Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
henintsoa

Session Jordanie 08

Messages recommandés

100% pour cheers Tena aleo hivotra mintsy ty passion-tsika ty e. Manin moa raha asiana coupe kely mintsy am farany e??

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Peno a écrit:
100% pour cheers Tena aleo hivotra mintsy ty passion-tsika ty e. Manin moa raha asiana coupe kely mintsy am farany e??


Tonga anie dia fantatra fa elah no andresy ee!!..tonkony mividy coupe ho an'lah zany no tian'lah tenenina???mdrrrrrrrrrrrrrrrr lol!lol!lol!cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Aza tonga dia resy tsy miady ry Dodanen fa raha misy coupe dia mety motiver ko ko ary dia havita temps milay be queen

Ny tenanay izao dia manao reco mafy any Jordanie fa ny tena mbola henjana dia my Mineshaft II sy Newbob II fa tery koa raha mi-assure dia tsy de mankaiza ny temps, nefa raha vao maka risque dé" mikapa hazo" fa tena milay aloha ilay sensation @ Mineshaft bouncebouncebounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
"mikapa hazo"

Enjana koa zany an!!lol!
Fa marina be mihitsy..... scratch
Za moa zany zalahy dia tsy nikotrana mihitsy fa tsy mety vita ilay machine
Evil or Very Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
Peno a écrit:
100% pour cheers Tena aleo hivotra mintsy ty passion-tsika ty e. Manin moa raha asiana coupe kely mintsy am farany e??


Tonga anie dia fantatra fa elah no andresy ee!!..tonkony mividy coupe ho an'lah zany no tian'lah tenenina???mdrrrrrrrrrrrrrrrr lol!lol!lol!cheers


Tsy amelan'i Dodanen mintsy a zany an. Zao a zao lasamarary kibo , aleo ihany lesy le manisy pression to izay le presser-na. Ny machine-ko ary ato mi-plante foana refa manao newbobs ko. mbola vo handinika ny vahaolana.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

RSRBRLive08 efa misokatra tsr ry zalà!!!..dia bonne nouvelle: misy joker supplementaire ho an'izay té-hiova daba indray!!!..za hi-test Xsara io dia ho hitako eo na hijanona ford na hiova!!..otrany mandreraka be ny masoko lé mahita ford bdb manko !!!!!!! lol!lol!...I Bigy rahateo efa hiova subaru hono fa @iny lery no tena grannnd be!! Surprised

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Kaiza
Conseil, andramo le Xasara WRC 05 v.2 fa milay.
Lay 06 koa tsy dia ratsy.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Beelabba a écrit:
Kaiza
Conseil, andramo le Xasara WRC 05 v.2 fa milay.
Lay 06 koa tsy dia ratsy.


Ie .... vao hi-test mintsy za io !!!!..sady mbola hitsapa reglage !!!! Evil or Very Mad ..tay be fa tena vao mamaky lay mintsy @ ty xsara ty klé!!... ms bon... on a encore 2 smn heinn... Surprised

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Fa aona no tsoanareo ny team Ford Dodanen a. Mba soraty kely ato ary le reglage iny fa otrany miasa amnay e. Razz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

zay rangaha fidèle amin'ny ford sy manette foanaaaa clownclown
sa aona raPeno lol! tsika zao team ford/manette miaraka amin'ny ra His elephantelephant

O l'ty ry zalah affraid amin'ny herinandro kay lé jordanie kléé affraid hay V efa akaiky kely lééé!!!! ataovy milay daholo amin'zay ny préparation sy ny etsetra!!! rabbit
ataovy stable amin'zay ny RSRBR08 live D aza kitihana tsony sao D mi-plante tampoka eny!!!
Alefa ny team rallygasy cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Marina io. Zay Fordiste amty taona ty e. De miafy am manette koa e (io ndray alou par defaut e) fa revenay foana e.
Ataovy milay dalo ny prepa na volant na manette na clavier scratch ary e. Mety alou rallye dago zany tsika no ilalao sa ahoana? any Bira tsisy RBR koa.
à voir ny fotoana ahafahana milalao miaraka.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tairo ry zala dia ataovy mirehitra atram chrono mintsy.
Aleo ichauffe atram carte graphique koa fa tsy maintsy ampiankarintsika ny pression am Jordanie. lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Peno a écrit:

Mety alou rallye dago zany tsika no ilalao sa ahoana? any Bira tsisy RBR koa.
à voir ny fotoana ahafahana milalao miaraka.


Za manokana ry zalà lundi alina 22h aty @tsika no maka départ fa tena feno be tsisy fotoana tsony raha tsy zay!!!!nefa ny reco koa aty tsy misy tokotaniny!!! Evil or Very Mad ..alefa tsotsotrement eo dia ho hita eo e....tsy hafaka ny hijery rally jovena moa @ty fa be adidy be ny WE !! SadSad ..mazotoa laisany ee

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ary ny sasany rovina no anao? ny equipe an rallygasy koa zao be atao amn'io week end io e???sa any Bira mitsy laisany amn'io?? d in laisany no anao??
Misy session zao alakamisy am 10ora alina aty sa efa akaiky ny jovenna loatra!
Dodanen nga tsy am 11 ora alina aty le lundi io à 21h00 any le Jordan3 an (1heure mo sa 2 heure le décalage lé scratch )
sa iaraka ao daolo ndray???

Sinon misy an le session Jordan9 mercredi , am 12ora alina aty

Tsy sur am lé dacalage a fa ahitsio ra diso an

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Jordan3 Jordan Rally WRC 20 World championship World Car lundi 21/04/2008 21:00:00


Jordan9 Jordan Rally WRC 20 World championship World Car Mercredi 23/04/2008 22:00:00


Jordan12 Jordan Rally WRC 20 World championship World Car Jeudi 24/04/2008 20:00:00

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:


....tsy hafaka ny hijery rally jovena moa @ty fa be adidy be ny WE !! SadSad ..mazotoa laisany ee


misy live rallye speciale par specila ao amin'ny rallygasy fa afaka manaraka foana ialahy e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:


misy live rallye speciale par specila ao amin'ny rallygasy fa afaka manaraka foana ialahy e!


WinkWink ..ataovy masaka tsr ary fa za dai hijery matetika mihintsy!!!!! Smile ...mahafinaritra ee!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Izaho dia mikasa hanao session ny jeudi 24 @ 14 H fa dia ho hita eo

[url]

Tsy dia mahay ny fandefasana sary QuestionQuestionQuestion

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

joli joli ny volant an'toi!!
lé 14h aloha avy tsy mety amiko ééé!!! ny tiako ny ahy dia ny zoma na asabotsy any no manao, any manko efa mba betsaka ny efa nanao dia tonga dia hita hoe iza ny adva ao amin'ny classement ao lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ny ahy sy ramatoa zao le session Jordan 15 no otrany ho atao Zoma am 12alina aty Twisted Evil
ny alina avy mijery 1ere journée Jovenna kay mo zany !!! asa ra ivoka Jackie Chan lol! so d lasa i A...ko eo vao loza lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny jeudi no afaka manao satria mbola andeha hinanana vovoka koooooo bouncebouncebounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
tandremo sao manao otran'reto ry zala am Minsehaft an


Henjana ilay crash an'ilay Datsun koooooooooooo

Ny Mineshaft II aloha ny temps izao dia 5'33 fa mbola tsy mety latsak'i ny 5'30 fa raha vao manandrana mandeha mafimafy dia "mikapa hazo indray eeeeeeeeeeee "

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mba omeo temps de réfèrence hoe ry zalah pour se faire une petite idée,surtout zay mapiasa volant mba mi-intéresser ahy
Ny anah io ny antsasany ES mbola vo ianarana nefa manakaiky ny andro malaza ShockedShocked

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Kaiza, za mbola tsy nanomboka ny reco Jordanie, fa raha vao manana temps misy misy aho dia posteko eto.
Za mampiasa G25.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
asa ra ivoka Jackie Chan lol! so d lasa i A...ko eo vao loza lol!


Tonga soa elah maitre Avoukou !!!! lol!lol! ..tonga masiaka izy io fa tandremo ann!!!... Razz ..

Au fait raha mila tps anie laisany dia afaka mijery ny resultat ny rallye natao t@ heritaona ee!!..sady tonga dia classement ny ao dia samy mi-situer ny possition-ny fotsiny arakaraka ny tps natao. Jereo ao @ RallysimLive 07 ilay ES!!!..fa zany hoe mila mikaroka an'zé ES tadiavina alony ao fa marobe ialy izy ee!! Twisted EvilTwisted Evil

Maztou a!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Beelabba a écrit:
Kaiza, za mbola tsy nanomboka ny reco Jordanie, fa raha vao manana temps misy misy aho dia posteko eto.
Za mampiasa G25.


Ny Temps an'i beels koa anie tôlana be daholo refa tena dinihina ee!!!!! lol! ...tsy azo mintsy na mampiasa NOS aza !!!!!! LaughingLaughing ..zany hoe mba reference fotsiny angah Smile

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mc Crash a écrit:
Mba omeo temps de réfèrence hoe ry zalah pour se faire une petite idée,surtout zay mapiasa volant mba mi-intéresser ahy


Tsy aleo ve tsy mahalala ny temps any sasany dia mampihaina ny "pression" fa tonga dia atao ny ss 1 ère boucle dia @ 2ème boucle manatsara ny efa vita

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny tenanay ry zalahy dia mbola tsy nahavelona ilay Ford hatramin'izao!! Evil or Very Mad
Fa tsy maintsy miezaka handray anjara @ io Twisted Evil Mbola tsy fantatra hoe aiza ho aiza @ ilay prog omen'ny rallyesim fa dia tsy maintsy hanao!! Razz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tsy velona aona lty , misy blem ny machine???
Manaona ny fitolomana ilay MOMO alo ra soahafana a, milay iany ve ilay volant io?
ra ny subaru anay efa romotra b ny feo-ny (bang re zao! bang re zao!)
Merci ramatoa tamin'ilay lien an le gestion bangbang fa tena dans l'ambiance tsara ny bandy fa mrefodrefotra ny subaka e! lol!
reste à faire des bons chronos MadscratchShockedRazzCrying or Very sad



ty aza adino rzala an
Des preuves de courses seront demandés. Veillez a bien sauvegarder vos replays, et fichiers HTML

isaky ny avy manao speciale d enregistrena ny replay, refa vita ny rally d enregistréna daolo ny temps en format HTML (eo am le fenetre principal rally network iny de onglet File>save times in HTML) tongue

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
Manaona ny fitolomana ilay MOMO alo ra soahafana a, milay iany ve ilay volant io?
ra ny subaru anay efa romotra b ny feo-ny (bang re zao! bang re zao!)
Merci ramatoa tamin'ilay lien an le gestion bangbang fa tena dans l'ambiance tsara ny bandy fa mrefodrefotra ny subaka e! lol!
reste à faire des bons chronos MadscratchShockedRazzCrying or Very sad


Ny mi tolona any ilay MOMO aloha dia fahafinaretana tsy misy hotran'izany fa ny retour no mila maitrisena.

Raha ny Bang ny ahy aloha ao @ Audio.ini dia nampekariko 5 dia raha vao atao eo @ 8000 tr/mn rehefa depart dia mi bang continue hotran'i any ry Celica any Mickael sy Fafah

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Bon, ireto misy temps kely. Mbola en cours ny recos lol!
Harwood forest : 3.23.13
Mineshaft 2 : 4.43.83

Bon, apiko iany io au fur et a mesure.
Mazoto ry zala.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Beelabba a écrit:
Bon, ireto misy temps kely. Mbola en cours ny recos lol!
Harwood forest : 3.23.13
Mineshaft 2 : 4.43.83

Bon, apiko iany io au fur et a mesure.
Mazoto ry zala.


tena henjana tokoa ny temps izany
- ny Harwood forest ny ahy izao dia 3.43.10
- ary ny Mineshaft II dia 5.33.00 (tena mahamenatra EmbarassedEmbarassed )

fa felicitation aloha t@ Lyon charbo fa Sylpheed podium ary Hi toi dia ao @ top 20 cheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Terre ve zany?


GRAVEL fa tena henjana ny temps any i Beels aloha an

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
volant v?
enjana zany ,mba zarao ny setup hoe andramana nefa na izany aza ambony b ny niveau an beels

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
afaka madefa replay za ra mila nareo pour voir la conduite, fa tsy maintsy via MSN. Na alefako am mail. Afaka manome setup ko za, fa tsy migarantir hoe ahavita any reo temps reo nareo. Mais au moins mba afaka mijery ny firegleko ford06 nareo.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Beelabba a écrit:
afaka madefa replay za ra mila nareo pour voir la conduite, fa tsy maintsy via MSN. Na alefako am mail. Afaka manome setup ko za, fa tsy migarantir hoe ahavita any reo temps reo nareo. Mais au moins mba afaka mijery ny firegleko ford06 nareo.


hihihi
tena mila mihittsy e

Fa ratsy fittontona mihitsy le datin'ity Jordanie ity
asa na ho tafa na tsia

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Beelabba a écrit:
Bon, ireto misy temps kely. Mbola en cours ny recos lol!
Harwood forest : 3.23.13
Mineshaft 2 : 4.43.83

Bon, apiko iany io au fur et a mesure.
Mazoto ry zala.


henjana zany temps zany ry zala ka affraid
tena alavitra

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bon, normalement lasa ny mail. Donc, ra misy interesser nareo am setup na ford 06, dia contacteo i Dadah na i Mc Crash.
Misy setup anak'3 sy replay anak'3 ao am lay zip nalefako.
O zala, mba teneno aho ra voaray tsara lay izy.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:

Za manokana ry zalà lundi alina 22h aty @tsika no maka départ fa tena feno be tsisy fotoana tsony raha tsy zay!!!!nefa ny reco koa aty tsy misy tokotaniny!!! Evil or Very Mad ..alefa tsotsotrement eo dia ho hita eo e....tsy hafaka ny hijery rally jovena moa @ty fa be adidy be ny WE !! SadSad ..mazotoa laisany ee


Bon sans elà Dodanen ho an'ny rariva éé!!! matoky an'la ny "team rallygasy" lol!
tairo dé meo dé accelereo geekgeekgeek

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...