Bigbang 0 Posté(e) le 21 avril 2008 Ono hoa maninona moa isika ra mamorona ecuries ao am rallysiem e???? genre en le wacky races team, Belgium Rallyesim Racing Team, ... mety ve dia iza no mahay ny fanaovana azy so de fantatra ialahy lesy ry Beellabba, ela mba efa moderateur ao am rallyesim ao ihany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 21 avril 2008 mety milay zany ra tsika jiaby kouhh team rallygasy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 21 avril 2008 Mila approbation avy @ ry Phil sy ry Villou angamba vao afaka manao any izany ecurie izany koa dia miangavy any ra Beels Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 21 avril 2008 Efa niresaka tam Beellabba ao dia normalement zany tsy afaka mcréer ecurie tsony fa efa betsaka ono, fa zany hoe i défendre ny cause tsika any lery de ho ita eo e de 10 ihany koa ono no afaka miditra e: ra ny isatsika nefa toa efa miotra ny 10, ka ngamba ze tena mazoto iany no tafiditra ao Qui dit écurie dit responsabilité koa fa tsy de goavana fa genre ny hoe mi controler zay post ao am écurie nareo, migerer ny effectif ... Dia mila bandy manao ecurie manager sy assistant 1 iza no vonona oo, aza misisika an ho ita eo zany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 21 avril 2008 Ny creation na écurie moa zany dia ny admin ny rallyesim no manao azy. Donc ry Fabynou, Jim, Fifou, Aube sy ny sisa no mikarakara an'io. En temps que membre ny rallyesim sy adhérent, dia azoko atao iany nefa ny miresaka am zareo. Arak'ny nambaran'i BigBang, dia 10 iany no isany ny membre na écurie dont un ecurie manager et un adjoint. Perso aloha za mino fa tsy dia koa na tsy tafiditra écurie daholo ny bandy. fa tadidio fa misy championnat entre écuries ko ao am rallyesim. Avy eo, dia ra creer tokotrany lay écurie, dia tadidio fa tsy maintsy soumis am règlement ny rallyesim io, arry tsy maintsy inscrit ao am forum ny rallyesim zay pilote ao am io ecurie io.Kanefa, na tsy ao am ecurie io nareo, dia conseilleko iany ny bandy hafa mba hiditra membre ao am rallyesim. Avy eo, avelako laisany ijery hoe iza avy ny hiditra ao am lay ecurie. Za anao ny intervention rehetra zay azo atao. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 21 avril 2008 za partant foanééééé Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 21 avril 2008 Ny tsara dia constituer-na eto aloha ireo izay ho ao anatin'ilay team Amin'izay matotra tsara!! Avy eo Beelaba manao izay intervetion tokony ho atao Za aloha dia membre tsotra!! Mi-propose hoe aleo ireo izay efa zatra rallyesim (Beelaba, bigbang, Dodanen ...) no team manager sy adjoint Dia sinon, mba hazavaina kely eto hoe inona avy @ ambangovangony ny condition sy reglement rallysim tsy maintsy arahin'ny tsirairay!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 21 avril 2008 Bon, za aloha efa angager am na team miaraka am ra Sylpheed donc mety ho sarotra iany ny ialako ao. Sady en plus koa am ny role na modérateur ny forum anglisy sy responsable ny communication exterieur ny rallyesim ana dia tena mety ho sarotra iany. Kanefa ny championnat gasy aloha no tena tiako ho lancena. Avy eo ny reglement ny rallyesim dia mino aho fa tsy dia samihafa am zay règlement ny forum hafa. De toute façon, efa nanomboka ny intervention ary efa misy point positif donc inviteko nareo mba ikarakara any ty ecurie rallygasy ty. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 22 avril 2008 Tairo ry zalah !!!..zay ndray goo foana ee!!!... l'essentiel c de participer hoy ny vozongo zay!!!! ... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 22 avril 2008 Ny aty koa mazoto foana fa raha misy ny toerana dia hiditra @ ilay team gasy Fa izao aloha dia hanomboka reco Jovenna 2008 (RBR) dia alefa eto ny temps rehefa mahavita Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 22 avril 2008 Raha atoko liste kely isika dia ireto: 1- Dodanen 2- Bigbang 3- Ramatoa 4- His 5- Dadah 6- KGB 7- Peno 8- Soahafana 9- McCrash 10- iza? soit: emsics, Tsi², Herjo, Bibill, Maximumattack, sy ireo tsy tadidiko (zafad an ) sy ireo izay mbola ho avy DODANEN for president for King mantsy e (kopy ela b) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 22 avril 2008 dodanen ---> Président bigbang "bangbang" ------> vice-président "à voter" Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 22 avril 2008 Zay ko GO foana. Fa tsy aleo ve zany ao anaty fihaonana mintsy no dinihina ry zala. Sady ela ange zay e. Dodanen The King Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 22 avril 2008 Bonne nouvelle les gars ! ! ! ! ! ! ! ! ! ! ! Après demande auprès de Rallyesim, les admins sont d'accord pour créer une écurie gasy, et si vous êtes 20, et bien.... ils créeront 2 écuries. Tsy vazivazy fa tena sérieux io a. Donc jereo tsara firy ny bandy vonona hiditra ao anaty écurie fa ra ampy 20, dia tonga dia 2 écuries no sokafan'zareo ho an'tsika. Maintenant, ny mikasika ny sary sy ni sisa dia samy manao projet na bannières pour 1 voire 2 écuries. Za anao projet de mon coté dia afficheko eto iany rehefa vita. Pour la bannière, elle doit être en 500*100 Il faut aussi qu'il y ait un petit texte de présentation el le nom du préparateur (écurie manager). Donc 2 préparateurs si vous voulez 2 écuries. Ny texte de présentation dia en français, plus en anglais et en malgache si possible. Jereo eto am ty pejy ty ny modèle: http://rallyesim.com/rsrbrlive08/stables.asp Ka aleo zay pro ny photoshop mba anome tanana. Za eto iany ra mila fanampiana. Ny eritreretiko dia ho any nlay écurie voalohany dia aleo atao hoe team Rallygasy lay faharoa ra toa ka asiana dia itadiavana anarana hafa. Ty misy modèle nataoko vite fait, fa raha ny hitako tsara dia lay subaru am site rallygasy no atao fond dia asiana soratra hoe "Team rallygasy" avec la même police, mety ilay. Samy mba imaginatif, ary zay ho preparateur aoka mba ieritreritra tsara. Ny tena tsara dia asiana réunion kely mintsy entre nareo. Mety virtuel ty tantara ty, fa aleo raisina au sérieux iany. Sinon, ny angatahan'zareo dia zay miditra ao am écurie dia tsy maintsy miditra membre ao am Rallyesim, donc tsy maintsy manao inscription am forum Rallyesim. Ka samy miheritreritra. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 23 avril 2008 Milay lesy aa!! ...mafinaritra refa mazoto otr'zao daholo isika!!!...Ka za pour an'ilay asiana fihonana kely aprés Jovena handinihina milamina an'io raharaha io. Ka asa ina no maha afaka an'ny rehetra izay interessé...1mai zao mety??..sa 30alina??asakasak'isika iany io Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 23 avril 2008 Gluuup Kenda rora mihitsy za Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 23 avril 2008 tsy maintsy hisara-panambadiana ihany raha zao no mitohy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 23 avril 2008 Mc Crash a écrit:tsy maintsy hisara-panambadiana ihany raha zao no mitohy Tsofiko rano ee!!!!...tadidio fotsiny fa refa manina sy leo RBR elah tsy maintsy hoe hiverina any @ vady iany!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 23 avril 2008 nenay alo tsy mampaninona azy amzay ono mijanona ao atrano fa aho manao RBR fa tsy mivoka alina ami-tsisy dikany, fantany koa i dodanen fa endry b refa oe ho any am dodanen le am alina b reny d tsy koi Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 23 avril 2008 milay bé ééé!!! anao proposition ana bannière koa za zany éé Ny hevitro dé manao concours de bannière dé samy mipropose daholo!! Question : ny logo rallygasy vé azo ampiaisaina amin'io??? Momba ny président dé ny vote-ko efa lasa ry zalah fa i Dodanen iany ny ahy Anaovako propangandy mintsy ela ra dodanen aaa Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 23 avril 2008 ramatoa a écrit:Momba ny président dé ny vote-ko efa lasa ry zalah fa i Dodanen iany ny ahy Anaovako propangandy mintsy ela ra dodanen aaa Aleo refa mifankahita manao assemblé general kely mintsy ee!!!!!! ..zay no mety fa tsy tonotononina fahatany eto fotsiny ny bandy !!!!mdrrrrrr concernant lé banière alony tonga dia tsoriko fa za tsy mahay milalao photoshop ee!!! aleo avela ho an'laisany io !!!!!! ..mandray izay vokatri'ny tanan'laisany eo za!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 23 avril 2008 ALeo samy manao dia hita eo!! Ny logo tsisy blem Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 23 avril 2008 Wep, aleo samy manao dia hita eo iany zay ho tazomina. Ra ny tsara aloha dia aleo au plus tard avant ny 10 mai eo ho eo no finalisena ty resaka ty. Ka samy mietsiketsika. Satria za, manomboka ny 15 mai eo dia tokony tsy ho eo fa andé any Istres pour une semaine dia avy eo any angleterre mety 2 semaines eo. DOnc pendant 3 semaines mety ho absent za sady tsy fantako na isy internet na tsia. Mrina fa misy ny Cybercafe sy ny sisa fa aleo iany mailo. Tonga dia eritrereto koa hoe firy ny bandy, ra sendra ampy 20 iany anaovana écurie roa. Ka samy mikofoka daholo ra vao vita ny Rallye Jovenna (tena izy). OK Ok daholo. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 23 avril 2008 Ok milay B izany ary ny eritreritro dia ny 20 ataoko fa ho feno fa ny assiduité ny mpilalao no tsy aiko. Confirmer-na à partir de Lundi ny fihaonana fa izao aloha mbola sady mangovitra @ ilay session rahapitso no sady manao reco mafy ary mbola mangitakitaky ny hiomana hi jery Jovenna Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 2 mai 2008 Participation kely @ ilay banner: Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 2 mai 2008 Revin'ny Bandy Rehetra mmialy bé io klé Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 2 mai 2008 His a écrit:Participation kely @ ilay banner: Sô dia tokony ny 205 in'Matio no apetraka eo fa tsy io subaru io?? ..@zay mba à jour tsr tsika !!!! Manadala aho ka... ia ça va io ka...za alony tia ee!!!...za koa moa tsy mahay manao rahateo ka tsy dia manan-tsafidy loatra!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 6 mai 2008 Ptite question: C'est quoi le Team et c'est quoi l'écurie!!? Inona no maha-samihafa azy!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 6 mai 2008 ny team mitovy daolo ny vam ny mikambana ao: genre Citroen Word Rally Team (C4 daolo), SWRT (subaru daolo)... ny ecurie otran'ny hoe TMF e!: subaru, clio, ... (tsy mitovy ny vam ny mpikambana) ra tsy diso a Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 6 mai 2008 Exact Bigbang. Ecurie: voitures différentes Team voitures différentes Ny pilotes am'na écurie iray dia mety pilote am ty iray hafa. Exemple moi: Ecurie CSO et manager Team Stobart Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 19 mai 2008 Finaliser-o @zay marina ity ry zalahy!! Hita fa dia efa maro tokoa isika Inona no tsy vita ry Beelabba? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 19 mai 2008 +1 raiketo @ izay ilay team sa misy mbola atao Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 19 mai 2008 tairo am'zay ary raiketina ty ééé!!! zay mazoto ann Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 20 mai 2008 Bon averiko ato ndray Misoratra anarana ato am écurie o!! Bangbang , N° 988 Je promets de respecter l'image d'un bon kofa gasy: cf KGB ou Hents pour les détails Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 20 mai 2008 A mon tour Ramatoa, n°284 je jure devant les dieux du rally et de RBR de respecter la charte du bon kofa gasy :cf BIG et KGB pour les détails Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 20 mai 2008 Vonona ka dadah n° 771 Hiditra amin'izany fikambanan'ny kofa gasy tena izy manaraka fotsiny eny e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 20 mai 2008 M'zava ho azy fa dia mirotsaka koa zahay!! His n°518 Kofa gasy tena izy tokoa Sady hiezaka ny hanatanteraka session @ zay Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 20 mai 2008 Zay koa: Latvalaza N°858 je jure devant les dieux du rally et de RBR de respecter la charte du bon kofa gasy :cf BIG et KGB pour les détails (copier coller hents ) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 20 mai 2008 Mc_crash N°546 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 20 mai 2008 Je suis un très très bon kofa Gasy donc MAX N° 1516 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 20 mai 2008 Soafahana 676 Je jure, implore, crache et tout ce qu'il faudrait dire dans les prestations de serment mais j'espère que le Team ne sera pas un Team de Saosisy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 20 mai 2008 Récap kely: -Soafahana N° 676 -MAX N° 1516 -Latvalaza N° 858 -His N° 518 -Bangbang N° 988 -Ramatoa n°284 -dadah N° 771 -Mc_crash N°546 reste plu ke 2, nefa D aoana ny bandy sasany refa feno 10 leiz Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 20 mai 2008 tena diso fa azafady Mc_crash N°536 fa tsy 546 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 20 mai 2008 Soafahana a écrit:Soafahana 676 Je jure, implore, crache et tout ce qu'il faudrait dire dans les prestations de serment mais j'espère que le Team ne sera pas un Team de Saosisy Je crains que ce sera le cas team sosisy hihihihi Bon pour l'instant on voit qui est intéressé, ensuite on avisera pour créer le deuxième team ou non et voir qui sera dans quel team (toute façon je pense que les 2 teams ne feront qu'un seul non?? ---> ce seront des team jumeaux de la confrèrie de la saucisse) Il manque encore dans la liste Peno, Dodanen (si tu viens pas on va faire une pétition pour ton retour ), tsi2, Papalé, maximum attack (faudrait le contacter lui là ), emsics et tous les autres gasy (andré echappement??? gasiah???? désolé si j'en ai oublié hein. Presser vous de vous inscrire, des saucisses à la clé pour les premiers (il en faut pas plus pour nous motiver ) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 20 mai 2008 Bon, rehefa vita ny liste na 10 pilotes, dia mila apetraho eto na alefa so mail any amiko lay liste. Zao avy no ilaiko ao anaty liste: - Pseudos et numéros des pilotes - Nom du Team manager et de son adjoint - La bannière au format imposé (normalement iny efa ok) - un petit texte en français, malagasy et anglais si possible (pas très long, mais pour présenter la team) Enfin, ny membre ny team tsy maintsy manana compte ao am forum rallyesim Une fois tout ça fait, j'envoie le tout à Jim qui créera l'écurie. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 20 mai 2008 Ne m'oublie pas Peno 557 Je jure devant le dieu du Rallye de bien respecter les arbres et les spectateurs; bien négocier les virages et ne pas faire des saucisses au milieu des SS Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 21 mai 2008 Hi Papalé hono ok@ ilay team fa mbola hanao inscription Rallyesim dia lazaina eto ihany ny Login sy N° Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 21 mai 2008 KGB MAX a écrit:Récap kely: -Soafahana N° 676 -MAX N° 1516 -Latvalaza N° 858 -His N° 518 -Bangbang N° 988 -Ramatoa n°284 -dadah N° 771 -Mc_crash N°546 reste plu ke 2, nefa D aoana ny bandy sasany refa feno 10 leiz + an Peno sy Papale zany la liste est complete ary ny kofa sasany zany? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites