Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Christophe B+

ASACM / DZAMA SPORT

Messages recommandés

+ 2 éééééééééééééééé

tairo fa asio am'zay ry zalah lé banderole atsika fa tôrêk eo tsika

aza kivy zany lesy ra nirina58 fa toanan'la am'ty éééé cheerscheerscheerscheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

TSY NY NAMANAO NO IFANINANANAO FA NY TSARA VITANAO

natao hoan'iza mitsy io ohabolana io lé lol!lol!
mbola misy rallye 4 lesy ao a Wink

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Félicitation Maximumattack dia N° 1 indray no tanjona

milay b ny passages par les portes leitsy aaaaaaaaaa

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
TSY NY NAMANAO NO IFANINANANAO FA NY TSARA VITANAO

natao hoan'iza mitsy io ohabolana io lé lol!lol!
mbola misy rallye 4 lesy ao a Wink

raha adika amin'ny fiteny sport auto io dia hoe : ''LA SEULE COURSE QUI NE FINIT JAMAIS : SE DEPASSER'' soit porsche lesy ra Nirina58. tsy hoe voatery mandeha Porsche ohatra an'i Mickaël akory ialahy no dikan'izany a! lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
LAZA A!!! AZA KIVY ZANY!

Zah aza mbola niandrandra participation any am-pita.
Efa iaraha-mahita zany fa ilaina koa ny part de chance @ rallye e, na @ foot aza : jereo tsara anie @ io Euro 2008 io e, zay mi-tire poteau na traverse bedebe no manenina!!!

Ny fomba fijeriko @ lay mi-gérer dia zao : any @ wrc anie miady @ 1 sec même moins isaky ny spéciale.
Ny eto amitsika raha mbola ireo no adve, zah mino fa facile ho an'Laza ny manao écart 10 voire 15 sec @ spéciale iray.

Ny zoma zao efa nahita plus de 1 mn raha ts'diso aho après 3 spéciales.
Nen'Loeb zao otr'zay, nasiany kely ny spéciale voalohany samedi matin, dia avy eo jereny ny réactions ny adve, dia manaraka cadence eo fotsiny, raha vao misy mitady hanakaiky loatra : attack kely ndray.
Marina aloha hoe mora ny miteny noho ny manatanteraka, ary marina koa hoe mihena ny concentration rehefa ahena ny cadence. Nefa zahay koa mba efa ela no niandry an'Laza ho tonga CHAMPION!!!!dia malahelo ihany!!!

Ka raha misy azo raisina dia mba raiso!

Raha ts'misy moa dia ny teniko no ario, fa zah aza ariana!!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Marcus a écrit:

Raha ts'misy moa dia ny teniko no ario, fa zah aza ariana!!!

lol!lol!lol!lol! mbola tsy henoko iny za aza ariana iny lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
Marcus a écrit:

Raha ts'misy moa dia ny teniko no ario, fa zah aza ariana!!!

lol!lol!lol!lol! mbola tsy henoko iny za aza ariana iny lol!lol!

Mbola tsy henon'là ngeh le hira hoe aza arinao zà ô , aza arina @ adalako ô!! lol!lol!

Nirina58>> il faut toujours persever le team sera toujours là pour te soutenir

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité doudoute

Blem aminy laza nge de le daban'lery no natao evolution grN vers GrA.... lasa henjana laotra le daba... Amortisseur tapaka zany nge midika oué tena mamely mafy ela ary qui plus est ra avo natao révision tokony fiable zala.... sady oué PROFLEX evo II tena henjana nge zany eeee...za mievitra fa mbola mahamely laotra ela na tsy misafidy lalana tsara ataon'la fa tracteur le daba elephant ...zay lo ni fahitako anazi eeeee

six's daholy eeee

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

" Inn ary ty kivikivy ty e, mahereza ry namako, alefaso...." hoy ny hiran`le mpanakanto iray zay.

Nareo nge ry Laza ao anatin`le antsoina oe "jeunes loups (fa tsy saka mainty lol! ) aux dents longues" e, zany oe mbola manana ny avenir tsara raha ny rallye no resahina. Fa miandry fotoana daolo ny zavatra rehetra fa aza kivy zany a. Courage fona.
Raha resaka abandon ve nisy otran`i Joda...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:
bigbang a écrit:
TSY NY NAMANAO NO IFANINANANAO FA NY TSARA VITANAO

natao hoan'iza mitsy io ohabolana io lé lol!lol!
mbola misy rallye 4 lesy ao a Wink

raha adika amin'ny fiteny sport auto io dia hoe : ''LA SEULE COURSE QUI NE FINIT JAMAIS : SE DEPASSER'' soit porsche lesy ra Nirina58. tsy hoe voatery mandeha Porsche ohatra an'i Mickaël akory ialahy no dikan'izany a! lol!lol!

Tandremo fa signature an`i Marcus io an lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bibill a écrit:

ary gravy izany fa maka tahaka an'i Marcus i Porsche le

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
>>Nirina58 : tsy maintsy misy foana lesy ny moment ôtran'zao a, ny question de oe ahoana no ivoahan'là aminy ?? de io façon ivoahana io no mampiavaka ny champions sy ny.....tsy champions, petite ou grande porte !!!!!

okay

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

+1
ary ra Nari9 zany tena mitovy hevitra @ dadabe anay mitsy an Laughing kozy é lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nari9 a écrit:
>>Nirina58 : tsy maintsy misy foana lesy ny moment ôtran'zao a, ny question de oe ahoana no ivoahan'là aminy ?? de io façon ivoahana io no mampiavaka ny champions sy ny.....tsy champions, petite ou grande porte !!!!!

okay

ary sao dia tokony hovana hoe philosphie ary ny titre n'ity sujet ity lol!
lol!

Nari9 lasa conficius a!! (tsyi conficius-le chinois-bebe io a!!!):''la plus grande gloire n'est pas de ne jamais de tomber, mais de se relever après chaque chute et de continuer la marche''

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
[quote="emsics"]
Nari9 a écrit:
>>''la plus grande gloire n'est pas de ne jamais de tomber, mais de se relever après chaque chute et de continuer la marche''

+1

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mba tantaraho eto ra Ari Vatanen ny rallye-nareo a!! Zany manko zao no hendrasan'ny maro eto hoe:" fa ahoana ny an-zalà?"!! Ahoana ilay manala pneu tery Sambaina... sns.... Rolling Eyes

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Mba tantaraho eto ra Ari Vatanen ny rallye-nareo a!! Zany manko zao no hendrasan'ny maro eto hoe:" fa ahoana ny an-zalà?"!! Ahoana ilay manala pneu tery Sambaina... sns.... Rolling Eyes

+1 tokony asiana sujet iray mikasika any "ils ont dit après le rallye....." nefa mety ho concurrence ho any Rallygasy fa tandremo aaaaaaaaaaaaaa lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsy concurrence mihitsy ka!! Wink Ny milay ary dia ilay mitantara ny niainany iny rallye iny eto!! Na pilote io na specta Wink Inona moa no hilaina fa tsy ny fizarana ireny e!! ("Partager la passion" io e!! Cool )

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Misaotra daholo ho an'ilay conseils rehetra e! ary ho atao fianatra daholo ireo, minoa ao fa efa vita hatr'eo reny ratsy reny. Vita reny!

> Au delà de l'aspect mécanique pur, il y a beaucoup de choses à améliorer, à creuser...

La vie, c'est comme une bicyclette, il faut avancer pour ne pas perdre l'équilibre.
[Albert Einstein]

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:

Ary tena efa philosophe daholo ny ato izany ...mino aho fa lasa ny team SO pig daholo ny 2 première place ny championnat 2008 fa ny 3 ème place sisa hoany ambiny lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité Doda

Aza dai tia tena loatra kosa dadtwo aa!!!! lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Mba tantaraho eto ra Ari Vatanen ny rallye-nareo a!! Zany manko zao no hendrasan'ny maro eto hoe:" fa ahoana ny an-zalà?"!! Ahoana ilay manala pneu tery Sambaina... sns.... Rolling Eyes

rallye course mécanicien nenay e! manomboka vendredi apres 2km de special dia nanomboka ny galère.
depart es 1 tena en forme tsara ny daba sy ny equipage. apres virage daddy ilay misy pont kely io! nanao saut kely teo dia nanomboka nirate ny vam.
es2 tsy nety afaka ny ratage dia nanao be midina no tena fika.
ny ampitso antaramanana en forme tsara niala tato am PR. dia namely kely mba hi récuperer ilay retard . nitsoaka tao ambatomanga ny rotule de pivot, dia no déboiter ny transm sy amort. izay mitsam ihany no nanao meca nanao reparation de fortune tao. dia ni frotte tam aile ny pneu dia vay ny RS anak 2. zay ilay nanala pneu iny...Dimanche, apres CHA maty tsy nety velona ny daba :-( :-( nanao reparation tao am zone neutralisé izay mitsam dia tratran ny pénalisation 15 mn pour assistance interdite lol. dia tonga ihany fa valaka tanteraka..... mbola tsisy Rallye otran iny atram zay.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:

Misaotra anao Vatanen nanao resume... misimisy ny manao resume ohatran'io fa tena ohatrany tany anaty fiara mihintsy izahay cheerscheers

ity misy sary kely
http://i49.servimg.com/u/f49/12/29/32/50/100_7711.jpg

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
ity ilay sary eeee EmbarassedEmbarassed

misaotra am lay sary e! zay tsa manana sary mitsy manko lol. miandry ny ao am rallye gasy.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ari vatanen a écrit:
dia tratran ny pénalisation 15 mn pour assistance interdite lol

noho ilay pénalisation anay t'@ rallye Jovenna eo base eo angamba... lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

milay lé résumé eéé!! ùahafinaritra fa tokony hisy otran'zany foana isakin'ny après rally.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
ari vatanen a écrit:
dia tratran ny pénalisation 15 mn pour assistance interdite lol

noho ilay pénalisation anay t'@ rallye Jovenna eo base eo angamba... lol!

mampatsiaro zavatra vé lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
mampatsiaro zavatra vé

mampatsiaro kely fotsiny ka lol! !

Sinon rajoute des photos de nous e lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Hono hoà ry Ari Vatanen, io ve le golf tao @ Potiny sa zà ve no diso?

marina tokoa izany!
efa no ezahina mba natao milay ihany ny prépa fa hoy ilay akama zay hoe " quand ca veut pas, ca veut pas"

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:

Sinon rajoute des photos de nous e lol!

On voudrait bien mais t'etais trop rapide pour qu'on puisse te prendre en photo lol!lol!
en voici quelques exemples

lol!lol!lol!

lol! Sinon, faut régler la vitesse sur ton appareil Wink !
y a rien en virage, que des lignes droites? c'est la 1ère es ça non?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ah oui je voulais raconter un truc pour ce rallye Dzama, le samedi matin après l'es6 on avait découvert la fuite d'huile sur l'amorto droit à l'assistance Ambohimalaza (au niveau du banjo, c'est bien une anomalie qui n'est pas liée à n'importe quel choc) et on a ménagé la voiture comme on pouvait dans les virages à gauche Ca n'a pas tenu le dimanche matin dans le "fog" car l'huile qui chauffait a bouffé la platine caoutchou

Je vous montrerais les photos de l'amorto: nous avons renvoyé les amortos chez le mec qui m'a révisé les amortos juste avant le rallye dzama et il s'est excusé et a admis avoir fait à la va-vite la révision. No donc il me refait mon amorto et aussi on apprend qu'il n'a même pas mis un tarage TERRE dedans et que maintenant il va le faire Twisted Evil !!! Bref... c'était pour la petite histoire et je peux vous assurer que l'on roulait pour être à l'arrivée à ce rallye et on s'en foutait de faire des scratchs. Maintenant, quand je vois le récit d'ari vatanen...j'arrive à relativiser lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:

lol! Sinon, faut régler la vitesse sur ton appareil Wink !
y a rien en virage, que des lignes droites? c'est la 1ère es ça non?

Nous allons surtout regler la vitesse quand on mange de la saucisse lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:

Je vous montrerais les photos de l'amorto: nous avons renvoyé les amortos chez le mec qui m'a révisé les amortos juste avant le rallye dzama et il s'est excusé et a admis avoir fait à la va-vite la révision. No donc il me refait mon amorto et aussi on apprend qu'il n'a même pas mis un tarage TERRE dedans et que maintenant il va le faire Twisted Evil !!!

il n'a pas l'air vraiment serieux ton gars. Pour moi, un bon preparateur c'est quelqu'un qui a le souci du detail et qui comprend exactement les besoins du client.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
sao dia ilay fiara no tsy mahatanty rehefa gindraina be, tamin'ny 1ére sy 2éme journée, tsy maharaka ny tadiavin'ny pilote atao ilay fiara. ohatra i mathieu, nisy pépin ihany ry zalahy tamin'ny farany fa voagidra loatra ilay fiara, on verra au prochain rallye

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
nirina58 a écrit:

lol! Sinon, faut régler la vitesse sur ton appareil Wink !
y a rien en virage, que des lignes droites? c'est la 1ère es ça non?

Nous allons surtout regler la vitesse quand on mange de la saucisse lol!lol!lol!

lol!lol!lol!lol!lol! 3 saucisses à la minute vé lol!lol!lol!

zany hoe hitako dangereux ihany lesy ny fipetrak'laisany t@io ss2 io lé. lé sary faharoa an'i Laza io resahako io ra tsi²

Henjana koa lesy zany préparateur an'la zany ra Nirina58 fa tena affraid

Nen'i Ari vatanen zany aloha efa gaga za hoe ahoana kouh zany mi-rate vao 1ère ss zany klé!! tena galère début juska la fin mintsy nen'laisany fa zay lé hoe reveo milay foana io ééé

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Zay no blem rehefa maka sary izay mandeha voalohany! Tsy mbola ao tsara ilay mpaka sary lol! Surtout rehefa tsisy voiture 0 izay!! T@ andron'ny Joda ireny zay tratra foana ilay hoe: lery efa akaiky nefa ny appareil photo ary mbola tsy velona akory lol! Fa zao aloha efa mihezaka ho prêt aloha be foana e!! afro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
SystemeD a écrit:

il n'a pas l'air vraiment serieux ton gars. Pour moi, un bon preparateur c'est quelqu'un qui a le souci du detail et qui comprend exactement les besoins du client.

je suis d'accord avec toi et au prix où on paye... ça fait cher la connerie! C'est un joint torique, donc la jointure entre la bombonne de gaz et l'amortisseur (si tu vois ce que c'est) une pièce de m... à 3 euros maxi!

hirvo a écrit:
sao dia ilay fiara no tsy mahatanty rehefa gindraina be, tamin'ny 1ére sy 2éme journée, tsy maharaka ny tadiavin'ny pilote atao ilay fiara. ohatra i mathieu, nisy pépin ihany ry zalahy tamin'ny farany fa voagidra loatra ilay fiara, on verra au prochain rallye

Rehefa hoe amortisseurs ny resahana, marina fa tonga dia any ny saina hoe nandeha mafy laotra sy tsy mahataty tsony ilay izy sns fa rehefa mietsika koa ny lohan'i mécanik...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
zany hoe hitako dangereux ihany lesy ny fipetrak'laisany t@io ss2 io lé. lé sary faharoa an'i Laza io resahako io ra tsi²

nisy betsaka mintsy marina ilay olona maka sary dia tena lasa manao aotr'any @ ilay jeux Rbr mintsy (au milieu de la route) lol! ... mitandrema ihany fa vetyvety ihany dia tonga ilay daba. So d!

>ilay voiture zéro tena ilaina, dommage t'@ ty tsy nisy. Any an-dafy raha vao tsy misy dia tsy mandray départ. à méditer eo Rolling Eyes

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena tsy évident mintsy lé maka an'lé sary an!! ny anay moa appareil kely dia tsy dia misy réglages sady ny mode "rafale" ela bé vao miainga donc tsy poinss mintsy ny anaovana sary otran'nen pro reny.
t@ ss1 za niaraka t@ mpaka sary pro fa za vao mi-charge an'lé appareil haka sary lery efa nahavita naka bobaka am'lé mode rafale (1 foto pour moi = 6 photos au moins pour lui)
mila mi-invest mintsy vao mahazo sary milay nefa tsy évident koa ny vidin'reflex am'zao scratch

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
Henintsoa a écrit:
zany hoe hitako dangereux ihany lesy ny fipetrak'laisany t@io ss2 io lé. lé sary faharoa an'i Laza io resahako io ra tsi²

nisy betsaka mintsy marina ilay olona maka sary dia tena lasa manao aotr'any @ ilay jeux Rbr mintsy (au milieu de la route) lol! ... mitandrema ihany fa vetyvety ihany dia tonga ilay daba. So d!

>ilay voiture zéro tena ilaina, dommage t'@ ty tsy nisy. Any an-dafy raha vao tsy misy dia tsy mandray départ. à méditer eo Rolling Eyes

Ary naninona marina letsy no novaina ny aileron arrière tamin'lé fiara?

Misy dikany aérodynamisme vé sa style sa simba fotsiny lé teo?? scratch

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Enjana mihitsy ka!! Ilay APN kely amin'io mila tena hay tsara, hoe rehefa manindry dia afaka firy secondra vao azo ilay sary, geek Mila fahazana be mihitsy vao mahazo sary tsara Wink
Ny fika mba hatoro ho an'izay maka sary amin'ny APN: na sary avy eny halavitra halaina, na amin'ny partie efa sûr fa presque à l'arrêt ilay vam (genre mi-dérape ohatra ilay vam, na courbe mafimafy) Wink

Fa marina io kôzy ny
nirina58 io, aleo amin'ny toerana sûr foana no mipetraka fa ny tampoka hono... Wink Aleo ilay manao bandy sexy toy izay ilay voadona zalah lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Fa marina io kôzy ny nirina58 io, aleo amin'ny toerana sûr foana no mipetraka fa ny tampoka hono... Wink Aleo ilay manao bandy sexy toy izay ilay voadona zalah lol!

>>>>anontanio an'i Nirina58 le kil nitaingina moto tam ambohimandroso tam jovenna !!!!! lery amin'io mitondra zazakely !!!!! ao anaty passage le mamprupte reny !!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Sady ny hitako tamin'iny Jovenna iny: mamo daholo ry zalahy izay tambanivohitra mandalo a!! drunken Surtout t@ ilay ES farany alohan'ny hatongavana any Antsirabe scratchlol! Miseho azy ho mafy be daholo izay mandalo lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...