Dude1111 0 Posté(e) le 17 mai 2008 [quote="dadah"]Citation :Fa sode mbola mazoto mamorina login hafa e, de mi insiste faramparany, milalao e, mba mametraka temps sy rang; Ny credit efa nolaniko alina e!! ..sady tsafaka tsony koa za @ ty W.E ty fa sahirana kely!! zay no nanaovako vend teo. Sinon dadah joue ds la cour des grands ann!! session dimanche 21H !!!!!!!wouwww!!!!! bon courage!!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 17 mai 2008 aza atao an'zany lesy doda aa!!! zao vao manomboka milay vé lesy ny championnat dé hiala ela léé Za rariva no manao à am'lé session 23h aty amintsika bonsans daholo ry zalah éé et haut les coeurs ry Doda aa Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 17 mai 2008 mety miady bé ny session rapitso ry zalah fa miaraka amin'ny grand ao ny chance antsika gasy ééé. Les champions de rally MRC réel contre les champions RBR (latvalaza - maximumattack VS ry zalah henjana) Alefa ra Malagasy ééééé ! milay bé ra tafiditra top 10 nareo (miaraka amin'ny beels sy sylpheed dia lasa maro ny saina malagasy ao amin'ny top 10 ao ) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 17 mai 2008 Non3 Les grands qui jouent dans ma cour ka Io kosa no ora mety amiko koa ; fa ry zareo mihitsy no te ho ao daholo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 17 mai 2008 lay 3ème Journée tena tsy vita kotrana mitsy lé mifezaka b za, ho atao fotsiny zay atongavana ny arrivée sans abandonner ngamba ny mety....ay ao ko ramatoa sy soafahana raveo zany e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 17 mai 2008 ary iza lé Gasiah? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 17 mai 2008 Nilay le reco teo fa dommage tao @ mineshaft nanao Bao eee Bao eee fa mande ianao ra Beels an !! miandry lera hiaraka hanao session izahay sy Ramatoa Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 17 mai 2008 Ary tsy hitako fa RaBig sy Mc ao daholo raveo eee jereo ilay zavona fa T... B Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 17 mai 2008 tena tsy aiko zé nahazo ana tam ty ito ngamba ny rallye nandraisako anjara ratsy indrindra aiza ko 3emES de efa KK 4em sy 5em mo zany tsy koty tsony de avy eo nivaralila tanteraka, 7em speciale ndray Joux Plane II nanao sortie kely fotsiny an d tsy aiko nichauffe sa very rano lé vam d maty oazy tsy nety velona teo am le descente be iny de nikorisa teny a sur 1km lé, de aloko niala fa tsss lay manao reco avant le izy ko ka sendra ratsy ny atao avy eo tonga de ratsy be daolo ny suite, alo ngamba refa otranzay tonga d mse désincrire de manenjika session hafa azoko an-tsaina ihany lesy le rally tena izy ra otran'zao cas ko zao oe vo manomboka d nofa b d miongotra....: apres an'ny invest rehetra vola, fotona, hery,.... Gidra an!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 17 mai 2008 otrany tsy tokony nanao teo mitsy a ngamba fa tsy vonona, zay le hoe aza forcer-na aiza ve lesy ka nalefako sans reglage le noiker lety e, tsssssss, tonga d nvalideko le speciale alo aloa ny Jovenna no préparer-na tsara Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 17 mai 2008 Aza atao maha kivy fa milay foana io eee Vita aloa iny fa JOVENNA indray no ho jerena sady nitenanay no hanokatra ny sehatra Mdr.... B hoan'ireo izay hanao radem eeeeeeeeeeeeeee Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 18 mai 2008 Henjana be fa zay koa mba nanao reco ihany omaly iny fa tsy tao anaty programme mintsy le fog be t@ Sipirkakim iny kle mba spegany reveko ihany fa vo nisy an'iny de tafitohina. Dodanen> Aza kivy zany lesy fa zay maka anla a. Jovenna omano tsara de mankanesa any am Big hono fa any misy connection e. Big> Marina alou fa henjana le stress mampa-nanao foana e. Za ary ato mangovitra sahady hanao rariva. . Mci t@ le 2.00 fa mande tsara hatramzao. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 18 mai 2008 Iza ary ilay So6 io angamba ilay bandy te hijery combat Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 18 mai 2008 tsy za aloha é,za mbola misalala so mahazo sanction eo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 18 mai 2008 ra peno ihany io ééé!! tandremo ihany hono ra Peno lé pseudo maro amin'lé izy fa ho verifiena hono ato ato zay zavatra zay Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 18 mai 2008 Surtout pour exemple ty session farany ny Italie Sargdaigne ty. Feno ny serveur 40/40, fa ra misy bandy mitaraina ka mi prouver hoe misy bandy manao in'droa dia mety hisy ny sazy. Donc attention. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 18 mai 2008 Za nefa oa tsy daccor satria i zandrinay zao té anao koa dé aoana, nefa machine 1 iany no ato atrano Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 18 mai 2008 I nirina58 ity e tsy te i déconnex mintsy ilay session mrallye an'i dodanen Enjana be ilay Fog... LEO BE ZA dia aleo @ sisa manao fa very notes ilay copi ako vaovao ! Dia nijanona ao, vonoiko ny daba dia lasa ao ny pipi Aleo fa milay reny e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 18 mai 2008 Aleo anao recos tsara @ sisa fa fohy loatra lé fotoana teo. ary feno C4 t'@ ty Sura daholo i nirina58 ity. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 19 mai 2008 Ity vao Dodanen !!!!!??tsy mety mi se-deconect ahona lty????mdrrr....Sinon ny lay ny an'ry lerony omaly ka. Otany za ndray ary no nisy stress teo @ placin'ry lerony ni-roule tao !!!loool... Fa n'empeche hitako nanao be iany koa i peno sy i dadah tao annn!!!! i ramatoa koa tsy ferana etsy andaniny !!!!! ..mechannnt mintsy !!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 19 mai 2008 de arabaina daholo ndray é,i beels moa tsy lazaina intsony,ramatoa efho lasa rangah atsy ho atsy ,mention special ho an'i dadah fa efa mandeh mafy fa mbody fanina sy ireo ambiny tsy voatanisa. Ny tenenay moa dia notereny PC iabandonne in-2 fa dia hiezaka am jovena na dia atomotra aza ny fanomanana. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 19 mai 2008 dia nanao ahona aby ny an'lisany maly ry zalah?? ra Big ihany vé no TEAM MANAGER teto lery manko no lasa team manager tamin'zay nanao session tamin'sabotsy tsy ratsy iny fika iny Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 19 mai 2008 Merci lay scratch an Latvalaza tam Chirdonhead an!!!! izy roa mitsy !! PC an dodanen iany no nampiasain'la??? Itan'la ra doda fa le connexion no olan'la le any atrano??? aty amiko manao jovenna e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 19 mai 2008 kiiiiiiii ratsy bé ny classement lety ééé bobaka bé koa no nandray anjara tamin'ty éé sady za kay moa niala andaharana tamin'ny ss anakiroa bravo latvalaza fa miscratch annn efa ao tsara daholo tsika mianakavy éé ra Peno, dadah efa lasa feno tokoa ny gasy miakatra ao Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 19 mai 2008 i Dadah 14ème tam le Fog Chapeau lesy lé milay e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 19 mai 2008 Iny takatra hoy ny mpahandro takatra loll Tena valaka za zalahy an/ kozy e Mila fotoana hanatsarana ny fahaizana e Fa milay le simulation ka Dommage fotsiny le mpijery any anaty spécial tsy manaraka ny fepetra tokony ataoa rehef amijery rallye, aiza koa ao anaty virage ao ry zalahy no mitsikilokilo, nraofiko tao, aza hitako ka higadra za fa nahafaty oul tsy efa 10 nitangorona tao I beels/nirina/maximum ve hanao MRC Aleo NAREO manao fa mitondra 2RM Fa henjan ihany ny Temps an'i Peno an (Manette moa?) Miezaka mamita rallye foana aloha e zay ihany Aza hitako ka simba alohan'ny hahaizana tsara le volant Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 19 mai 2008 Henintsoa a écrit: bravo latvalaza fa miscratch annn c'était vraiment sympa avec une bonne pointe d'adrénaline (n'est-ce pas dodanen ) On a fait un tête à queue dans le 2ème passage dans mineshaft sinon je pense que ça aurait été bon. Mila miezaka tsara @ manaraka, hita @ zay iny aloha. > ie, pc an'i dodanen. Imagineo kely hoe hoe @ 21h15 zay vao mametraka latabatra, seza, configuré volant sy jeu, zay vao mametaka an'ilay réglages ny C4 (nijanona tao @ garage foana manko eo lol), à 5min de la session zay vao essai kely... Au moment d'enclencher la session... PANIQUE à bord, dodanen en 1er (il maudissait son pc), jusqu'à ce que l'on trouve que le password n'a pas été posé... ouf...à 10s on rentre enfin dans la session ! Plein de truc du genre... et beaucoup de spéciales pas reconnus comme il fallait, avec des spectateurs imprudents (on a dû aller au commissariat après ) et faut reconnaître que les pros (beels, les portugais et les autres sont vraiment rapides et faut être au top en tout pour espérer les inquiéter) Pour mon 1er rallye wrc, j'ai remarqué qu'on était pas trop en phase et j'ai une suggestion pour tous les pilotes gasy, pourquoi on ferait pas une écurie gasy? (team saosisy? ) On s'envoie les réglages, les trajectoires etc...(d'ailleurs j'ai toujours besoin d'enlever le bandeau intérieur de la C4 big, et mettre latvalaza sur les fenêtres) Bon n'empêche que là, les spices di français nediront plus "malagouchis" Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 19 mai 2008 fa i laza ihany v no nirina 58 é Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 19 mai 2008 Saika nitovy ny aventure-tsika omaly alina zany fa ny anay ... ratsy fihafara Tsy mbola nilamina ny connection-ko dia saika hoe hanao @ an'i KGB. Saingy tsy nijery tsara za dia noheveriko hoe @ 17h ange ilay izy fa tsy 15h. Efa 16h vao hita hoe diso Nahita ny fahakivian'ny maro teto no sady naheno an'i Peno hoe tsy nahavita hatra@ farany!! Ny an'i KGB indray hoe any an-trano no hanao lery (dia mba mi-assist an'ilay combat ny ambiny ) @ 21h35: nalaina ny connection, somary nosakanany pra im-betsaka vao tonga tany an-trano. 21h55: installation. 22h10: niditra session. Efa tafiditra fa diso ilay heure dia nahitsy, kanjo tsy tafiditra intsony avy eo Lery nefa efa vonom-bonona ery Fa firy minitra aoa aorianan'ilay 22h no tsy tafiditra intsony? Raha mi-rate SS1 izany dia tsy afaka manao ny ambiny intsony? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 19 mai 2008 Ny rallye dia ouvert a XXH00 ohatra, ny départ de la 1ère ES dia 15min après donc XXH15. Misy 15min zany idirana ao anaty session. Ra vao lasa ny ES 1, dia tsy afaka miditra tsony. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 19 mai 2008 @ Nirina58: Ny écurie gasy efa prévu atram'zay fa tsy nisy tohiny tsony lay resaka donc pour le moment dia miandry zany aho. Sinon, tout était déjà près, manquait juste les membres de l'écurie à définir. Ah, adiniko, mba alefaso mail aty amiko letsy lay replay an'la Chirdonhead ES 1 azafady mba poliko ny fandehan'ny lay C4 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 19 mai 2008 Beelabba a écrit:@ Nirina58: Ny écurie gasy efa prévu atram'zay fa tsy nisy tohiny tsony lay resaka donc pour le moment dia miandry zany aho. Sinon, tout était déjà près, manquait juste les membres de l'écurie à définir. Ah, adiniko, mba alefaso mail aty amiko letsy lay replay an'la Chirdonhead ES 1 azafady mba poliko ny fandehan'ny lay C4 Tena tsara tokoa raha mba misy an'eo, anarana mba exotique kokoa angamba ny tsara Za koa mba te ahita ny fandehan'ilay Focus ao aminy noiker, jouxplane2 sns reny ny aty amiko tsisy blem fa ataovy échange aminy zay mba mandroso zay aty tany lavitra ety e (mp) Encore chapeau pour le rallye, même si je voyais que tu faisais très attention a cause du championnat (c'est quoi ton classement au championnat?) lé fabinou vé nisy blem sa reny mintsy ny fandehany? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 19 mai 2008 Tena mia-tsara le team-tsika e. Félicitation an'i Latvalaza tam scratch. Beels pour le classement general. Zay moa zany dia tratra nanao pause tena anaty spéciale tao am SS13 dia tsy niverina tsony le izy de ni-plante de vita atreo ny Rallye. Beels> Tsy azo atao ve zany? Fa am ankampobeny satisfait ihany t@ rang/spéciale fa mba niezaka kely. 30 sec amzala sisa Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 19 mai 2008 classements : rallye Sardaigne rang Pseudo 3 Beelabba 15 Fabynou 17 maximumattack 43 Sylpheed 50 gasiah 56 ramatoa 58 Soafahana 60 Mc_crash 61 Latvalaza 62 matoto 73 Peno 102 bangbang 115 814 heninkaja ireo ny classement eee ary iza ilay Gasiah fa 958 ny N° izao indray 58 ème Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 19 mai 2008 Azafady fa mihinanbary aza misy latsaka hi 54ème dadah Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 19 mai 2008 no comment Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 19 mai 2008 compte ray ihany ny ao fa tsy za zany 58 hafa zany :-) j'ai pas bien compris ton classement soafahana, @ gasy sa inona eo? pour info je ss étonne d'avoir été classé lol! misy ketrika reglages kely hitako ho an'izay mila ;-) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 19 mai 2008 Nirina>> classement gle t@ Rallye Sardaigne io ka Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 19 mai 2008 nirina58 a écrit:misy ketrika reglages kely hitako ho an'izay mila ;-) Za zao hanandrana ilay Evo6 ato!! Bienvenue mihitsy zao ilay reglage @zao Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 19 mai 2008 Soafahana a écrit:Nirina>> classement gle t@ Rallye Sardaigne io ka Tu n'as pas mis le 1er, le 2ème etc c'est pour ça que j'ai pas compris désolé ! somary Ity ny classement officieux (mbola tsy misy réclamation eo an, tandremo ) RALLYE50 Gravel Mod - WRC07 Citroen C4 WRC07 - - 80:22.09 +00:00.00 +00:00.00 - 2 788 Ritter Gravel Mod - WRC06 Ford Focus WRC06 - - 81:32.04 +01:09.95 +01:09.95 - 3 331 Beelabba Gravel Mod - WRC06 Ford Focus WRC06 - - 81:46.81 +01:24.72 +00:14.77 - 4 34 Jim Gravel Mod - WRC06 Ford Focus WRC06 - - 82:33.77 +02:11.68 +00:46.96 - 5 980 autorider Gravel Mod - WRC06 Ford Focus WRC06 - - 82:37.02 +02:14.93 +00:03.25 - 6 307 chris2 Gravel Mod - WRC06 Subaru Impreza WRC06 - - 83:08.93 +02:46.84 +00:31.91 - 7 36 gevaldino Gravel Mod - WRC06 Ford Focus WRC06 - - 83:09.19 +02:47.10 +00:00.26 - 8 17 Mengutch Gravel Mod - WRC06 Subaru Impreza WRC06 - - 83:13.70 +02:51.61 +00:04.51 - 9 179 MaxAttack Gravel Mod - WRC06 Citroen Xsara WRC06 - - 83:21.99 +02:59.90 +00:08.29 - 10 53 elrond Gravel Mod - WRC06 Citroen Xsara WRC06 - - 84:11.99 +03:49.90 +00:50.00 - 11 429 chuxxc Gravel Mod - WRC06 Ford Focus WRC06 - - 84:42.16 +04:20.07 +00:30.17 - 12 45 Touf-Touf Gravel Mod - WRC07 Citroen C4 WRC07 - - 84:50.57 +04:28.48 +00:08.41 - 13 4 Groslapin Gravel Mod - WRC06 Subaru Impreza WRC06 - - 85:19.45 +04:57.36 +00:28.88 - 14 403 guigui Gravel Mod - WRC06 Skoda Fabia WRC06 - - 85:22.72 +05:00.63 +00:03.27 - 15 1 Fabynou Gravel Mod - WRC06 Citroen Xsara WRC06 - - 86:05.62 +05:43.53 +00:42.90 - 16 48 fifou Gravel Mod - WRC06 Subaru Impreza WRC06 - - 86:11.88 +05:49.79 +00:06.26 - 17 297 maximumattack Gravel Mod - WRC06 Ford Focus WRC06 - - 86:18.61 +05:56.52 +00:06.73 - 18 32 ColinMcRae Gravel Mod - WRC06 Ford Focus WRC06 - - 86:37.36 +06:15.27 +00:18.75 - 19 233 Stef Gravel Mod - N4_S2000_1 Peugeot 207 s2000 - - 86:54.59 +06:32.50 +00:17.23 - 20 1111 christian Gravel Mod - WRC05 Citroen Xsara WRC05 - - 86:56.81 +06:34.72 +00:02.22 - 21 78 keke Gravel Mod - N4_S2000_1 Peugeot 207 s2000 - - 87:10.11 +06:48.02 +00:13.30 - 22 700 jere34 Gravel Mod - WRC07 Citroen C4 WRC07 - - 87:10.14 +06:48.05 +00:00.03 - 23 565 KKK Gravel Mod - WRC06 Ford Focus WRC06 - - 87:52.03 +07:29.94 +00:41.89 - 24 40 dnafria Gravel Mod - WRC06 Ford Focus WRC06 - - 87:54.50 +07:32.41 +00:02.47 - 25 298 Gilou84 Gravel Mod - WRC07 Citroen C4 WRC07 - - 87:56.56 +07:34.47 +00:02.06 - 26 73 Miniben Gravel Mod - WRC06 Skoda Fabia WRC06 - - 88:28.64 +08:06.55 +00:32.08 - 27 91 ludo43 Gravel Mod - WRC07 Citroen C4 WRC07 - - 88:54.41 +08:32.32 +00:25.77 - 28 182 Zouzou Gravel Mod - N4_PROD_1 Subaru Impreza N10 - - 89:14.21 +08:52.12 +00:19.80 - 29 64 PtioAlex Gravel Mod - WRC06 Skoda Fabia WRC06 - - 89:21.74 +08:59.65 +00:07.53 - 30 14 fonzie Gravel Mod - WRC05 Citroen Xsara WRC05 - - 89:23.30 +09:01.21 +00:01.56 - 31 1200 TONYFOX Gravel Mod - WRC06 Ford Focus WRC06 - - 89:35.40 +09:13.31 +00:12.10 - 32 31 Chrismus Gravel Mod - WRC07 Citroen C4 WRC07 - - 89:43.00 +09:20.91 +00:07.60 - 33 139 Beu-C Gravel Mod - A6_S1600_1 Citroen Saxo S1600 - - 91:42.71 +11:20.62 +01:59.71 - 34 439 alfa37 Gravel Mod - WRC05 Citroen Xsara WRC05 - - 92:08.73 +11:46.64 +00:26.02 - 35 794 cyrilbell Gravel Mod - A8_1 Lancia Delta HF Integral - - 92:16.51 +11:54.42 +00:07.78 - 36 33 Fufu04 Gravel Mod - A7_2 Renault Clio R3 - - 92:16.58 +11:54.49 +00:00.07 - 37 195 droopf-py Gravel Mod - A6_S1600_1 Renault Clio S1600 - - 92:26.45 +12:04.36 +00:09.87 - 38 1966 philou88 Gravel Mod - WRC00 Subaru Impreza WRC00 - - 92:28.91 +12:06.82 +00:02.46 - 39 163 fanf73 Gravel Mod - N4_PROD_1 Mit. Lancer Evo 7 - - 92:38.95 +12:16.86 +00:10.04 - 40 480 jo10 Gravel Mod - WRC07 Citroen C4 WRC07 - - 93:27.91 +13:05.82 +00:48.96 - 41 217 Andrea_Sulla Gravel Mod - A5_1 Zastava Yugo 1.3 - - 94:18.87 +13:56.78 +00:50.96 - 42 436 erick78 Gravel Mod - WRC06 Ford Focus WRC06 - - 94:58.89 +14:36.80 +00:40.02 - 43 767 Sylpheed Gravel Mod - N4_S2000_1 Peugeot 207 s2000 - - 95:57.89 +15:35.80 +00:59.00 - 44 844 schullss Gravel Mod - N4_PROD_1 Mit. Lancer Evo 7 - - 97:01.98 +16:39.89 +01:04.09 - 45 97 SJJ972 Gravel Mod - WRC07 Citroen C4 WRC07 - - 97:29.15 +17:07.06 +00:27.17 - 46 595 philouphanie Gravel Mod - WRC07 Citroen C4 WRC07 - - 97:37.34 +17:15.25 +00:08.19 - 47 516 lbg Gravel Mod - A8_2 Mitsubishi Carisma GT - - 97:56.14 +17:34.05 +00:18.80 - 48 123 nmendonça Gravel Mod - WRC06 Ford Focus WRC06 - - 98:04.77 +17:42.68 +00:08.63 - 49 777 RV Gravel Mod - N4_PROD_1 Mit. Lancer Evo 7 - - 98:41.10 +18:19.01 +00:36.33 - 50 958 gasiah Gravel Mod - WRC07 Citroen C4 WRC07 - - 99:10.67 +18:48.58 +00:29.57 - 51 672 Bicman14 Gravel Mod - WRC07 Citroen C4 WRC07 - - 99:42.86 +19:20.77 +00:32.19 - 52 491 Kurz Normal Mod - WRC06 Subaru Impreza WRC06 - - 100:12.91 +19:50.82 +00:30.05 - 53 349 LudoBooz Normal Mod - WRC06 Ford Focus WRC06 - - 100:14.93 +19:52.84 +00:02.02 - 54 771 dadah Gravel Mod - WRC07 Citroen C4 WRC07 - - 100:21.84 +19:59.75 +00:06.91 - 55 701 Clement Gravel Mod - N4_S2000_1 Peugeot 207 s2000 - - 100:50.95 +20:28.86 +00:29.11 - 56 284 ramatoa Gravel Mod - WRC06 Ford Focus WRC06 - - 101:36.94 +21:14.85 +00:45.99 - 57 592 manta400 Gravel Mod - WRC05 Ford Focus WRC05 - - 102:03.81 +21:41.72 +00:26.87 - 58 676 Soafahana Gravel Mod - A8_2 Mitsubishi Lancer evo 6 - - 102:36.00 +22:13.91 +00:32.19 - 59 1961 cromax Gravel Mod - WRC05 Citroen Xsara WRC05 - - 103:29.72 +23:07.63 +00:53.72 - 60 536 Mc_crash Gravel Mod - WRC06 Ford Focus WRC06 - - 104:34.99 +24:12.90 +01:05.27 - 61 858 Latvalaza Normal Mod - WRC07 Citroen C4 WRC07 - - 104:55.02 +24:32.93 +00:20.03 - 62 1206 matoto Normal Mod - WRC06 Ford Focus WRC06 - - 104:59.78 +24:37.69 +00:04.76 - 63 877 Nothing Gravel Mod - WRC05 Citroen Xsara WRC05 - - 105:26.58 +25:04.49 +00:26.80 - 64 684 obelix Gravel Mod - WRC06 Ford Focus WRC06 - - 106:27.84 +26:05.75 +01:01.26 - 65 1956 rallyemania Gravel Mod - A8_1 Mitsubishi Lancer evo 8 - - 107:18.14 +26:56.05 +00:50.30 - 66 335 steevewa Gravel Mod - WRC05 Citroen Xsara WRC05 - - 108:15.95 +27:53.86 +00:57.81 - 67 510 Ju42 Gravel Mod - WRC06 Ford Focus WRC06 - - 108:23.93 +28:01.84 +00:07.98 - 68 524 Guillaume Gravel Mod - WRC06 Subaru Impreza WRC06 - - 109:15.87 +28:53.78 +00:51.94 - 69 696 dumoulin Gravel Mod - WRC03 Hyundai Accent WRC Evo 3 - - 110:19.97 +29:57.88 +01:04.10 - 70 1212 jfp Gravel Mod - WRC06 Subaru Impreza WRC06 - - 111:20.02 +30:57.93 +01:00.05 - 71 322 wildman Gravel Mod - A8_2 Mitsubishi Carisma GT - - 112:31.39 +32:09.30 +01:11.37 - 72 722 sassou Normal Mod - N2_1 Renault Clio 1.6 16V - - 113:24.97 +33:02.88 +00:53.58 - 73 557 Peno Normal Mod - WRC06 Ford Focus WRC06 - - 113:36.54 +33:14.45 +00:11.57 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 19 mai 2008 Peno a écrit:Tena mia-tsara le team-tsika e. Félicitation an'i Latvalaza tam scratch. Beels pour le classement general. Zay moa zany dia tratra nanao pause tena anaty spéciale tao am SS13 dia tsy niverina tsony le izy de ni-plante de vita atreo ny Rallye. Beels> Tsy azo atao ve zany? Fa am ankampobeny satisfait ihany t@ rang/spéciale fa mba niezaka kely. 30 sec amzala sisa Misaotra , @ manaraka manao tonga @ zay. Zay sy ra dodanen gaga ihany hoe mamely be i Peno sy Dadah Afaka manao fotoana kely manoro izay mba hita @ ilay réglages: Tsotsotra ihany, freins, diff, amort dia pneus > Dadah efa vita ny an'azy (tsy maintsy tenenina ihany ilay izy Dadah mba motivéna ny bandy ) > Dodanen efa nahazo > Big koa ahazo > His koa zany Fa aleo aloha atao ilay écurie zay vao manao, satria lasa mifanenjika eto fotsiny Fa inona no sarotra @ ilay création écurie? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 19 mai 2008 Ok fa ilay mikorotana b Maha fanina ko Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 19 mai 2008 >Nirina58: Mila olona 10 vao poince Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 19 mai 2008 Soafahana a écrit:Ok fa ilay mikorotana b Maha fanina ko classement eo avec temps rehetra. Fanina kely fotsiny his a écrit:>Nirina58: Mila olona 10 vao poince > ataovy ny recrutement e! zay vonona. Maninona raha tonga dia izay anao dia sorato eto ny anarana, asiana deadline hoe @ sabotsy, antsoina daholo ny bandy rehetra (papalé etc..) Hitako manko lé spice di français tena organisé mintsy ry zalahy @ eo zavatra ray eo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 19 mai 2008 Ra afaka daholo nge tsika mety mihotra ny 10 e. Sa moa afaka manokatra 2 Team? za vonona be mintsy alou e. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 20 mai 2008 Peno a écrit:Ra afaka daholo nge tsika mety mihotra ny 10 e. Sa moa afaka manokatra 2 Team? za vonona be mintsy alou e. ie mihotra mintsy eo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 20 mai 2008 bon misoratra anarana a zany Bangbang n° 988 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 20 mai 2008 Aleo tohizana atsy amin'ny post "ecurie rallygasy" ny resaka fa lasa fanina eo tsika. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 23 mai 2008 Za angatahan'i commission: Demande officielle (vous en pensez quoi? je n'ai même pas fini dans les points? je ne joue pas le classement, je ne vois pas leurs intérêts?) [Objet : Demande de preuves Dans le cadre des vérifications prévues par l'article 4.8 du règlement des championnat RALLYESIM, je te demande d'accéder à la demande suivante : Nom du rallye : Rallye de Sardaigne Pièces à fournir : Replays/Fichier HTML Veuillez n'envoyer que les fichiers .RPL demandés, et non l'intégralité du rallye. ES N° : 1 Date critique de réception : 28/05/2008 Toute demande n'ayant pas de réponse, entraînera un déclassement sur les spéciales citées. Ces pièces sont à fournir par le moyen de ton choix. (hébergement, MSN, SendReplays.....etc...) a un des modérateurs/administrateurs : Fifou, SJJ, Maxattack, Fabynou, Jim] Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 23 mai 2008 satria ela vaovao tao nefa tonga dé miscratch dia manahy ry zalah normal ihany ny an'zareo ny fhitako azy aloha même si tu n'as pas fini dans les points, c'est pour vérifier qu'il n'y a pas eu coupure extrème ou autre . N'empêche pour dire, le revers de la medaille c'est il vont améliorer leur pilotage en voyant ton replay Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites