Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
His

Jeux

Messages recommandés

kenworth a écrit:
efa naazo ilay cd RBR (fa mbola vo hi télécharger an ilay rsrbr) dia mba misy fanontaniana kely :
lisany reo ve zany efa mahazo 1ère place niveau expert doly? Mba ieritreretana hoe eza ho eza le niveau ilaina vo mitonatonana manao an le live
Sa oe aleo mintsy klou mikotsana am le tsotra d miandry an le rsrbr 2012 ?

otran ao anaty encyclopedie ao ny tena valin zay a Wink

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
kenworth a écrit:
efa naazo ilay cd RBR (fa mbola vo hi télécharger an ilay rsrbr) dia mba misy fanontaniana kely :
lisany reo ve zany efa mahazo 1ère place niveau expert doly? Mba ieritreretana hoe eza ho eza le niveau ilaina vo mitonatonana manao an le live
Sa oe aleo mintsy klou mikotsana am le tsotra d miandry an le rsrbr 2012 ?

Aza matahotra ny hirobo-drano na tsy mahay milomano aza fa samy nosoran Reniny menaka lesy ka na poulet aza vo manomboka tsy atao ahamenatra izany fa efa teo daholo no nandalo ny rehetra vo nahazo expérience fa rehefa misy zavatra ilaina na misy blem dia tongava eto na mandefasa MP @ bandy eto. Sinon koa midira forum Rallyesim.com fa ao koa feno fanampiana bobaka be.
Za zao hiverina hanao 2012 fa sur fa ho poulet total fa miezaka ny mivotra de ho ita eo ny hiafarany e!!!!!

duelduelduelduelduelduel

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
rirymaster a écrit:

Raha ialahy io miverina mikotrana tapak andro fotsiny dia miverina daholo ny automatismes rehetra

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
sali doly e,
Iza no tena mbo afaka mi "partager" an le rsrbr 2012 sy pack voiture sns fa tena le koneksako farak ze ratsy be mintsy kle, tena ts ho votelechargé mints le entana, ts koi na oe vidina aza.
D momban le club sy écurie sy ligue sns eza ho eza no tokony hisy ny bandy am zany ? Otran ts kopy ninin mints kle...
misaotra mialoha e !

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Famporisihana ny bandy rehetra mbola te hiroboka am le RBR

1an teo eo zay no nidirako tam le RBR, tam zany subaru N14 prodrive no fentiko, taty aoriana vo nitondra URT, ary io daba farany io no nahatonga ahy nahazo titre maro tam championnat de madagascar des rallyes virtuels (en ligne et contest ao am palais des sports).

Pour vous dire oe tena mbola "poulet" b tam vo niditra fa avy eo mivoatra tsikelikely foana à force manao an le izy matetika, ny daba maitriséna kokoa, ny lalana lasa hay kokoa :

oatra tam za vo nanao Noiker (japon) tam volohany tena 7,50 ny tps vitako, tam faran taona teo nefa efa nidina 7,08 nefa daba mitovy iany (subaru imprezza URT N4_2 izy tam 2012 teo fa zao efa niova classe no lasa natanjaka kokoa any am R4 any). Pour vous dire koa hoe ny réglage dia tena mikaonty b mintsy am le RBR (eo iany koa ny fahaizana lalana) Fa le lalana zany tsy hoe enarana tsianjery, fa hay oazy nefa le izy refa miverimberina fona am championnats en ligne sns

Ny resaka matos indray, ny manette mora vidy fa sarotra lavitra noho ny volant ny manao an le RBR aminy, ra possible d tena aleo volant. Kanefa tsara iany le base azo avy am manette, lasa mora kokoa miakatra volant avy eo.

Raha te ho performant am manette d reto avy no ts maintsy régléna : angle de braquage sy pression frein (any am 4500 any vo ts mi bloquer ny pneu). Ny ambiny miankina am feeling an tsirairay amzay, ny bandy sasany mikitika différentiel, ny sasany tsia, etc.

Ny olana am manette dia tsy afaka milalao corde mintsy anaty virage d lasa very ftona fona dans tous les cas. Ny maharatsy an le manette dia à chaque toucher de direction enao otran hoe manao coup de volant b foana, donc sur les nerfs fona mandrapavitan spéciale iray MDR. Ny avantage-ny fotsiny dia mora redresséna ny daba refa lasa mitsivalana loatra. Kanefa refa am volant tena vitsy d vitsy ny chance hitsivalanan le daba, afaka milalao corde tsara, trajectoires plus précises sns, donc...

Ny notes copilote aleo ovaina (avec pacenote manager), ny vue koa (avec camhack) : am le RSRBR2013 doly no misy an zany

Ny tsara dia tonga dia miditra team mintsy fa zay no rapida indrindra ra te hivoatra rapida, satri lasa manao championnats matetika (y compris championnats étrangers), no sady manana référence sy tanjona vaovao foana. Sady hafa mintsy koa le revy tafaraka samy tia an le izy e !

Ny hamaranana azy ngamba dia le RBR dia fenarana foana e, za am zao mbola betsaka ny ts aiko momban io (surtout tarmac MDR) no sady vo 1an koa moa izay. Fa refa miditra am le izy zany d aza mora kivy fotsiny e LOL. Ny bandy rehetra tam vo nanao an io tsisy nahavita spegany ray zany, fa hoy ny fitenenana hoe c'est en forgeant que l'on devient un forgeron !

Eto ampamaranana dia misaotra betsaka ny bandy rehetra zay nanampy betsaka tokoa tam lafiny rehetra, d courage hoan ze vo hiditra fa vitan oul afa v ts ho vitan lisany e !!

Sur ce, rendez-vous dans les spéciales campercamperduelduel
@ ++

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Misaotra an'i kenworth mizara ny experience.
Bonne saison 2013 daholo ary e.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Merci Kenworth, tadidiko mitsy t@ herintaona Kenworth 10s taorianako foana, afaka 3 mois teo tonga de 20s ao alohako
Fa tonga de gaga elah affraidaffraid

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...