy eo Radstrom sy Beels izay niaraka nifampitady t@ temps pendant 2h30 fa mila tanana maromaro @ manaraka eee ( à bon entendeur ....)
Mbola tsy maintsy hampiasana ihany hi RaHents satria izy no hanao ny famoahana ny résultat ato @ site koa dia mazotoa eee

cheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
rlerony mbola manao RBR ao ampiasana d overbooké ko
lol!lol!

tena overbooké marina v , RaHents fa tsy mbola ao le classement MRC après SRK eee ShockedShocked

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
rariva letsy no havoaka lol!lol!


Tena overbooké kosa ngamba lery fa maraina ihany ity ny andro koh lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...