Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
henintsoa

Jovenna 2008

Messages recommandés

Ary nankaiza ny liste engages tao@ Live fa tsy hita intsony sa Mbola misy fanamboarana studystudystudy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
1- i Laza (mba efa fay amzay kosa ngamba)


c'et tout le mal qu'on lui souhaite Basketball

bigbang a écrit:
i nashemy : OUT (faly lotra nahazo an'ilay celica ka nanao tery vay manta de tsy nahatanty ny vam)


Zay aloha mety hitranga fa zay ndrindra lé hitsaka"toto" bé manadala milay Twisted EvilTwisted EvilTwisted Evil

bigbang a écrit:
matio: meme choz nanao itsak'adala be teo am le 34 km zay vao tonga saina hoe ay mo tsy subaru ty fa PIZOT (na dia hoe bien préparé aza)


Ra misy kosa aloha bandy mahay mi-gérer dé lery éé! za mahita izy tonga atram'farany

Oustider ndray ny ahy ry sissi sy gui gui bone ary dahery (fiara matanjaka fa pilotage à voir sur 4 roues)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ary ilay bandy vao² ilay hoe TOavina moa sa iza??? nga tsy anao lery iny??

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsy hanao hono lery fa tery be ny fotoanany

fa hono ho'ah ry zalahy lesany ve tsy mazoto hanala azo amin'ilay pronostic ao amin'ny forum rally-live.com e!

http://forums.rally-live.com/fr/

rubrique jeux dia Prono inter N°2
ao ny rallye jovenna, mba tsy ho izaho irery no mi pornostiquer ao amin'izay

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Loll
ka io zalahy ny resaka participation @ rallye eto amin-tsika hatramin'izay

Ny tsy hanao no milaza fa hanao
Ny tena manao tsy milaza mihitsy hoe hanao

Io aza mbola aleo miandry ; SS amin'ny zoma maraina mihitsy vao hita hoe iza no tena mirotsaka ao anaty Spécial

iza daholo moa le hoe hanao
Subaru 10 (
citroen saxo t4
xsara
206 sa sa vw type4
Vazaha betsaka (tsy misy vazaha mihitsy amin'ity...)
tmfr folo be zao tamin'ny herintaona amin'ity jovenna ity to 3 sisa angamba Sleep

flower

Hiandry foana e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Fanontaniana vitsivitsy:
-Iza le Ice Man mitondra Nismo GTI-R Question Mamikely ve Question
-Iza no medias officiels (radio, télé) Question

Miandry fa gasy ve Questionlol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

i Ice man hono dé i mamykely tokoa éé flower
lery koa zany dé miovaova narana fona ka hay tsony hoe ahoana
Enga anié ka mba ho tafa izy amin'ty fa malchance foana izy tamin'saison lasa iny!! geek

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ka tamin'ilay pseudo hafa tsy tafainga mitsy d alo ovaina fa si.... ko
afrolol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:
Loll

Vazaha betsaka (tsy misy vazaha mihitsy amin'ity...)
tmfr folo be zao tamin'ny herintaona amin'ity jovenna ity to 3 sisa angamba Sleep

flower

Hiandry foana e


misy vazah amin'ity ka sady joba vazah! ilay sandrine sy marc mitondra AX io équpage amin'ny championnat de France


ny radio oficiel tsy fantatro aloha fa ny site officiel dia rallygasy lolll

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
SystemeD a écrit:
ato misy sarin'ilay Subaru an'i Sissi , rubrique "cars".

http://www.emosport.com/pageintro.html

Si vous remarquez, Emontspool a revendu la plupart de ses voitures qu'il a conduit a Madagascar en Afrique.



elaela indray système D izany a

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ay le an Sisi tonga de le Impreza N12 mitsy! ho ita eo izay ho afitsony zany Rolling Eyes

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:



elaela indray système D izany a


tena efa ela mintsy...nanao annee sabatique lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ramatoa a écrit:
milay daholo lé subaru bobaka bé lé drunkendrunkendrunken


Betsaka nge ny daba milay teto @ tanàna e Rolling Eyes , saingy eo @ fifehezana ny familiana no tsy ampy kely Idea

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ary i Teillet ko ono lasa aiza sa ami'ny rallye manaraka daolo vo ipotra ry zala

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Evil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very Mad
le TATEZANA lol! zany refa tsy ahy ny manao azy tsara d tokony tsy asina e
Evil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité live
Ary lasa aiza i Gui-gui bone?tsy hita ny temps?Mba lazao ny mpanao Live fa miverina in-droa Iceman lol

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ny fiandrasana no nahasorena, fa tsy norm ilay tetezana e, tsy azoko hoe maninona no au dernier moment vo namboarina sady misy tady no amatoranany planche affraid
tam 10 latsaka no tonga teny za sy dodanen dia tamin\' 11 sasany vao nanomboka fa tsy tafa ilay tatezana .
de ny 12 premier ihany no itanay fa tsy maintsy nandé nody Crying or Very sadCrying or Very sadEvil or Very Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

manao ihany kay lé sisi an cheerscheers tsy hitako aux avant poste bé otran'io lery fa noheveriko fa mbola hitsapatsapa bé Twisted EvilTwisted Evil
ho hita eo ndray ny résultat ss2

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

manao mitsy le Sisi nefa aza lery nanao erreur kely mbola faha 3 ihany, ny vam ko dia milay be, ngamba subaru N12 ndray no etina am le championnat RBR gasy d atao otran'iny ny skin-ny fa tsy d sarotra lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
fa nankaiza mr gui gui bone??? tsy tafa t'@ ny 1ere es ve de nanao repechage sa aona... parce qu'il ne fugure pas sur le classement de l'es1 mais il est bien sur celui de l'es 2....?? qqun a des infos?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

hita fa mbola mitandrina tokoa ry Sissi sy Titi any anaty spéciale ra ny temps kanefa pour un 1er rallye de mendri-piderana ihany izy an Smile sa ahona hoy ianareo??

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité live
Toa lasa misy résultats ES3 ndray ao @ live?fa angaha tsy annulé?lol ary misy zavatra tsy compatible @ le tableau fa misy olona mipoitra @ classement ES nefa tsy ao @ classement général...Ary tena amboarin'Dani ra Mathieu an

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité live
Tena voan'Dani leiry kou, i Laza aza latsaka fa tsy hita ao @ ES5 tsony (asa nanin loatra), manomboka miakatra i Nashemy (efa miha-zatra angamba)...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mbola ao Laza ka lol!
i guy guy bonne ko aloa tsy afaka e, kanefa ze tiany iany mo io fa izy no tompon'ilay subaru ko, za kosa v manana subaru d PIZOT ndray no etiko fa ilay izy omena an-i cousin?? lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité live
Ka hitako t@ moov fa toa nanao sortie Guigui tany Vontonvorona ka mety misy fahavoazana ny subaka na somary nitandrina kely leiry, mila mizatra kely koa anie e! ny problème tsy hita hoe faha-firy leiry au général fa apparement 5eme izy teny Anosizato t@ ES1.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité live
Misy mahalala ny fandehany v?toa tsy misy vaovao tsony mantsy ao @ Live....nefa ny tena mba te ahalala

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

de zay sy zay ndray zany zalahy ny jovenna, tsy hisy polémique angamba fa de arahabaina zany dani sy fidy e! de tongava ndray ny rallye manaraka hojerena cheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Bravo Dani & Fidy nataoko 2ème laisany tam 'ny pronosticko (izay naika marina ra tsy nahazo pénalité laza an sauf pour la troisieme place de cri) fa kay tonga d voalohany mitsy cheerscheerscheers
mahery laisany ka Cool

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Domage ny an'laza!!!!...ratsy vintana foana koa lery zany!!!hihihihi..nefa efa mba nihezaka ny ho tonga t@ ty dia zavatra afa ndray no tsy nandreseny !!!!!!....sô dia ilay daba mintsy aza no "saka maintsy"????? LaughingShocked ...sô dia efa tokony hisolo ilay fiara??? Dia omena anay ny mitsu! !! lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Bravo Dani sy Fidy cheerscheerscheers Dommage Laza paleEmbarassedaffraid Fa tena nilay aloha ny spectacle ary efa ela no tsy misy rally niady hatr@ farany sy feno rebondissement ka deraina manokana hi Maxattack(Mathieu) fa tena vrai champion qui merite d'être soutenu et merite une voiture + performante. Jereo @ izao ange ( SS antanifotsy Samedi Scratch sur une SS de 34 Km queenqueenqueen Chapeau bas )




Mbola hanao sujet hasiako ny sary t@ iny rally iny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

za rzalah tena tsy naharaka mintsy fa tamin'live no nanaraka dé otran' hoe laza no mitarika tao dia mbo faly za hoe efa mahay mi-gérer ndray lery zany!! hay kay tolana ndray affraid
mba tantarao fa tsy naharaka film mintsy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny fandehany dia hi Laza tokoa no nitarika hatr@ farany fa tao @ liaison Behenjy Andoharanofotsy dia nisy pilote nahita nay lery nisy nanampy ary dia nahazo penalité de 15 mn i lery dia lasa 8 ème Koa :

- 1 er Dani-Fidy
- 2 eme Mamikely
- 3 eme Sissi ( izaho nanao any ilay io 3 ème t@ pronostic )

Hi mathieu si Dani avant SS10 dia à 23 sec de diff fa tao @ SS Ihazolava Mathieu nanao sortie dia farany t@ classement t@ io SS io fa raha tsy izay angamba sunnysunnysunny

ity indray misy sary iray t@ Jovenna teo :


io koa dia cheerscheerscheers fa tonga hatr@ farany

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ity indray ary ny any Sissi tao @ SS Andriambilany ny asabotrsy maraina
nalama B an What a FaceWhat a FaceWhat a Face

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Bravo à l`équipage Dani & Fidy cheers . Hita fa tena matotra tanteraka ny familiana. Raha zany ngamba no mahazo Sub de asa fona lol!
Vraiment dommage pour Laza pale .
Cri koa mba nandrandraiko ihany saingy tsy tafa Cool
Sissi raha mizatra kely mety ho henjana an Basketball

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Arahabaina Dani sy Fidy : efa ela no nankafiziko ny fitondra ndry zalah reo saingy ts'nety tafa ny fiara t@ zany. Voaporofo zany fa refa ao tsara ny fiara dia mahavita résultat tsara ry zalah.
Nampalahelo koa ny sortie an'i Matio nefa combat mahafinaritra, fa ny manitikitika ny saiko hoe mifandanja ve moa ny herin'ireny fiaran'i Dani sy Matio ireny?raha ts'diso aho toa lay moteur ny clio an'i Joda taloha iny an'i Dani iny???misy afaka manamarina izay ve?
Ho hita eo ndray ny tohiny, fa raha zao no mitohy dia tsy hisy adva i Laza kle!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Aza ny namanao no hifaninananao fa ny temps ana ES tsara vitanao omaly : [Marcus]



Félicitations Dani & Fidi

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...