Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
henintsoa

Jovenna 2008

Messages recommandés

Tô vaovao be daholo lé ss zany klé??
ankadivory antanifotsy 34 km Twisted EvilTwisted Evil mety miady be am'zany!!
fa ho anay mpijery zany raha anaraka rally dia lasa lavitra ihany am'ty an! scratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ka izay mintsy ilay notadiavina, dia ny mba hisian`ny lalana vaovao cheers . Fa ny mpijery aloha de somary ho sahirana ihany tokoa satria lasa lavitra Basketball

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsita fa rehefa tia D tonga foana éé geekgeek
eo marina kouh zany dia ahitana ny fahaizana manao reco ho an'ireo pilote sy copilote reo. studystudyafro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henjana tokoa aloha io rallye io e!! Ho anay mba te haka sary ho antsika izany an lol! dia hita fa sarotra ny fandidina!!! Spegany efa naleha daholo ireo taloha (10ans passée hono izay, sa tsy izany Emsics Cool ) Ny hijery aloha dia tsy maintsy e!! jocolor

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Sad kosa le alavitra be
10 ans passé marina ve no nanaovana antanifotsy farany!
tsy aiko ra io spéciale io fa tamzany zay nanao location minibus tam' fédération nitondra ny officiel le mametraka panneau eny am spéciale reny, tena mbola boay kely ny bandy tam'zany n o nenti'ra baina Rolling Eyes
amin'ny farany le spéciale io ra tsy diso aho otrany misy ligne droite be izay, tsy adinoko mitsy ny nandalovan'ilay clio williams an ra Joda sy ny celica an i Rajaonary , tena gaga hoe hoay zany fandeany lol!
tam'zay mihitsy vao nijery rally tanaty spéciale zany a

Tsetsatsetasa tsy aritra kely e lol!Rolling Eyes

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tsara tokoa ilay parcours fa tena ho henjana ny gestion-na logistique na ho any concurent na ho any mpijery satria ho any mpifaninanana dia misy PC ary mbola misy reroupement indroa. Ny any mpijery indray dia mila reco satria raha ny SS vontovorona aloha tsy misy blem fa ny Asabotsy no sarotra. SS 4 no ho jerena ary mampalaheo raha 1 fotsiny no hita anefany madeha alavitra ary mitovy @ izany ny Alahady. Raha jerena dia misy SS de 32 et 34 Km koa raha vao misy fiara tavela ao dia tsy tafavoaka raha tsy ela be.
Ny fankana sary tokoa dia ho sarotra koa raha mila fanomezan-tanana dia vonona ny tenanay na dia tsy dia tena performant aza ny appareil koa dia lazao eto ny tokony atao (io ve ilay partager la passion? lol!lol! )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ie zay tokoa ilay "partager la passion" Very Happy Ilay izy tsy dia hoe misy inona be loatra, fa izay mba mandeha ka maka sary dia afaka manome an'ny rehetra @ fandefasana azy ao @ site rallygasy Wink Tsy ny sary ihany io fa na video koa ary!! Very Happy
Na izahay mizara @nareo ary dia tsy matianina velively Very Happy Miezaka fotsiny satria passion le izy dia mba zaraina @ fomba rehetra mampety azy lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ok ary fa dia hiezaka haka sary maro any ireo Sub sy fiara vaovao scratchscratchscratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

En parlant de videos!!!!!...ny vidaka elah His mbola adino aty amiko daholo!!!!! Razz ...mbola nangalako motivation mintsy t@marainafa toundé nahavita chrono nilay be za !!! lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Najanona ho an'lisany mihitsy ireny ka Very Happy
Izay ilay hoe "Partager la passion"-ko lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

dia rehefa amin'manaraka ndray raDodanen dia mba indramiko ndray ary iny éé!!!
Merci His santa

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ramatoa a écrit:
dia rehefa amin'manaraka ndray raDodanen dia mba indramiko ndray ary iny éé!!!
Merci His santa


Merci Hiss annn!!!tena omeko Kisssss mintsy ry Hissss mianakavy @ireny!!!! RazzRazz
Oké omeko an'lah izy refa mifanena iny tsika ramatoa aa!! Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nisy Réunion d'infos omaly!! Tena betsaka tokoa ilay nouvelle tête tao an Cool Fa tsisy fantatra loatra hoe inona no ho entiny Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

alo ivoka ny lisitry ny inscrit de tairo ny pronostic e, gaigy be le spéciale 32 km sy le 34 km mifanaraka an affraidaffraid

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

D miandry lisitra zany anaovantsika pronostic!! mais pour l'instant je vois de belles surprises. Twisted Evil
Comme il y a plein de nouveau (pilotes et voitures) ce sera difficile de faire un pronostic pour ce premier rally scratch
Evidemment mon pilote favori Nashemy, je le vois dans les 5 premiers geekgeek

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Efa miandry fatratra mihitsy izao fa ny mampihome dia tsy mbola misy inscrit hatramin'izao Razz Ho avoaka isan'andro ao @ site ny lisitrin'ny inscrit ka Twisted Evil

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Efa ao ka miaraka @ ilay présentation (en pdf ilay izy Wink )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena mbola tsy misy inscrit foana ve??? Mad ...tsy maika mintsy koa ry zalà zany!!!sa ve dia tsy hisy participant???? lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Io ndray nge efa mahazatra le dernier moment vo mifarombaka hanao insription daolo e Cool

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ramatoa a écrit:
D miandry lisitra zany anaovantsika pronostic!! mais pour l'instant je vois de belles surprises. Twisted Evil
Comme il y a plein de nouveau (pilotes et voitures) ce sera difficile de faire un pronostic pour ce premier rally scratch
Evidemment mon pilote favori Nashemy, je le vois dans les 5 premiers geekgeek



misy pari Rally jovena ao amin'ny forum rally live
http://forums.rally-live.com/fr/
index forum>forum francophone>Jeux
sujet : Prono Inter (fa amin'ny herinandro manomboka amin'ny alatsinainy)

tongava ao dia mba maromaro no manao pronostic rallye Jovenna

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rehefa mba nandende tany anaty ES tany omaly dia nahita fa:
- milay daholo ny spegany, bounce
- roulante sy tery avokoa @ ankapobeny Shocked sauf Vontovorona izay contraire tanteraka Evil or Very Mad
- misy toerana betsaka milay hijerena Cool
- ....Tena lavitra mihitsy drunken
- nahita an'i Mathieu sy Davonjy nanao reco Twisted Evil

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Rehefa mba nandende tany anaty ES tany omaly dia nahita fa:

- misy toerana betsaka milay hijerena Cool
- ....Tena lavitra mihitsy drunken
- nahita an'i Mathieu sy Davonjy nanao reco Twisted Evil


Aiza izao no tena tsara @ axe tana - Antsirabe (misy vue lavidavitra ary mba misy mikorisa kely )

Ary mbola tsy misy ve ny lista ny engagé htr@ izao

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:

- nahita an'i Mathieu sy Davonjy nanao reco Twisted Evil


Ina no entiny Matio @ty zany hono?? 205??? sa ny 504 an'i davonjy!!! QuestionQuestionlol!

Au fait vao reko t@ bigbang teo fa nifanena t@ lé Subaru an'i Dahery ( ex-hery be) hono lery omaly teny andoharanofotsy dia notaritina lé fiara fa nigebona !!!!!!!!!!!!!!!!!! SadSad ....misy mahalala misy² kokoa ve??? Neutral ...en tout cas enganie ka ho vita à tps ny fiara ra izany!!!! scratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Misy azo hijerena lavidavitra maromaro ihany ilay izy ka!!
@ ilay 15km voalohany, ny 5km voalohany milay be daholo, raha tsy te andeha lavitra!! Ilay 32km indray somary manaraka sisina tendrombohitra izay: zany hoe avy ery an-tanimbary izany mety mahita lavidavitra koa!! lol! Sinon à environ 10km miala ny départ misy portion tsy ratsy genre-lé gauche 90 dia mikorisa midina avy eo somary epingle mananihany (mitovitovy @ iay any Sambaina sur Lac tsy tadidiko hanarana io!! lol! Dia avy aty ampita no mijery Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité mrallye

tsisy subaka nigebona zany zalà fa intox zany a! affraid lany 100 LL de tsy tiana nasiana SP 97 de aleo notaritina

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mrallye a écrit:
tsisy subaka nigebona zany zalà fa intox zany a! affraid lany 100 LL de tsy tiana nasiana SP 97 de aleo notaritina


Tsy arakay indray izany afera izany!! Mba tantarao e!!!

sinon ny liste engagé mivoaka en fonction inscription @ zao!! Efa misy maromaro ao!! (manomboka ny live!! lol! )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Bera - Tolotra Peugeot 204 : M10

Tena hafa indray ity izany sa ve 205 io cyclopscyclopscyclops

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Milay izany asa raha ilay 204 misy moteur sy train AV AR ana GTI 1.9

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mrallye a écrit:
tsisy subaka nigebona zany zalà fa intox zany a! affraid lany 100 LL de tsy tiana nasiana SP 97 de aleo notaritina


loll
Fa tena le daba nitarika azy koa aloha tena misenina be e
R16 efa valabalaka feno mastika izay zalahy no nitarika le subaru faran'izay fiara matanjaka indrindra eto mada

lol

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:


loll
Fa tena le daba nitarika azy koa aloha tena misenina be e
R16 efa valabalaka feno mastika izay zalahy no nitarika le subaru faran'izay fiara matanjaka indrindra eto mada

lol[/quote]

Fa nisy naka sary nga izany fa azo atao insolite Evil or Very MadEvil or Very Mad

Fa anontanina ny tompony fiara alohan'ny avoaka ilay sary afroafro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:


R16 efa valabalaka feno mastika izay zalahy no nitarika le subaru faran'izay fiara matanjaka indrindra eto mada

lol



ihihihi..ka tsy nentin'lé subaru nihembotra ve le R16??????
RazzRazz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ary jimmy iza ndray io copilote an'i laza io ry zalah?

hihihi.... efa misy koa ny TOVONEN ao ee!!!..ho avy tsy ho ela DODANEN zany !!!! lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Jimmy copilote Hery Be t@ saison lasa Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

31 ny isan`ny mpandray anjara. Mety ho firy @ eo no ho tody h@ farany tongue
Hafana ihany ny combat an afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Pronostic ary é :
1 - Laza - Jimmy / evo6 ---> abandon à la 2ème journée avec 5 mn d'écart (dommage encore une fois geek )
1 - Cri - Mam / subaru
2 - Mickael - Fafah / celica
3 - Mathieu - Davonjy / 205 geekgeek
4 - Dani - Fidy / clio
5 - Dahery - Haingo / subaru abandon après sortie de route
5 - Gui-Gui bone - Fossy / Subaru
6 - Nashemy - Solohery / celica à perdu uneplace suite à un problème mécanique pour cause de trop de spectacle lol!lol!lol!
Zay aloha katreto bombomTwisted EvilTwisted Evil

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny 2ème hatramin'ny 4ème: mety hiady be!! Ireto avy ny candidat @ zany:
- Cri - Mam: efa nampiseho izy talohan'ilay sortie t@ rallye farany fa dia afaka mandeha mafy tokoa izy.
- Mickael - Fafah: Regulier hatreto ary rehefa misy pression kely manao ihany koa!!
- Dani - Fidy: Zalahy ireo indray dia classe sisa no hoe ambany (M11) fa ny conduite dia efa manenjika 4 roues!!
- Mathieu - Davonjy: Raha tsisy sampona ny fiara dia spectacle be Twisted Evil

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsy hoe méchant za ra sendra mmaky eto reo pilote reo fa zay aloha no hitako mety hitranga kou Embarassed
Sur aloha za fa tsy misy mahavoa an'i Laza reo fa saingy ny fiabilité sy régularité sisa pirat
dahery ndray mbola mianatra an'lé subaru dé hisangisangy trop lery dia -----> pale

Citation :
Ny 2ème hatramin'ny 4ème: mety hiady be!! Ireto avy ny candidat @ zany:

Ny premier zany dé mazava ho an'i His Question
za aloha ra tsy latsaka laza dia tena mahita an'i Cri premier mintsy za amin'ty éé! mandeha anié lery io éé

tairo ny pronostic anareo ry zalah éé ----> zé mahita ny marina omena 30 sec d'avance amin'ny championnat MRC RBR lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Aleo mihitsy hisy sakay kely otran'izao ka

lolll

Za efa mazava e

Laza
Cri
Nashemy/dani/Mickael/

Mathieu sy guigui mbola ho jerena aloha mdrrr

Tsy hakijery daba simba

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

1- i Laza (mba efa fay amzay kosa ngamba)
2- i Dany ( méchant lery io ann fitiavakao manokana an rzala)
3- i Cri (mila maka confiance kely fotsiny fa efa mroule tsara)

i nashemy : OUT (faly lotra nahazo an'ilay celica ka nanao tery vay manta de tsy nahatanty ny vam)
i matio: meme choz nanao itsak'adala be teo am le 34 km zay vao tonga saina hoe ay mo tsy subaru ty fa PIZOT (na dia hoe bien préparé aza)lol!lol!

blague iany nena fa so misy susceptible an

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Sarotsarotra ihany klou ny pronos na zany aza e scratch . Tsy maintsy hahazo avantage ny daba puissante, nefa eo koa ny fahaizana m-gerer daba satria lavitra ny lalana studystudy

1- Laza
2- Cri / Mickael
3- Nashemy / Dani / Matio

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny ahy aloha ny pronostic dia

- 1° Laza/Cri
- 2° Nashemi/gui gui
- 3° Sitraka/Mathieu/Dani

Aza adino fa ny préparation any Sissi mety ho tsara ihany ary lery hitako nanao t@ drift fa mahay mitondra ihany ary efa zatra compet @ quad

Wait and see sunnysunnysunny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ilay sub io hono (à titre d'infos) dia ilay nanaovan'i Emontspool voalohany taty pirat Za sur fa tsy mbola attack be Sissi satria vao mianatra!! Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...