Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
His

Jeux

Messages recommandés

Ka ny loza ary ange ry ngahy dia ity e: tsy mbola azoko hatramin'izao ny mombamomba ilay live!!
Nanao inscription t@ site rallysim aloha za. Avy eo ahoana?!! Ahoana no atao rehefa mba te hilalao ilay live @zay scratch Fanina drunken tanteraka ny tenanay omaly.
Sinon, degany be ilay programme Argentine geek Mba nanandrana ny ES1 fa ny vody hazo no tena notsidihina matetika lol! Tsy maintsy hoe avy any @ farany ihany ngamba!! lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

manao "ouvrir une session" dia ao na manao session public raha misy na manao an'lay global session; Afaka koa ianao mamorona session public via rallyesim ihany. Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Ka ny loza ary ange ry ngahy dia ity e: tsy mbola azoko hatramin'izao ny mombamomba ilay live!!

Mandalova vety² ao @bigbang ao @... ao ambatomi.... refa misy fotoana iny dia azavain'lery am'detail mintsy ny fanaovana azy e !!!! Smile ..sahona §§§?? lol!....fa serieux zany ka... lava² iany leiz raha azavaina eto ko !! ny tsr dia azavaina mivantana mintsy @zay tonga dia milamina tsr sady aingana!! @zay koa mba sura fa inscrit sy mandray anjara @ argentine !!! cheers ..sô d ho tratra otran'I Ramatoa eo hoe au dernier moment vô mi-bug lé live !!!hihihi

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
invité a écrit:
His a écrit:
Ka ny loza ary ange ry ngahy dia ity e: tsy mbola azoko hatramin'izao ny mombamomba ilay live!!
sô d ho tratra otran'I Ramatoa eo hoe au dernier moment vô mi-bug lé live !!!hihihi


albinoalbino

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Izay aloha marina e!! Bigbang alefao MP ny num dia aleo miantso za fa tsy afaka mivezivezy loatra manko tato ho ato!! Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Sô dia mbva misy malalatanana "hizara" Cool setup ford focus06 fa tô io daholo ny vam hentitsika gasy ao?? Very Happy
Tena tsy haiko mihintsy tsin' lé mi-réglé an'azy zany é!! hita mihintsy nefa ny lesoka amin'ny SS raha vao midongona fa lasa sarotra tazomina nedala lol!Very HappyVery Happy
Misy mazoto vé na hampianatra hi-reglé an'lé vam aza ny tsara noho lé mizara?? CoolCool

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

io ry beels aa !!!!!mdrrrr RazzRazz ...ampianaro manao mecanicien ny gasy eee !!!!hihihihihi lol!

Beels no mpanjakan'ny reglage raha volant
Herjo no tompony raha Manety !!!hiih...vs avez l'embara du choix !!!!!hiihiihhihi

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ka za ange tsy mahay reglages tsara akory e Laughing
Vao taloha kelin'iny rallye de Mexique iny aho vao tena nikaroka fa tena tsy nety tsara ny temps.
De ity fichier tao @ Rallyesim ity ihany no nangalako tahaka de ovaovana araka ny sensation sy ny chrono eo le izy... Rolling Eyes Mazava ihany le fanazavana ao, no sady misy exemple de avy amin'niny no miainga mitady règlages perso Wink
http://tutoriels.rallyesim.fr/reglages_rbr.pdf
Mila mikaroka, ary mila mandeha be dia be mandra-pahita izay reglages ahazahoana bon temps sy bon feeling @ le vam. Wink
Mazotoa ry zalahy a Cool

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rehefa avy natoron'i bigbang (saotra e!!) tsara ny fandehan'ilay live zahay omaly study, dia mba nilalao nanandrana. Nifanena t@ dadah tao @ ilay session "reco" an'i ramatoa. Nahafinaritra ilay izy ka!! Very Happy
Somary fanina kely fotsiny teo @ ilay décompte temps de départ iny. Fa bon, hita miandalana eny ihany ny tena mety aminy lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Nifanena t@ dadah tao @ ilay session "reco" an'i ramatoa.

Diso foana za mi-créer session fa amin'ny 22h aty amintsika no tiako anaovan'azy dia lasa 22h no ampidiriko ao aminl'ay session dia lasa minuit aty amintsika. -> efa matory za amin'zany fa mbola hiasa matin kouh. lol!lol!

Aleo marina ndray zany hikotrana pluie am'lé journée samedi dimanche. mbola ireo spéciale du vendredi aloha zao no masahana Twisted EvilTwisted Evil . rariva ndray za amin'ny 22h manao reco ndray zay mazoto. mbola ny spécial day1 ihany foana no atao aloha.
mazoto daholo éé cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
T@ 22h teo zay no nanao tao ko!! scratch Marina ihany iny!! Zay mbola manandrana alo rehefa avy eo!! lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Misy session dadah ao fa toa hoe 21h ilay soratra ao!! Rolling Eyes

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:
No
Suspect



Sleep
Sleep


rapitso ndray na amin'week end manao ndray tsika éé!! aleo hikotrana milay aloha éé Twisted Evil
zakoa zany SleepSleep

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rehefa nijery ny niveau-ko par rapport @ zay nanao tao @ ilay session alina zany za dia nahita fa larguer tanteraka Laughing Mila kotrana be mihitsy Rolling Eyes

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Kaiza kaiza ! !
Tena tady ho tara zay zany a!
Efa tena miroule bé daholo nareo zany.
Bon, ho any zay mila setup dia rehefa manao session mihaona, na mifankahita am MSN. Désolé fa zay iany ny solution.
Ary ahoana zany resaka championnat samy gasy zany?? Mety ilay a.
Mba sorato eto ry zala ny lera ny session nareo (preciser si heure dago) mba afahako miroule miaraka @ nareo ra malalaka aho
Sura daholo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ahona daholo ry zalà !!!!... ity ry zalà mba misy soso-kevitra hitako a: andao mba hiaraka hi-roule kely @iny semaine ambony iny e??sa kamo laisany?? ny tiako tenenina @ilay hoe miaraka mi-roule dia hoe miaraka milalao @toerana iray mihintsy isika dia eo no mifampizara traikefa sahona??za sy big bang zao no efa ok, fa izay hanampy raisina an'tanan-droa. Ny toerana moa dia aty amiko dia ny fotoana anaovana azy izay tapak'isika eto ( na alina ary tsy koi satria iny no libre ny rehetra).
Ka teneno iany raha interessé laisany e!!!..sinon tsy koi fa adaboka Wink

Endre tsr daholo

Doda

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

efa misy pc2 iany any ka, tam 02 maraina vao natory tsy nijery pointe fa nanao RBR lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

au fait ilay izy anie pc2 no ampiasain'tsika ee (PC1 volant dia PC2 manette)!!!.. Dia atao en alternace dia aveo atao @ excel ny calcul temps...tsy atao en ligne zany ilay izy fa entre antsika alony e!!zany hoe izany tsy manakana antsika hanokatra public session an Laughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Milay ny initiative nareo. Ataovy milay io session nareo io, raha sendra mandé manao session publique nareo dia teneno aho fa jereko eo iany ny fandéhany. Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Beelabba a écrit:
Milay ny initiative nareo. Ataovy milay io session nareo io, raha sendra mandé manao session publique nareo dia teneno aho fa jereko eo iany ny fandéhany. Very Happy


ok..surement alony ho maro² ny public session atao @iny smn prochaine iny e!!...Kozina eo iany ra beels !!.. na dia efa enjana be aza !!!!!!!mdrrrr ( mba reference ho anay koa ee!! lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bon, aleo manokatra sujet iray hisaky ny misy session public. @ zay mora hita sy fantatra ilay izy Wink
Sinon, tsy contre mihitsy zay @ mety ho fiahonana Very Happy Ny tsara aloha dia alina e!! Mba lazao eto ny proposition (genre jeudi alina ohatra geek )
Misy tokoa aloha reo efa henjana e!! drunken

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tratry ny paska daholo ééé jocolorjocolor
milay zany fa za aloha dé tsy afaka am'lé sassion iarahana fa miaraka ao amin'ny session public dé poinss. zay fa sura fa iroule bé tsika am'ty semaine ty Laughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

iza ary no mazoto hanao reco rally complet rariva vers 21h30~22h any???
hanokafatsika session reco gasy mba miaraka daholo é lol!bom

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Efa saika hi proposer an'io fihaonana réel io ny tenanay izay tratran'ilay hoe tsy tsara ny connexion any an-trano no tsy misy fika indray ny aty am-piasana amin'ilay ora. fa dia mba ilazao ihany rehafa tanteraka fa vonona e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TSy maintsy manao mis a jour 1.0.7 ve ry zala vo afaka manao an'lé reco rariva?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
oui obligatoire io mise à jour io sinon tsy tafiditra amina session

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:
Efa saika hi proposer an'io fihaonana réel io ny tenanay izay tratran'ilay hoe tsy tsara ny connexion any an-trano no tsy misy fika indray ny aty am-piasana amin'ilay ora. fa dia mba ilazao ihany rehafa tanteraka fa vonona e!


De toute façon anie lesy za koa tsy manana connection tsr any an-trano fa carte wanadoo no ampiasaiko e!!!!..hihihhi.. dia deconectena foana refa depart ES d refa vita ny ES zay vô konectena ( @zay tsy mandany carte !!mdr) dia alefa manuel any @ rallysim ny tps... ( tsy maintsy hoe zay rehefa mitsinjo ny vody andro merika ee !!!! lol! )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mc Crash a écrit:
TSy maintsy manao mis a jour 1.0.7 ve ry zala vo afaka manao an'lé reco rariva?


Alaivo any @ big bang lé MAJ raha sahirana lah mitady azy e!!!!mdrrrrr..... (hay moa za marina mbola tsy manana an'iny !!!!!!!!!) affraidaffraid ..soa iany fa nampatsiahy laisany..
Tonga masiaka za ra-bigy haka an'iny aa!!mdr

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

hayy.... nainga adinoko : aza adino ilay broullard sy ilay pluie refa mi-créer an'ilay session publique ann!!!! sô tsika dia hikotrana @tany maina be nefa piste humide no hanaivana @tena izy !!!!... ( tandremo ny choix pneumatiques).
Za manokana alony efa nanandrana an'lay broullard fa tena Ta..... beeeeeee!!!!!!!!!) Evil or Very Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité bigy
ie manome mise à jour rsrbr gratos a
bigbang

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tô ilay 1.0.7 iany no obligatoire hono ka... mbola hono² zany fa andraso confirmena

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsy aleo ve aloha ny androany kotranana sans pluie ni brouillard mba mizatra tsara an'ilay piste dia rapitso ndray manao avec brouillard Idea

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mbola ilay 1.0.7 no obligatoire fa tsara ihany koa ny manana ilay 1.0.8 Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

aza maika am le 1.0.8 fa otrany mdégat an!!

ary i Poeticturbo nga tsy milalao RBR tsony e, otrany navitrika iany lery tam ty premiere pagen'ty sujet ty Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ry zalahy efa mba habitué @ RSRBRLive: mety hisy fika ve ny hanaovana Championnat Malagasy. Ny principe mitovy @ championnat du monde ihany fa mba ny calendrier gasy indray no mitondra azy sy ny spegany gasy Exclamation

Sa misy fika hafa mety hanantanterahana io revy iray io CoolQuestion Misokatra ny adi-hevitra
Exclamation

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ry beells no metymahay ny valiny fa ny tsara aloha dia "mi-recruter" RBR-iste hanao live aloha dia am'zay mba misimisy tsika. tsara aloha fa efa manomboka bobaka ihany tsika ami'ty revy ty.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ie possible mihintsy ny hanaovana championat gasy ka... fa zany hoe mila participant bobaka be isika premièrement. Satria jereo zao ny championat portugais bobaka be ry lerony dia afaka ni-créer ny propre championat-ny. Marina fa efa mé-betsaka isika fa zany hoe raha isika è sa 8 reo fotsiny ny hoe hanangana championat mety mbola ho sarotra !!!!..aleo alony hamaritak'isika ilay izy d rehefa betsaka ny participant dia mande ho azy io !!!! dia en mm tps koa isika tokony mivoatra miandalana eny ann !!!hihihhihi...
Fa possible tsr mintsy zany ka...
Fa ny tena tsr alony dia raha misy mahay mi-manipuler an'ilay bobtrackbuilder iny e!!! toundé ES ety @tsika tena izy no hanaovana!!!! ms bon.... ça relève encore du rêve heinn....hihihih... EmbarassedEmbarassedlol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tokony anao recrutement ana bandy na sipa ko mo manin lol! RBR kely isika an, reny mbola mikitika colin reny asaina miova taranja amzay fa tsss lol! Simulation no resahina amizay eto hoé fa tsy jeu d'arcade tsony an
Diniho kely zay ry rallygasy an!! manao atelier kely isika mampafantatra ny fandean'ny RSRBR ho an'ny kil (miaraka amin'ny ry maximumattackohatra:lol: )
zao benevole anoro ny kil lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mbola matory daolo v SleepSleepSleep
Nilay ny omaly ka vivement la prochaine édition Very Happy fa mandrà pà aloa d tena azoto ikotrana ny tenanay fa efa miakatra en force daolo ny bandy ko scratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
SleepSleepSleep
milay ka cheers
adinoko tao anatin'zany ny nangataka an'ilay setup an'la ra dodanen fa mety ve raha alefan'la mail kely iny Embarassed
tena efa miakatra tokoa ny bandy am'zao fa ra-Penolty lol! zany tena raim dia ao tsara lery an jocolor

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
drunken Sarotra ny fifohazana ry zalahy Laughing
Afa-po mihitsy aloha omaly na dia hita ary fa mbola kotrana be e!! Twisted Evil
Ambiance tsara, ny reco mba nety ihany (betsaka ny es vita hatramin'ny farany an!! Razz ) Ary surtout, betsaka koa ny reglage (manette, vam...) izay mba hita. @ zay mba tsy vendrana be foana lol! Ilay t@ 22h à 3h toa vetika ihany fa tsy hita akory!! lol!

Fa za ko zany tsy manda raha alefa mail iny setup iny e!!! geek

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a le setup hoe "ta" ao anatin'ilay Focus 06 gravel marina lesy alefaso aty amiko a, fa zany hoe mbola mila étudiena iany iny:scratch: , adinoko ny naka azy, sinon eto am flash refa sendra mandalo e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Noho ny antony asa aman-draharaha dia tsy afaka fa amin'ny manaraka hiezaka e!!!

alaivo ry zalahy ny championnat lol

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
Tokony anao recrutement ana bandy na sipa ko mo manin lol! RBR kely isika an, reny mbola mikitika colin reny asaina miova taranja amzay fa tsss lol! Simulation no resahina amizay eto hoé fa tsy jeu d'arcade tsony an
Diniho kely zay ry rallygasy an!! manao atelier kely isika mampafantatra ny fandean'ny RSRBR ho an'ny kil (miaraka amin'ny ry maximumattackohatra:lol: )
zao benevole anoro ny kil lol!


Milay mintsy zany projet zany cheers fa na ny tenanay aza mba interessé ihany saingy eo @ lay fotoana malalaka hianarana azy no bleme Mad . Ka asa ra mety possible ny oe maka WE aprem 1 ohatra dia miaraka daolo ny efa mpandray anjara sy ny zazavao. lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...