Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
His

LIVE RALLYGASY

Messages recommandés

Efa nolazaina tany @ sujet hafa tany, tonga ilay nampanantenaina cheers Misokatra ny Live Rally santa Misy ny temps en direct, parcours, programme, ... !! albino
Araky ny nambara moa dia betsaka ny zavatra hafa mifandraika @ io Live io izay hivoaka miandalana eny ihany Cool

Dia alefao ny comment zalahy!! lol! Raha vao tsy "partager passion" lisany dia tsy mandroso tsika lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheerscheerscheerscheerscheerscheerscheerscheerscheerscheerscheerscheerscheerscheerscheerscheers
milay lesy e , tsy itako itsony zé tenenina fa milay e lol!lol!

tonga d misy lien rsrbrlive Wink kosa an
Bravo beuh lesy a

d niditra tao am rallygasy ko a tonga d olona manome depart no reako
Taitra be a lé, nikoropaka hoe aiza ny manetty ko lé lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

brivissimo cheerscheerscheers
excellent ! tip top giga super extra matsiro salone lol!lol!
milay bé! zany hoe tsary hitako ny lien raha avy ao amin'ny acceuil an'ny site rallygasy.tk scratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
felicitations a tte l'equipe rallygasy pr la mise en place de ce live!!!! super pr le sport auto malgache tout ca....
a defaut de pouvoir suivre le wrc sur rallylive, on suivra le mrc sur rallygasy!!!
vivement vendredi!!!! et encore une fois, chapeau bas.....

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheerscheers ...tokony hanaovana fety zany ann!! arôzazy !!!!! Laughing ..milay ee!!

ramatoa a écrit:
zany hoe tsary hitako ny lien raha avy ao amin'ny acceuil an'ny site rallygasy.tk scratch


Zany hoe za koa alony dia tsitako hoe aiza no hidirana ao@ lé live raha vao ao @ accceuil ee!!!. Embarassed

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Efa nampiako lien iray ery à ilany à gauche Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Live hatramin'ny inscription zalahy!! 18 hztreto Razz Aiza ilay pari?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsy misy teny mahalaza azy intsony e

Tena Tsara be

sao mahalatsa-dranomaso

Eh fahiny tokoa raha mba nitady information momban'ny rallye zany e; mipenipenina mihitsy e!!!!!!!!!!!!!!!!!

Asina cartographie kely amin'ireny tanana tsy mbola nandehanana ireny zao no mba partager-ako ; otsan'ny hitako misy ihany ao amin'ny PDT ao

masay koa fa tsy mety mandeha le smilies keliko ireto

Milay e,

mino ah fa ny temps efa milaminaa daholo raha izao fandehan'ny liste des engagés zao

His>jereo kely le soratra engagés fa lasa emgagés

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

za V no tena efa Embarassed fa tsy mety hitako mintsy ny lien ra avy ao amin'ny site éé!! misy lien miresaka momba azy fa tsy misy lien " i-accedena" any aminy QuestionQuestionscratchscratchscratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Aleo fa amboariko ho lien io flash @ live rally io radem Wink

Ovana lé engager rehefa avy eo Laughing

Saotra @ lay toraka voninkazo zalahy, manitsaka @ zany i KGB focus (lery no ni-réaliser ilay site) Winklol!

Ilay cartographie efa ao fa rariva koa angamba no ho ketrehina Rolling Eyes

Dadah=> vengeance ko io fa raha t@ 2 taona no tsy hita izay hitadiavana dia natao daholo ny fika ahitana izay possible rehetra @ zao
lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Marina tokoa ry Dadah fa raha te hahalala momban'i Rallye taloha dia vidina daholo ny gazety rehetra mba hahitana article mikasika ny Rallye. Rehefa hi tady parcours sy grille horaire dia manenjika mamomjy akama pilote dia manao photocopie ny any ry zalahy.
Vao t@ rallye Boeny 2006 dia tadidiko fa nakeo @ PC nangataka grille sy parcours dia nasain'i officiel teo nandika tanana ilay izy fa tsy nahazo nivoaka hono ilay izy NEFA EFA PASSION DIA NATAO IZANY.

Izao anefa J-3 efa complet ny doc koa dia MISAOTRA EEEEE cheerscheerscheersqueenqueenqueen

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité live
Alors les résultats live?on s'impatiente lol

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

le départ de la première SS a été reporté car le pont du slalom n'a pas encore été mis en place apparement, patience Very HappyVery Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité live
Merci pour les infos!
lol sans ce genre de choz ce ne serait pas un bon rallye "malgache", faut oser pour rouler vite sur un pont qui vient d'être mis en place.
Mbola sahy v Sandrine nefa izy no miainga farany?lol

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lol!lol! faut voir, les rallyes malgaches n'ont pas encore connu ce genre d'incident d'où je pense le report de départ de la spéciale pour sécuriser le tout. En tout cas hier, j'étais passé devant, le pont était là scratchscratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheerscheerscheerscheers
Milay bé ry zalah fa maharaka tsara zao zay na dia tsy mahita aza cheerscheers
Remarques : tsy mivoaka lé sary am'lé day 1 ry zalah!!!
Surprised

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rariva alefa miaraka @ vidéo Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ny équipe omeko tehaka be indrindra fa tena nahavita zavatra tam ty rallye tia dia ny équipe an rallygasy cheerscheers
dia ny tsy mahazo indrindra dia ny tompon'andraikitra nanamboatra ila pont Twisted EvilTwisted EvilTwisted Evil

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité live
Salut o!!
Misaotra @ le live e fa saika hanamarika fotsiny aho hoe misy sary sasany tsy misokatra, dia misy incohérence @ Classement général, na tsy aiko mety manao Super Rallye angamba ny sasany.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Sali daol zalah a. Faly loh fa nanaraka laisany é cheers , satria ra tsisy ijery ny zavatra ataonay tsis dikany.D miala tsiny @ problem maro isankarazany nitranga tao fa zay moa tsy D tena oe mahafehy be anlé izy fa mba miezaka Embarassed , teo koa moa ny connexion internet nisy blem kely dé tsy afaka nandefa sary firy (ny efa lasa ary nisy blem) saika mba andefa video koa aza fa....scratchscratch sinon ny ny temps alefa dia temps live, zany oe ze temps azo eo loh no alefa fa rehefa vita ny section iray zay vô modifiena ny temps.Aleo fa am-manaraka iezaka anao mlay e bounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

toraka voninkazo bé ho an'lisany aloha cheerscheerscheerscheerscheerscheerscheerscheers
mbola tsy nisy otran'iny mintsy éé! iny aloha essai fa amin'manaraka avy dé dégany bé am'zay

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
KGB MAX a écrit:
Sali daol zalah a. Faly loh fa nanaraka laisany é cheers , satria ra tsisy ijery ny zavatra ataonay tsis dikany.D miala tsiny @ problem maro isankarazany nitranga tao fa zay moa tsy D tena oe mahafehy be anlé izy fa mba miezaka Embarassed , teo koa moa ny connexion internet nisy blem kely dé tsy afaka nandefa sary firy (ny efa lasa ary nisy blem) saika mba andefa video koa aza fa....scratchscratch sinon ny ny temps alefa dia temps live, zany oe ze temps azo eo loh no alefa fa rehefa vita ny section iray zay vô modifiena ny temps.Aleo fa am-manaraka iezaka anao mlay e bounce


Manao mora hono tsy zavatra nefa le initiatives aloha defa hisaorana bdb e cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nankaiza kay ilay atao hoe LIVE sa mbola misy fanamboarana fa saikahijery ny engagé bouncebounce hanomanana ilay pigpiglol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Havaozina kely Wink Sady ilay hebergeur ko toa manondrana Evil or Very Mad Fa efa ho avy ka!! afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dia hanomboka indray ny live zalahy @ ity Rallye Club Dzama Sport ity Wink
Au menu:
- Saucisse frite Cool
- Saucisse à la....... pigscratch

An?? Ay diso ..... Azafady e!! Arrowdrunken

Ty hono no izy zalah:

- Live sur internet : rallygasy
- Live sur radio: FM 102.4 RTA Cool
- Le soir vendredi et samedi: projection vidéo de la journée à l'Esplanade Analakely Cool et le Live sur ce qui se passe là!!
- Diamanche soir:
projection vidéo de tout le rallye à l'enceinte Dzama (izay manana invitation @ zany pig party zany geek )
- Photos et vidéos aussi dans le site à partir de 22H tous les soirs (izay manana sary ka te hizara dia mandefa ny sary @mail Wink ohatra ilay sary Team So6)

Menu io zalah tongue fa asa indray Twisted Evil
I
nirina58 zao efa hitako omaly fa dia efa vonona @ matos mihitsy hanaraka live Twisted Evil

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ahoana ry zalahy
misy ihany ve ilay présentation ny équipages androany hariva eo analakely dia amin'ny firy
misaotra e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Poinsa lé rariva ka, ny ora loh ts tadidiko tsara fa mety @ 18h any (tsy fampiseo masoandro lol! )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
misaotra e!
lazao ihany raha misy lera poinssa
analakely zany hariva

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Naika ijery ny resultat ny spéciale omaly aho androany maraina dia tsy misokatra le live fa manao erreur 404
sa miandry kely? Rolling Eyes

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lé serveur any adafy any mits no mis blem, maosotra mits, tsssss, vetivety iany io D miverina ka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mbola tsy mandé foana zay mbo efa maika ijery sary sy ny resultats ana spé
Sad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Izaho efa omaly hariva no tsy nahasokatra any LIVE intsony ary hatr@ izao Crying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
KGB MAX a écrit:
lé serveur any adafy any mits no mis blem, maosotra mits, tsssss, vetivety iany io D miverina ka


Ka ny rallye efa vita ko!!! ina tsony no alefa live eo??? lol! ...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Sali daôly !!

Manin ra mba asiana champ kely am le live ho an'ny commentaires am le page par speciale ???

Samy mitantara ny hitany tany anaty speciale tany !!!!

Sô mbô nisy nahita an'le sortie an'toto la glisse en live ohatra !!

ok

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nari9 a écrit:
Sali daôly !!

Manin ra mba asiana champ kely am le live ho an'ny commentaires am le page par speciale ???

Samy mitantara ny hitany tany anaty speciale tany !!!!

Sô mbô nisy nahita an'le sortie an'toto la glisse en live ohatra !!

ok


Tsy ratsy lé hevitra cheers fa ferana fotsiny hoe tantara an'izay hita tao anaty ss ihany ny resaka ao fa tsy commentaires bé hoe "iann manann tery anann hono hozy iann" na hoe iann koa zany tena tsy manann"
otran am RBR refa manao chmapionnat reny mintsy éé "ergma perd 10 sec suite à un tête à queue" lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

OOOUUUUUFFFFFFFF

zay vô vita leizy é, raalina @ Minuit no avoaka @ fomba ofisialy lol!lol!

tsita moa zalah fa ny manao mora tsy zavatra é flowerflower

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheerscheerscheers Arahabaina ny ekipa Rallygasy izany cheerscheerscheers

merci pour l'abnégation fa tena partager la passion tokoa sy ny pigpigpig koa annnnnnnn

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...