His 0 Posté(e) le 17 mars 2008 Ka ny loza ary ange ry ngahy dia ity e: tsy mbola azoko hatramin'izao ny mombamomba ilay live!! Nanao inscription t@ site rallysim aloha za. Avy eo ahoana?!! Ahoana no atao rehefa mba te hilalao ilay live @zay Fanina tanteraka ny tenanay omaly. Sinon, degany be ilay programme Argentine Mba nanandrana ny ES1 fa ny vody hazo no tena notsidihina matetika Tsy maintsy hoe avy any @ farany ihany ngamba!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 17 mars 2008 manao "ouvrir une session" dia ao na manao session public raha misy na manao an'lay global session; Afaka koa ianao mamorona session public via rallyesim ihany. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
invité 0 Posté(e) le 17 mars 2008 His a écrit:Ka ny loza ary ange ry ngahy dia ity e: tsy mbola azoko hatramin'izao ny mombamomba ilay live!! Mandalova vety² ao @bigbang ao @... ao ambatomi.... refa misy fotoana iny dia azavain'lery am'detail mintsy ny fanaovana azy e !!!! ..sahona §§§?? ....fa serieux zany ka... lava² iany leiz raha azavaina eto ko !! ny tsr dia azavaina mivantana mintsy @zay tonga dia milamina tsr sady aingana!! @zay koa mba sura fa inscrit sy mandray anjara @ argentine !!! ..sô d ho tratra otran'I Ramatoa eo hoe au dernier moment vô mi-bug lé live !!!hihihi Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 18 mars 2008 invité a écrit:His a écrit:Ka ny loza ary ange ry ngahy dia ity e: tsy mbola azoko hatramin'izao ny mombamomba ilay live!! sô d ho tratra otran'I Ramatoa eo hoe au dernier moment vô mi-bug lé live !!!hihihi Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 18 mars 2008 Izay aloha marina e!! Bigbang alefao MP ny num dia aleo miantso za fa tsy afaka mivezivezy loatra manko tato ho ato!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 18 mars 2008 Sô dia mbva misy malalatanana "hizara" setup ford focus06 fa tô io daholo ny vam hentitsika gasy ao?? Tena tsy haiko mihintsy tsin' lé mi-réglé an'azy zany é!! hita mihintsy nefa ny lesoka amin'ny SS raha vao midongona fa lasa sarotra tazomina nedala Misy mazoto vé na hampianatra hi-reglé an'lé vam aza ny tsara noho lé mizara?? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
invité 0 Posté(e) le 18 mars 2008 io ry beels aa !!!!!mdrrrr ...ampianaro manao mecanicien ny gasy eee !!!!hihihihihi Beels no mpanjakan'ny reglage raha volant Herjo no tompony raha Manety !!!hiih...vs avez l'embara du choix !!!!!hiihiihhihi Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Herjo 0 Posté(e) le 19 mars 2008 Ka za ange tsy mahay reglages tsara akory e Vao taloha kelin'iny rallye de Mexique iny aho vao tena nikaroka fa tena tsy nety tsara ny temps. De ity fichier tao @ Rallyesim ity ihany no nangalako tahaka de ovaovana araka ny sensation sy ny chrono eo le izy... Mazava ihany le fanazavana ao, no sady misy exemple de avy amin'niny no miainga mitady règlages perso http://tutoriels.rallyesim.fr/reglages_rbr.pdf Mila mikaroka, ary mila mandeha be dia be mandra-pahita izay reglages ahazahoana bon temps sy bon feeling @ le vam. Mazotoa ry zalahy a Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 20 mars 2008 Rehefa avy natoron'i bigbang (saotra e!!) tsara ny fandehan'ilay live zahay omaly , dia mba nilalao nanandrana. Nifanena t@ dadah tao @ ilay session "reco" an'i ramatoa. Nahafinaritra ilay izy ka!! Somary fanina kely fotsiny teo @ ilay décompte temps de départ iny. Fa bon, hita miandalana eny ihany ny tena mety aminy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 20 mars 2008 ketreo le championnat entre gasy aza e, mila mroule fona, manova foana alo public session mba ho zatra tsara am le live Mety ho misy pluie lé argentine an, mzara iany manao reco am avy orana http://www.americas-fr.com/meteo/forecast.php?zip=ARCA0023 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 20 mars 2008 His a écrit:Nifanena t@ dadah tao @ ilay