Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Christophe B+

ASACM / DZAMA SPORT

Messages recommandés

tô naheno resaka an'zay za hoe misy manana video na sarin'zay passage zay scratchscratch
mitovy am'lé gendarme saika nofôhan'Loeb iny vé zany (iny koa ka tena henjana B tro an lol! )

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

........ scratchscratch ndraso fa ho karohiko any anaty archive any iny !!!!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ireto misy sary mba hanisany mba misy ho tantaraina:

Misy hafa koa ato vao natsofoka (ireo sary izay tavela tany @ live Wink )

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
fa i patou lesy mbo misy hapoaka ihany io refa kelikely eo an!!! mba efa hafa aloha ny passagen'ilay subaru fa tsy otran'neny madama taloha tsony kosa éé

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Zany ka instantanées an !!! WinkWink

Mbô tadidin'lisany moa io astra io tamin'izy vao nentin'i Ny Hery-Hanitra ??? ShockedShocked parmi les podiumables mitsy izy tam reny an !!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena mba rapide kosa ra-His zany raha naka an'ireo sary reo teo à epingle Dady d nahazo an'ilay Astra nitsoraka be io kle!!
lol!lol!
Nandeh inn lety elà nanenjika an'ireo sa nijapy??? lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
10 taona mahery iza geek

tadidiko mintsy iny, teny lazaina ny première sortie-any; Tô prologue no tany tamin'zany , teo am'lé piste iny, vao hoe misy baomb B ndray hono ao fa groupe A et tout et tout hono. dommage bé iny fiara iny fa tsy nety nahazo palmares tsara mintsy. asa zé ho fiovany? BasketballBasketball

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Tena mba rapide kosa ra-His zany raha naka an'ireo sary reo teo à epingle Dady d nahazo an'ilay Astra nitsoraka be io kle!!
lol!lol!
Nandeh inn lety elà nanenjika an'ireo sa nijapy??? lol!lol!

Tsy za no tany ka Wink Fa nandeha tokoa aloha ilay kofa e!! lol

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
fa i patou lesy mbo misy hapoaka ihany io refa kelikely eo an!!! mba efa hafa aloha ny passagen'ilay subaru fa tsy otran'neny madama taloha tsony kosa éé

...Fa nahazo lery nahazo an'iny ka, à surveiller lery any am boina any, bom

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny clan sub aloha dia hiady ihany e!! cheers Mitovitovy niveau ihany zalahy raha atao ny analyse Wink

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nari9 a écrit:
Henintsoa a écrit:
fa i patou lesy mbo misy hapoaka ihany io refa kelikely eo an!!! mba efa hafa aloha ny passagen'ilay subaru fa tsy otran'neny madama taloha tsony kosa éé

...Fa nahazo lery nahazo an'iny ka, à surveiller lery any am boina any, bom

mbola misy Rallye SRK alohan'ny Boina ary dia hita eo ny confirmation na tsia

Raha ilay Astra indray de nandiso fanantenana foana hatr'izay ary na ny rallye voalohany nataony dia tany Antsirabe ary raha nijanona izy t@ ss tany Bira dia tsy nisy blem fa nirehitra ny temoin iray dia nijanona ilay pilote t@, izay dia tezitra ilay preparateur vazaha fa mbola afaka mande ilay fiara fa ny pilote tsy nety nande intsony fa nataotra hoe sao misy casse ... scratchscratch ...tsy manino izany fa enganie ilay manao aminy vaovao hapandainga ny teniko... Wait and see Shocked

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ela ndray aloha raha hoe matahotra fa sô misy casse ny fiara ka izay no tsy hiangana am'ss iray dia aleo avy dia tsy mandray anjara fa atao haingo trano ny fiara ééé lol!lol! .
Dia miaraka mihinana sôsisy aminay sady mijery an'zalah lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:

Ary naninona marina letsy no novaina ny aileron arrière tamin'lé fiara?

Misy dikany aérodynamisme vé sa style sa simba fotsiny lé teo?? scratch

Bien vu! (big bang eo ilay ny teneniko an'ela hoe niova) efa tapaka hatrizay foana ilay nipetaka teo dia sady ketrehena kely t'@ ty. Mbola mandinika an'ilay inclinaison fa sao dia be laotra dia mazefatra indray ny vodiny à haute vitesse scratch

I Patou tena ho lasa lavitra ka. Sady te hianatra be ny équipage: rectification notes, trajectoires sns!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
His a écrit:
10 taona mahery iza geek

tadidiko mintsy iny, teny lazaina ny première sortie-any; Tô prologue no tany tamin'zany , teo am'lé piste iny, vao hoe misy baomb B ndray hono ao fa groupe A et tout et tout hono. dommage bé iny fiara iny fa tsy nety nahazo palmares tsara mintsy. asa zé ho fiovany? BasketballBasketball

Nisy fotoana i stenio efa niady podium tamin'ny Astra fa nanao tonneau avy eo bounceaffraidaffraid . toa après an'izay no natsipin'lety izy iny No

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
marina tokoa izany fa tena tsara iny opel iny, normal i Rase raha nitsoraka fa mantanjaka iny nefa i lery tsy ampy prise en main, ho hita eo izay ataon'i leiry amin'ny SRK, i Patou efa mety ihany fa ho hita eo ny evolution-ny leiry, ny clan sub aloha dia tena combat e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tadidiko ilay Opel iny nanao accident tany Mahajanga la veille du rallye du Boina (2001??) . Nifanena t@ vam teo @ ilay digue mankany Amborovy.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mila hanaovana joro angamba lol!lol!lol!ary mety nisy nanao fady tao antiny angamba scratchscratchscratch

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
mila hanaovana joro angamba lol!lol!lol!ary mety nisy nanao fady tao antiny angamba scratchscratchscratch

za zao tsy niteny nin nin an Shockedlol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Za koa an lol!lol! Fa dadarabe zany no tena sur fa hilina @ izany rehetra izany an!! geek

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Pour clore la partie "philo" lol!

Voilà ma conviction sur tous mes abandons: une erreur formatrice est peut être même meilleure qu'une réussite qui ne nous apprend rien de plus.
Ceci englobe la partie mécanique, humaine.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:

Invité OHLINS

nirina58

Age : 27
Inscrit le : 01 Mai 2008
Messages : 70
Localisation : Antananarivo

MessageSujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT Mer 11 Juin - 13:12
Ah oui je voulais raconter un truc pour ce rallye Dzama, le samedi matin après l'es6 on avait découvert la fuite d'huile sur l'amorto droit à l'assistance Ambohimalaza (au niveau du banjo, c'est bien une anomalie qui n'est pas liée à n'importe quel choc) et on a ménagé la voiture comme on pouvait dans les virages à gauche Ca n'a pas tenu le dimanche matin dans le "fog" car l'huile qui chauffait a bouffé la platine caoutchou

Je vous montrerais les photos de l'amorto: nous avons renvoyé les amortos chez le mec qui m'a révisé les amortos juste avant le rallye dzama et il s'est excusé et a admis avoir fait à la va-vite la révision. No donc il me refait mon amorto et aussi on apprend qu'il n'a même pas mis un tarage TERRE dedans et que maintenant il va le faire Twisted Evil !!! Bref... c'était pour la petite histoire et je peux vous assurer que l'on roulait pour être à l'arrivée à ce rallye et on s'en foutait de faire des scratchs. Maintenant, quand je vois le récit d'ari vatanen...j'arrive à relativis

Tsy io mintsiny lony ny version henonay tany hevelina any eee.... Ny prépara dia maffirmer fa vita tsara ny asana eeeeee.... moral: misy version anankiroa faona ny tatara anankiray
cheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
SuspectSuspectSuspectclownclownclown
ny version betsaka mintsy kah clownclown . Soa ihany fa eto misy mahay ny tena zava-nitranga zany mba tsy ho ino-ino fatany tsika cheerscheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

His>> Naraina B annnnnnnnn nefa ny andro mbola brrrrrrrrrrrrrrr B sa izay vao hatory lol!lol!lol!

Ohlins>> Ny tsara eto @ forum dia betsaka ny version satria izay no maha discussion azy fa aza atao resaka dans le vide juste pour faire avancer le Smilblic fotsiny eeeeeeeeeeeee confusedconfusedconfused

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
pour faire avancer le Smilblic fotsiny eeeeeeeeeeeee confusedconfusedconfused

Ah, on joue au smilblick ........ scratch
est-ce que c'est une saucisse ? lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ngamba ilay saucisse tchèque lesy io a!! tonguelol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ilay Smilblic dia .......tsy misy reseau Sady.....niditra tunnel... dia izay ilay tena dikany lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Ilay Smilblic dia .......tsy misy reseau Sady.....niditra tunnel... dia izay ilay tena dikany lol!lol!lol!

Ay ve ilay Smilblic zany ra azoko tsara dia...... fa na ohatra aza ka hoe ( tsy misy réseau marina izy izany)... dia izany no vokay.
( aoka izay manana Iridium tsara réseau no mitantara azy tsara fa tena tsy mamely ilay back bone dia tapaka foana ny réseau) lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

aleo valiako am'lé iridium mintsy ary éé lol!lol!
le smilblick est un objet mystère. Le smilblick peut-être n'importe quoi ou n'importe qui.
Le jeu du smilblick io letsy mitovy an'lé objet mystère antsika iny ééé.
mila mitady ela zany hoe inona lé smilblick en posant des questions (le smilblick est-il un outil? Le smilblik est-il en plastique) dia am'farany ela mahita hoe le smilblick kay est zao na zao lol!lol!lol!

Dé zay lé mamétra panontaniana tsy migany mitsapatsapa fotsiny mba ampandroso an'lé smilblick ééé.......

ra OHLINS zao hors jeu fa ny valin'lé smilblick efa hita lery mbola mametra panontaniana ihany lol!lol!lol!

----> le smilblick est comestible?? OUI ----> saucisse izy zany lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ary ra Hents koa tena fan de Coluche et papy mougeot mihintsy fa tena voazava tsara loatra ny dikany Smilblik(et j'insiste sur l'orthographe) nefa saika avelako hi kaon-doha teo ny tsy nahafantatra lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité OLHINS

Soafahana

Inscrit le : 22 Jan 2008
Messages : 225

MessageSujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT Aujourd’hui à 8:14
His>> Naraina B annnnnnnnn nefa ny andro mbola brrrrrrrrrrrrrrr B sa izay vao hatory lol! lol! lol!

Ohlins>> Ny tsara eto @ forum dia betsaka ny version satria izay no maha discussion azy fa aza atao resaka dans le vide juste pour faire avancer le Smilblic fotsiny eeeeeeeeeeeee confused confused confused

lE IZY LESY A C PAS POUR FAIRE AVANCER LE SMILBLIC... Tsy hitako mintsiny pkoi je v inventer zay no heninonay tany aminy le preparateur dia zay fa tsy amorona zay.. mety mi inventer koa nge le preparateur zay (miala pas ry lery) no matonga ana miteny oué: une histoire à toujours 2 versions...il faut toujours voir les 2 version mais pas en croire une zay fotsiny.... cheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
OLHINS a écrit:

Performance Suspension: spécialiste proflex eo ary manaiky hoe nisy tsy nety ny nataony fa be asa izy t'@ eo ary miala tsiny be izy.
Ce sont des pros qui reconnaissent leurs torts et ça arrive. Fa ny vavan'i pelouz misy foana dia ny version an'i tsy nahita hafa foana koa fa tsy koi zany ary ny "henonay" tsy mitovy @ "hitanay". Fa @ sisa, aza atao hoe "henonay" fa mba nahita ao sinon Sleep

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Ary ra Hents koa tena fan de Coluche et papy mougeot

lol!lol!lol!lol!lol! latsaka ndray lesy za ato léééé lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
OLHINS a écrit:

lE IZY LESY A C PAS POUR FAIRE AVANCER LE SMILBLIC... Tsy hitako mintsiny pkoi je v inventer zay no heninonay tany aminy le preparateur dia zay fa tsy amorona zay.. mety mi inventer koa nge le preparateur zay (miala pas ry lery) no matonga ana miteny oué: une histoire à toujours 2 versions...il faut toujours voir les 2 version mais pas en croire une zay fotsiny.... cheers

okay ary ééé!!! on ne croit que ce qu'on voit hono ééé!!! manaova letsy enregistrement pseudo eto am'zay ra OHLINS dia eto no misy ny info marina am'manaraka fa aza miaino vavan'pelouse tsony (aza mino moa zany raha tsy nahita lol! )

ary PROFLEX anié letsy io amorto resahana io fa tsy OHLINS éééé lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mc Crash a écrit:
Ary ny amorto "Lalastein " ngah tsy mi-existe tsony??? lol!

Mbola misy woooooooo....mbola misyyyyyyyyy cheerscheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Hi lalah ex golf, toyota, Nissan leitsy no mpirecharger amortisseur dia atao hoe lalah Bilstein ny anarany lery. Ry Davonjy izao toa ao no manao amorto fa tsy Bestaflex oay azfd Proflex sunnysunnysunny angamba e

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soatra ee! Kopy zay e!! geeksunny

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

fa pratique lasa be mpanao io fa met angmba !! scratchscratch

tam dzama teo zao misy meca tsy manao afa tsy amort ShockedShocked

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

hay ve mbola misy lalastein ? Very Happy
Misy viarouge koa any andafy, tsara rapport qualité/prix (contact mp au cas ou)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
hay ve mbola misy lalastein ? Very Happy
Misy viarouge koa any andafy, tsara rapport qualité/prix (contact mp au cas ou)

Jereo kely ny MP stp

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...