Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Dude1111

RDV "SOoOOOOOooooOOOOOoooOoo6666666666"

Messages recommandés

2ème sessions du mois de Juillet? Rolling Eyes
Bobaka mihitsy no nangataka!! Za anatiny Cool

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Niantso any RaBeels izaho dia hoa avy aty @ko lery rahariva ka raovina ny fotoana mety mba hihaona @ lery

+1 am ilay 2eme rencontre juillet

ndao atao am zoma e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
+1 am le 2ème session fa mba mangataka raha mety am zoma eriny raha tsy efa lasa dadatoa beels. sinon ze lanin'ny be sy ny maro ihany e. mba anjaranay ndray no mipitrapitra e.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
EmbarassedEmbarassedEmbarassed tena mba rôvina no hifampizara sosisy ry zalahy an...tena hitondrako lé spécialité an'ny tanàna mintsy..tena favy...sa aona ry His?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

SSSSSSUUUUUUUURRRRRRRRR
D @ zoma zao zany ko, fa tondé ataovy masaka ny so6 fa ra soaf somary sairana Embarassed

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Zà letsy tena tsy afaka fa hijery cabaret Rija Ramanantoanina ary @ CEMES kle scratch

Tsy azo ialana intsony fa efa ni-promettre hoe ho any scratch

Faly mahafantatra an'i Beels dia @ manaraka indray mihaona e (enga anie)

@ Alahady izao aho manao SRK ao à RSRBR Live, Mitsu Evo 6.5 no daba (mitovy @ ny an'i Soafahana Very Happy ) - mbola hanamboatra skin raha tratra (fa version "fotsy be" tsisy stickers zao no hanaovana essais Very Happy )

Ho apetrako ao @ blog ao (www.racing-passion.info) ny compte-rendu-ny essais sy ny course. Ny essais aloha mandeha tsara izao sady mba nahita réglages mba intéressants ihany (fa miankina @ pilotage sisa ny ambiny Very Happy )

Okay daholo e !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
merci prezda fa vita ilay install. efa am 22h mahery zay maly mbola nanao essai an ilay rbr foana. dia Tsi2 tsy nety Nody nefa mbola haterina ary ambohitrarahaba! androany mbola hiditra am 8h....
tamana be ledala, rahatsy noforcer-na tsy nety nody fa dia Sikakama foana!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lol!lol! Ka ny dose quotidien lesy tsy maintsy tadiavina a! sady hain'là ihany fa ny matos-ko nitsipaka (hatramin'izao mbola manao desinfection foana), sinon misy bug ry zalah le RSRBR @vista a! fa soa ihany aloha fa ny rediff no manondrana e!!!
fa ny installation aloh dia tena henjana e! efa saika kivy zay mitsam lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Za zany mba mangataka Session iarahana indray ato ho ato mba hifampizarana reglage sy astuces bobaka fa tena efa ela zay tsisy session zay! BasketballBasketballBasketball

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Christophe B+ a écrit:
Za zany mba mangataka Session iarahana indray ato ho ato mba hifampizarana reglage sy astuces bobaka fa tena efa ela zay tsisy session zay! BasketballBasketballBasketball


+1..fa zany hoe ilay reglage anie zao dia reglage fôsika no homen'ry lerony ao e !!!! RazzRazzRazz ....aza dia miantehatra @iny loatra!! lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...