session "reco" an'i ramatoa. Diso foana za mi-créer session fa amin'ny 22h aty amintsika no tiako anaovan'azy dia lasa 22h no ampidiriko ao aminl'ay session dia lasa minuit aty amintsika. -> efa matory za amin'zany fa mbola hiasa matin kouh. Aleo marina ndray zany hikotrana pluie am'lé journée samedi dimanche. mbola ireo spéciale du vendredi aloha zao no masahana . rariva ndray za amin'ny 22h manao reco ndray zay mazoto. mbola ny spécial day1 ihany foana no atao aloha. mazoto daholo éé Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 20 mars 2008 T@ 22h teo zay no nanao tao ko!! Marina ihany iny!! Zay mbola manandrana alo rehefa avy eo!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 20 mars 2008 am'firy ary zany ééé!!! za koa efa avy nikotrana kely tao teo!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 20 mars 2008 Misy session dadah ao fa toa hoe 21h ilay soratra ao!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 20 mars 2008 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 20 mars 2008 dadah a écrit: rapitso ndray na amin'week end manao ndray tsika éé!! aleo hikotrana milay aloha éé zakoa zany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 21 mars 2008 Rehefa nijery ny niveau-ko par rapport @ zay nanao tao @ ilay session alina zany za dia nahita fa larguer tanteraka Mila kotrana be mihitsy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 21 mars 2008 Kaiza kaiza ! ! Tena tady ho tara zay zany a! Efa tena miroule bé daholo nareo zany. Bon, ho any zay mila setup dia rehefa manao session mihaona, na mifankahita am MSN. Désolé fa zay iany ny solution. Ary ahoana zany resaka championnat samy gasy zany?? Mety ilay a. Mba sorato eto ry zala ny lera ny session nareo (preciser si heure dago) mba afahako miroule miaraka @ nareo ra malalaka aho Sura daholo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
invité 0 Posté(e) le 21 mars 2008 Ahona daholo ry zalà !!!!... ity ry zalà mba misy soso-kevitra hitako a: andao mba hiaraka hi-roule kely @iny semaine ambony iny e??sa kamo laisany?? ny tiako tenenina @ilay hoe miaraka mi-roule dia hoe miaraka milalao @toerana iray mihintsy isika dia eo no mifampizara traikefa sahona??za sy big bang zao no efa ok, fa izay hanampy raisina an'tanan-droa. Ny toerana moa dia aty amiko dia ny fotoana anaovana azy izay tapak'isika eto ( na alina ary tsy koi satria iny no libre ny rehetra). Ka teneno iany raha interessé laisany e!!!..sinon tsy koi fa adaboka Endre tsr daholo Doda Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 21 mars 2008 dé samy mitondraz ny PC any zany vé Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 22 mars 2008 efa misy pc2 iany any ka, tam 02 maraina vao natory tsy nijery pointe fa nanao RBR Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
invité 0 Posté(e) le 22 mars 2008 au fait ilay izy anie pc2 no ampiasain'tsika ee (PC1 volant dia PC2 manette)!!!.. Dia atao en alternace dia aveo atao @ excel ny calcul temps...tsy atao en ligne zany ilay izy fa entre antsika alony e!!zany hoe izany tsy manakana antsika hanokatra public session an Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 22 mars 2008 Milay ny initiative nareo. Ataovy milay io session nareo io, raha sendra mandé manao session publique nareo dia teneno aho fa jereko eo iany ny fandéhany. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
invité 0 Posté(e) le 22 mars 2008 Beelabba a écrit:Milay ny initiative nareo. Ataovy milay io session nareo io, raha sendra mandé manao session publique nareo dia teneno aho fa jereko eo iany ny fandéhany. ok..surement alony ho maro² ny public session atao @iny smn prochaine iny e!!...Kozina eo iany ra beels !!.. na dia efa enjana be aza !!!!!!!mdrrrr ( mba reference ho anay koa ee!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 22 mars 2008 Bon, aleo manokatra sujet iray hisaky ny misy session public. @ zay mora hita sy fantatra ilay izy Sinon, tsy contre mihitsy zay @ mety ho fiahonana Ny tsara aloha dia alina e!! Mba lazao eto ny proposition (genre jeudi alina ohatra ) Misy tokoa aloha reo efa henjana e!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 24 mars 2008 tratry ny paska daholo ééé milay zany fa za aloha dé tsy afaka am'lé sassion iarahana fa miaraka ao amin'ny session public dé poinss. zay fa sura fa iroule bé tsika am'ty semaine ty Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 25 mars 2008 iza ary no mazoto hanao reco rally complet rariva vers 21h30~22h any??? hanokafatsika session reco gasy mba miaraka daholo é Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 25 mars 2008 Efa saika hi proposer an'io fihaonana réel io ny tenanay izay tratran'ilay hoe tsy tsara ny connexion any an-trano no tsy misy fika indray ny aty am-piasana amin'ilay ora. fa dia mba ilazao ihany rehafa tanteraka fa vonona e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 25 mars 2008 TSy maintsy manao mis a jour 1.0.7 ve ry zala vo afaka manao an'lé reco rariva? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 25 mars 2008 oui obligatoire io mise à jour io sinon tsy tafiditra amina session Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
invité 0 Posté(e) le 25 mars 2008 emsics a écrit:Efa saika hi proposer an'io fihaonana réel io ny tenanay izay tratran'ilay hoe tsy tsara ny connexion any an-trano no tsy misy fika indray ny aty am-piasana amin'ilay ora. fa dia mba ilazao ihany rehafa tanteraka fa vonona e! De toute façon anie lesy za koa tsy manana connection tsr any an-trano fa carte wanadoo no ampiasaiko e!!!!..hihihhi.. dia deconectena foana refa depart ES d refa vita ny ES zay vô konectena ( @zay tsy mandany carte !!mdr) dia alefa manuel any @ rallysim ny tps... ( tsy maintsy hoe zay rehefa mitsinjo ny vody andro merika ee !!!! ) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
invité 0 Posté(e) le 25 mars 2008 Mc Crash a écrit:TSy maintsy manao mis a jour 1.0.7 ve ry zala vo afaka manao an'lé reco rariva? Alaivo any @ big bang lé MAJ raha sahirana lah mitady azy e!!!!mdrrrrr..... (hay moa za marina mbola tsy manana an'iny !!!!!!!!!) ..soa iany fa nampatsiahy laisany.. Tonga masiaka za ra-bigy haka an'iny aa!!mdr Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
invité 0 Posté(e) le 25 mars 2008 hayy.... nainga adinoko : aza adino ilay broullard sy ilay pluie refa mi-créer an'ilay session publique ann!!!! sô tsika dia hikotrana @tany maina be nefa piste humide no hanaivana @tena izy !!!!... ( tandremo ny choix pneumatiques).Za manokana alony efa nanandrana an'lay broullard fa tena Ta..... beeeeeee!!!!!!!!!) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité bigy Posté(e) le 25 mars 2008 ie manome mise à jour rsrbr gratos a bigbang Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 25 mars 2008 efa lasa 1.0.8 indary aza le MAJ Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 25 mars 2008 Tô ilay 1.0.7 iany no obligatoire hono ka... mbola hono² zany fa andraso confirmena Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 25 mars 2008 tsy aleo ve aloha ny androany kotranana sans pluie ni brouillard mba mizatra tsara an'ilay piste dia rapitso ndray manao avec brouillard Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 26 mars 2008 Mbola ilay 1.0.7 no obligatoire fa tsara ihany koa ny manana ilay 1.0.8 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 26 mars 2008 aza maika am le 1.0.8 fa otrany mdégat an!! ary i Poeticturbo nga tsy milalao RBR tsony e, otrany navitrika iany lery tam ty premiere pagen'ty sujet ty Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 26 mars 2008 ny anah mandeh tsara 1.0.8 aloha hatramzao Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 1 avril 2008 Ry zalahy efa mba habitué @ RSRBRLive: mety hisy fika ve ny hanaovana Championnat Malagasy. Ny principe mitovy @ championnat du monde ihany fa mba ny calendrier gasy indray no mitondra azy sy ny spegany gasy Sa misy fika hafa mety hanantanterahana io revy iray io Misokatra ny adi-hevitra Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 1 avril 2008 ry beells no metymahay ny valiny fa ny tsara aloha dia "mi-recruter" RBR-iste hanao live aloha dia am'zay mba misimisy tsika. tsara aloha fa efa manomboka bobaka ihany tsika ami'ty revy ty. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 1 avril 2008 Ie possible mihintsy ny hanaovana championat gasy ka... fa zany hoe mila participant bobaka be isika premièrement. Satria jereo zao ny championat portugais bobaka be ry lerony dia afaka ni-créer ny propre championat-ny. Marina fa efa mé-betsaka isika fa zany hoe raha isika è sa 8 reo fotsiny ny hoe hanangana championat mety mbola ho sarotra !!!!..aleo alony hamaritak'isika ilay izy d rehefa betsaka ny participant dia mande ho azy io !!!! dia en mm tps koa isika tokony mivoatra miandalana eny ann !!!hihihhihi... Fa possible tsr mintsy zany ka... Fa ny tena tsr alony dia raha misy mahay mi-manipuler an'ilay bobtrackbuilder iny e!!! toundé ES ety @tsika tena izy no hanaovana!!!! ms bon.... ça relève encore du rêve heinn....hihihih... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 3 avril 2008 Tokony anao recrutement ana bandy na sipa ko mo manin RBR kely isika an, reny mbola mikitika colin reny asaina miova taranja amzay fa tsss Simulation no resahina amizay eto hoé fa tsy jeu d'arcade tsony an Diniho kely zay ry rallygasy an!! manao atelier kely isika mampafantatra ny fandean'ny RSRBR ho an'ny kil (miaraka amin'ny ry maximumattackohatra:lol: ) zao benevole anoro ny kil Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 4 avril 2008 Mbola matory daolo v Nilay ny omaly ka vivement la prochaine édition fa mandrà pà aloa d tena azoto ikotrana ny tenanay fa efa miakatra en force daolo ny bandy ko Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 4 avril 2008 milay ka adinoko tao anatin'zany ny nangataka an'ilay setup an'la ra dodanen fa mety ve raha alefan'la mail kely iny tena efa miakatra tokoa ny bandy am'zao fa ra-Penolty zany tena raim dia ao tsara lery an Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 4 avril 2008 Sarotra ny fifohazana ry zalahy Afa-po mihitsy aloha omaly na dia hita ary fa mbola kotrana be e!! Ambiance tsara, ny reco mba nety ihany (betsaka ny es vita hatramin'ny farany an!! ) Ary surtout, betsaka koa ny reglage (manette, vam...) izay mba hita. @ zay mba tsy vendrana be foana Ilay t@ 22h à 3h toa vetika ihany fa tsy hita akory!! Fa za ko zany tsy manda raha alefa mail iny setup iny e!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 4 avril 2008 Dodanen a le setup hoe "ta" ao anatin'ilay Focus 06 gravel marina lesy alefaso aty amiko a, fa zany hoe mbola mila étudiena iany iny:scratch: , adinoko ny naka azy, sinon eto am flash refa sendra mandalo e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 4 avril 2008 Noho ny antony asa aman-draharaha dia tsy afaka fa amin'ny manaraka hiezaka e!!! alaivo ry zalahy ny championnat lol Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 4 avril 2008 bigbang a écrit:Tokony anao recrutement ana bandy na sipa ko mo manin RBR kely isika an, reny mbola mikitika colin reny asaina miova taranja amzay fa tsss Simulation no resahina amizay eto hoé fa tsy jeu d'arcade tsony an Diniho kely zay ry rallygasy an!! manao atelier kely isika mampafantatra ny fandean'ny RSRBR ho an'ny kil (miaraka amin'ny ry maximumattackohatra:lol: ) zao benevole anoro ny kil Milay mintsy zany projet zany fa na ny tenanay aza mba interessé ihany saingy eo @ lay fotoana malalaka hianarana azy no bleme . Ka asa ra mety possible ny oe maka WE aprem 1 ohatra dia miaraka daolo ny efa mpandray anjara sy ny zazavao. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites