Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
henintsoa

Session Jordanie 08

Messages recommandés

am zoma ndray ono lery vao anao ka , iarka amintsika a minuit Laughing

aza gaga ko rzala fa lasa "bangbang" ny pseudoko ao am rallyesim fa tsy naazo niova vam itsony i bigy nefa a niova subaru an

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
am zoma ndray ono lery vao anao ka , iarka amintsika a minuit Laughing

aza gaga ko rzala fa lasa "bangbang" ny pseudoko ao am rallyesim fa tsy naazo niova vam itsony i bigy nefa a niova subaru an


Hay dia efa niova daba elah??? fa ina taloha?? otrany tsy tadidiko niova zany anie lah ee!! Evil or Very Mad ....
Zany hoe mihomana laisany ry zalà fa bang² be manadala ty !!!!! lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

oaina kely a vokian'i Fifou lol! fa kay marina moa tamin'ny nanao inscription t@ voalohany Mitsu Evo8 groupe N t@ 08/02/08 hatramin'ilay date nanovaiko azy focus notenin'lery ana EmbarassedEmbarassed

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ireto ny temps vita farany t@ Jordanie

- Harwood Forest 03:49.67
- Mineshaft II 05:26.29
- Tanner II 03:06.71
- Greenhills II 03:59.00
- Greenhills 03:45.73
- Shepherds Shield 02:44.86
- Falstone II 04:06.21
- Fraizer Wells 02:07.92
- Noiker II 08:17.46
- New Bobs II 05:49.10

Omaly hariva izy ireo ary dia nandramako natao souple ny ressort AV fa tena niova ny temps fa rehefa manao Fraizer no tsy maintsy averina plus rigide satria sur-vireuse be ka manao saosisy @ ilay mahitsy be studypirat

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ireto koa misy temps vitako tam session reco omaly alina. Bo, misy mbola azo atsaraina lavitra hoy aho (environ 10 sec voire plus)

- Harwood Forest 03:23.
- Mineshaft II 04:43.
- Tanner II 03:01.
- Shepherds Shield 02:32
- Falstone II 04:03

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bonne chance ra soahafana radem an, enao no anokatra ny bal zany jeudi à 14h00 ko

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Somary adino kely ry zala fa tratran'ny grippe t@ WE teo, sady tsy afaka nanao reco no tsy afaka nitafatafa.
Tena zany setup an'i Beels zany zao no mety miady am piece-nay fa sao de zay ny miracle farany. le temps ato alou zany de...hihihi... aleo tsy jerena fa mampahonena hihihi.
Afaka ampita aty ve le setup ô!! io ny mail: penotoky@yahoo.fr

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Big>> misaotra betsaka @ ilay fampaherezana fa dia ho hita eo ny vokany drunkendrunkendrunken

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

wouww!!...tena matsiaro an'laisany lesy za ry-his fa tena tsy mety mahita ny arrivé ny Noiker 2 mintsy koa ee !!!! lol!lol!lol! ..ta...bé!!! Embarassed ..ny ES sasany alony efa mba masaka iany eo @ 2 eo sisa no hianarana dia prêt pr le grand jour !!!!!hihihi...avy mijery vontovorona zany dia toundé mikotrana kely ny zoma ariva² iny dia aveo gooooo!!!!!! cheerscheerscheerscheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ary otrany hi-roule rery ra-sohafahana zany rariva ann!!!!!... SurprisedSurprised ..tsr iany alony fa tsy misy pression ee!!! Laughing ...ataovy tsr dadtwo aa!! dia manova tatitra eto refa vita ny session an'i ngiah !!! SurprisedSurprisedSurprised

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lol! Ho avy masiaka mintsy ka Twisted Evil , mahandrasa kely Laughing .
Defa graveo letsy le cd ry bigbang de mifanao fotona tsika samedi matin raha mety a sunny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tsy afaka nanao session fa isaky ny manao dia :

Mivoaka ny hoe " installation session inalienable"

Fa dia @ manaraka indray fa aleo manala azy any @ Jovenna NoNoNoaffraidaffraidaffraidscratchscratchscratchafroafroafroafro

Fa tsy maintsy lol!lol! foana eeeeeeeeeeee

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ty misy nanana olana otran'la fa jereo ihany
http://www.rallyesim.fr/forum_rlsm/viewtopic.php?t=1501&start=0
ty ny lien an le RSnetwork 1.0.8 fa le dossier nomeko an la tato manko tsy nisy an io lesy Embarassed
http://jim.wrt.free.fr/files/RSNetwork08_1.0.8.rar

sinon d apres manaova demande de desinscription tam le session an la teo ra mbola te anao amina session hafa, ataovy le plutot de ndaro iara iroule aminay vendredi a minuit e manao an ty fotsiny

" la demande de désinscription doit être faite :

- Sur le topic de l'épreuve concernée.
En spécifiant les infos : Numéro de session, Numéro de pilote, pseudo utilisé sur le live."

zany hoe mipost ao am sujet rallye Jordanie ela otran zao fa amin'ny info an la zany

Pourrais je etre desincrire de la session de ce soir à 21h svp?

Session name : Jordan3
Rally name : Jordan Rally WRC
Rally type : World championship
Your number of race is : 592
Your login name is : manta400
Date and time of session start : Mon 21/04/2008 21:00:00



Conseil kely ko: alo pihana daolo ny antivirus sy ny firewall refa manao session

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

dommage lesy ra soafahana a Rolling EyesRolling Eyes

bon hanokatra session raco rallygasy za manomboka amin'ny 9h aty ny départ!!

midira daholo ry zala!!! ny ahy moa androany zany ny reco farany dé aleo atao milay

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena mety ho avy ny tenanay fa andraso éééééééééééééééééé ! ! ! !
lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tena nanao zay azooko natao aho, fa tena nikiky mafy ko ny anohanana dia naleo nijanona. Fa milay lay izy ka. Ataovy milay ny Jordanie ry zala.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Tsy afaka nanao session fa isaky ny manao dia :

Mivoaka ny hoe " installation session inalienable"

Fa dia @ manaraka indray fa aleo manala azy any @ Jovenna NoNoNoaffraidaffraidaffraidscratchscratchscratchafroafroafroafro

Fa tsy maintsy lol!lol! foana eeeeeeeeeeee



Tsss...ratsy vintana koa ngiah zany!! Mad ..dia mbola mikasa ny hamerina sa hijanona eo? lol! ...ny fika dia 3h na 4h avt session officiele dia miditra live @ lé public session na global session!! dia raha tafiditra ao sia sure fa tsy hisy blm ny ambony dia afaka manao ny session tena izy @zay!!!...fa sinon rha misy blm dia réglé-na speed avt le depart....
Bref...première fois iny dadtwo aa!!..@manaraka manao milay!!! Laughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ny ahy lesy atahorako anao an'io koa lé! za koamantsy nanadrana ni-instal an'lé 1.08 dé nisy an'lé problème iny koa hoe installation tsy mety.

Apparement anié lé izy tafiditra ao am'lé session public fa session officiel ihany izy no manondrana otran 'zany scratchpalepalepale

ho hita eo rariva

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

En fait tsy installena io fichier io. Decompressena ao amin'ny racine ny RBR fotsiny. Dia rehefa magataka izy hoe "ecraser ou non le fichier" dia atao OK fotsiny.
Lay fichier RSNetwork ao anaty racine RBR no solona io ficier io fotsiny.
Fa ra vao double-clickenareo lay fichier ao anaty io archive io dia manao erreur foana io. WinkWinkWinkWinkWinkWink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ok, merci andramana ndray zay rahampitso Wink
sinon za finalement tsy afaka iroule rariva fa rapitso ndray na zoma mbola ho hita eo!!
ataovy milay ry big bang sy doda lé rariva dé bon sans aa!! aza motondra kitay mody fa sô dia lozan'lisany mikapa hazo any ndray fotsiny lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

efa midobodoboka tokoa ny fo refa mieritreritra ilay izy hoe anaona indray lol!
demain tantaraiko eto e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Pffffffffff......vita ny ahy ee!!! tena vita !!!..tsy ny rallye no vita fa izaho mintsy!!!! Evil or Very MadEvil or Very Mad ..tena manondrana foana ny net-ko isakin'ny rallye marina...tena leo a ry zalah!!!! SadSad ...ny tps manomboka ES13 dia tsy misy lasa daholo Evil or Very Mad ...ny tps alohan'zay ko alony dia tsy aiko akory na lasa na tsia Evil or Very Mad ....tena pfff....zao sady lagy no sorena nefa tsy mety mahita-tory koa!!! Evil or Very MadEvil or Very Mad ....otrany hajaniko mintsy lé live ty raha tsy mahazo internet tsr² ny aty aminay fa makarary foa fotsiny...
Mazotoa laisany izay mbola hanao Evil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena soso-kapa ee!!!!!!!! SadSad ...nefa tokony tsr² classement iany Sad ...Aleo ande haka saina mintsy klou fa tsss....

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lol! za ko aza tsy nety tafiditra tamin'ilay session fa nahazo an ty message ty: "the server did'not identify you, its impossible to you to take part in this session" nefa za de inscrit soamatsara zao scratchscratch d tsy nety tafiditra mitsy e
Mangataka am ry zala rallyesim a zao hoe annulény le inscription-ko tamin'iny de anao amina session hafa a ra anaiky izy Rolling Eyes zay ve tsy niroule akory ko

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Azo atao ny desinscription ra ohatra ka tena tsy ny roule mintsy. Tokony tsy ho blem zany.
@ Doda, tsy koa r tsy lasa daholo ny temps an'la. Zao fotsiny atao. Alaivo lay fichier replay rehetra sy lay fichier Zip Html ny temps an'la, dia alefaso MP any am Fabynou, na Fifou, na SJJ, dia azavao tsara fa nisy problème na connection ela. Misy bandy lesy tapaka connection en plein rallye fa tohizana foana dia alefa ny temps sy ny replay avy eo.
Aza kivy ny akama fa ataovy zay lazaiko zay.
Averiko, ireto avy ny zavatra ilaina alefa:

1- Ny replay rehetra

2- Lay fichier Zip créé rehefa miclické eo am'lay hoe "Live" -- "Save times for official rally". Normalement ao anaty racine RBR n misy an'io. Ty misy exemple: 331-Beelabba_Abreschviller12.html fa ny an'la dia ny numeron'la sy ny anaran'la sy ny session jordanie.

3- Atao ao anaty fichier ray daholo reo zavatra 2 ireo dia atao Zip na Rar dia alefa MP any amin'ny ray am zay notenenoko teo na izy rehetra pour être sur. Azavao azy le blem.


Normalement tsy tokony olana zany satria RSRBR08 efa mi-envisager an'io blem io.

Aza kivy hoa fa haut les coeurs.
Ary rehefa misy blem, dia jereo eto fa normalement dia eo daholo ny solutions rehetra:
- http://www.rallyesim.fr/forum_rlsm/viewforum.php?f=87
- http://www.rallyesim.fr/forum_rlsm/viewforum.php?f=11

Ary samy mitady an'io technique io fa mety amonjy io ra sendra tapaka connection.

Ho any zay mafantatra any Doda dia mba signaleo am'lery ty fika ty sao dia tsy ataon'lery ka taraiky eo. Misaotra.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ShockedShockedShocked inona daholo zany vaovao ratsy zany ry zalah???

Tena mampalaelo ela ry doda lé palepale ataovy milay ny connection am'zay fa efa manomboka sérieux am'zay anié ty resaka ty é lol!lol!

za koa ra big dé matahotrra ny tsy ho tafiditra fa otran' be bug bé izy zany ho ihta eo rariva!!!

sinon doda nanao ahoazna ny temps ny hafa tao?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ireto misy conseils kely omeko:

- ra tafiditra ao anaty sesion kanefa tsy misy chrono: sortir de la session et y rentrer de nouveau. Normalement tokony mety am zay. Ra mbola tsy mety dia avereno ndray lay manip.

- Ra sendran'lay message hoe "the server can't identify you". Dia akatony tanteraka RSNetwork dia relanceo fa tokony andé am zay.

- Ra sendran'lay hoe "installation session inalienable" dia telechargeo lay fichier eto : http://jim.wrt.free.fr/files/RSNetwork08_1.0.8.rar
Avy eo dia dezzipeo eo am racine RBR dia tsindrio lay fichier lazainy.

- Aza miandry dernier moment vao miditra ao anaty session. Am zay afaka manao zay manip ilaina ra sendran'toalana.


Za efa sendran'ireo blem reo fa regler foana lay izy.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

za miroule dans quelques minutes miaraka amin'ny dodanen sy mccrash!!

Tafiditra tsara ao anatin'session aloha za dé efa ça va cheerscheers , ho hita eo ny fandeany palepale
tsynikotrana noiker sy new bobs mintsy za What a FaceWhat a Face

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ary reto nanao am 18h00 daolo an lol!
za le raalina vao anao de hi hita eo ndray ny afitsony raha ny connexion alo tokony tsy olana
bonne chance zalahy an!
Merci Beelabba fa tena ilaina ny experience an la
PS: ay de efa namoka focus avy any la Réunion (974) ry dodanen an lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

SHHHHHHHHH!!!!!!!!!!!!!!!!!!!tena tsy lasa eeee!!!!!...tena tsy mety mintsy ny ahy ry zalah!! teo dia ni-plante tsotra zao lè RSRBR nefa efa tao anaty feeling mintsy ny bandy!!! shh...efa namoronako pseudo vao² mintsy kanefa ny blm-ko dia mitovy foana!! : une fois sur deux tsy mety lasa ny tps. Tsy aiko na avy @ ilay konect zany na avy @ ina. Teo moa nedala dia tonga dia nisôty mintsy ka tsy tafaverina tao anaty session tsony SadSadSad ...tena tsisy dikany ny nikotranana fa pff...hiady farany zany @ ty eee!!!!...léln..aaa....mahamenatra léé!!! EmbarassedEmbarassed ...bone chance laisany eee!!!. Sinon za efa tafavôka zay vô hitako ny post an'i beels nanazava ny tokony natao dc ça n'a servit à rien Mad //fa msotra iany na dia zany aza. @manaraka ngamba tonga dia tsy haka konection mintsy za fa alefako @ farany daholo ny tps rehetra arak'ilay fanazavan'i beels io.
Ms bon....na omaly na androany dia deception total ee!! tsapako iany ny fahakivin'ry laza sy ry solberg reny refa sendra miongotra @rallye léé!!!hay leiz tena maha-tezitra mintsy !!! Twisted EvilTwisted EvilTwisted EvilTwisted Evil ...
Breff...aleo mande manao gouté fa tss...sady sambos be ny ao zao hanalako ny foko !!! lol!lol! Miammmmmmmmmm

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Beelabba a écrit:


Ho any zay mafantatra any Doda dia mba signaleo am'lery ty fika ty sao dia tsy ataon'lery ka taraiky eo. Misaotra.


Tsy nisy nikozy za eee!!!! Evil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very Mad ....mdrrrr
Tskoi fa @manaraka manao tsr² ee!!..
Zay fa mangatsika ny samboss!! Razz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Evil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very Mad
angamba misy ss 3 teo tsy vitako fa ni-abandonne tanteraka! Sad
ny ambony kosa mba nety ça va ihany
mineshaft voalohany ---> abandon bête be!! en fait mitandrina be za teo hoe aleo mi-assure eto aloha dia lasa ni-freine teo am-zavatra tsisy dikany dé "dans le décor" raha vao mitandrina loatra dé lasa manao zavatra ratsy foana Rolling EyesRolling Eyes

Rehefa simba ny boite ny ahy ohatra hoe bloqué 4ème dé tohizako katram'farany foana dia mivoaka ny temps-ako ary classé kanefa dia tenina hoe "retired" ary misy hoe "penalty 2mn" normal vé zany??? raha vao simba zany ny fiara nefa tody dia naman'mi-abandonne vé zany scratchscratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

za koa tratra lé bloqué 4eme de avy eo retired ,2 fois nanao fautes fraizer Evil or Very Mad ,mineshafat koa erreur am fatahorana ,mande mora loatra dia tsy hita tsony ny repère,fa mila mi-gérer préssion am manaraka.

de ahoana lé clio 16 in ry ramtoa,tsy tratra tsony lé No
bref,mbola mila ezaka b,surtout ny pression,

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena misy tsy mety ny classement ako ry zala fa misy ss vita soa aman-tsara zao sady affiché ny temps fa lazainy fa retired foana klé! dé o lieu de au lieu de 3 ss abandonné dé lasa 7 ss no considéré comme abandon Evil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very Mad any ka lasa +20mn amin'leader de la session affraidaffraid
Inona ny fika ry beels amin'io mandefa ny temps sy ny replay vé sa zay mintsy??? QuestionQuestionEmbarassedEmbarassed

tena marina lesy ra Mccrash lé mitandrina tsy mety am'lé izy fa miova daholo tokoa ny repère an'la dé lasa manao faute eo zavatra tisy dikany mintsy lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nilay ny nataon'laisany ry zala. Za nanaraka ny course en direct satria tato amiko ra Sylpheed dia mba afaka nijery zay nataon'nareo teo.
Mbola tsy hitako ndray zany blem na "retired" zany. Fa ny fantako aloha, dia ra sendra mivoaka nareo ka somary maka lavitra dia compten'ny jeu comme hoe micoupe, dia mety zay no mahatonga ny 2 min de pénalités. En attendant, affaire à suivre iny.
Sinon, niady mafy tokotran'laisany â! Milay ka avec des temps dans le top 10. Efa tsara zany. Ra Sylpheed koa tam farany hitako aotran'ny mamo zany fa nanao erreurs betes be dia be. Fa bon, hafa po aloha lery na zany satria tsy micompte PWRC ty rallye ty donc tsy mampiditra points lery na 1er am groupe N aza.
Autre conseil ty:

- Rehefa tapitra ny session, dia aza taitra na tsy mety alefa aza ny temps. Blem efa tonga matetika io. Fa de toute façon, ny temps nareo efa enregistrer isakin'ny spéciale. Sauf ra sendra na deconnexion aotran'ny Doda.

- Tsy maintsy miditra ao anaty session vao afaka manao any lay session. Donc, tsy mety ra atao lay session, dia zay vao alefa ny temps.
Ra sendran na deconnexion, zay vao azo alefa par MP ny temps.


Enfin, ny rallye WRC tena lava bé mintsy. Mila mitsitsy aina ary mi attaque rehefa tonga ao am zay spéciale fantatra. Sinon, aleo mandé cool.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Aza mikropaka, fa omano eo fotsiny aloha ny temps sy ny replay.
Ireo temps ireo dia temps provisoires. Fa mbola ho recalculena.
Asio post ao am forum milaza fa hoe nisy blem am lay temps. Normalement ny temps réels, tonga dia sauven'ny serveur donc tsy tokony ho koa. Fa ra mila vérifications ry zareo dia omanao ny Temps sy ny replay.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
palepale tena mampifezaka b ko zany resaka ato zany to nidiran angano daolo lé, efa ianga a io dans 5 min palepale
ofet le blem_ko omaly mbola nitranga indray teo soa ihany fa nana-potona dia nojerena calme tsara hoe inona ny olana
kay resaka synchronisation an le heure scratchlol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hay kosa, dia vita soa mahatsara iany vé y Jordanie ry BigBang sa dia ahoana??

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

vita e!! nitondrako sapin sahady laisany nefa mbola oela vao décembre santasanta
1erSS nstress b nefa tonga d nanitsaka b: nanao tonneau fa zany hoe afaka nande ihany
3emSS Tanner: nidofotra dia bloqué 3eme ny vitesse jusqu'a la fin
4emSS : nanao tete a queue
avy eo mba nilamindamina
fa tonga amzay ary ty Noiker II sy NewBobs d fantatry laisany ny tohiany:
santasantasantalol! (new bobs II in-2 a tonga fa en 3em fona ny vitesse Twisted Evil )
nefa dia efa nampitandreman' ra dodanen mitsy hoe tandremo la am noiker sy new bobs fa d eeee
enjana ilay efa en fin de rallye nefa spéciale lava be otran'reo no atao lé
Fa i ramatoa efa tena mroule tsara mitsy kosa an, dodanen ko, zay lesy otran zara raha mivoatra lé Embarassedscratch
enfin vita izy zay dommage efa ho vita vo nidégats b: Crying or Very sad
ataovy milay beellabba ny radem a ataovy mirehitra reo vzongo reo fa ny gasy zavatra enjana ra rallye terre lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Eo fa ataon'tsika eo zay mety é. I Sylpheed zao no efa tafavoaka. Sy ry Dodanen sy Ramatoa efa mamely mafy ka. Za ndray zao no mistress lol!lol!lol!
Fa tsy maintsy i assure am ty fa tena 3 rallyes WRC zao za tena mody maina foana. Tsy tantiko tsony. lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

bon j'ai posté sur rallyesim pour mon problème, j'espère que mes temps seront validés, je pourrai ptêtre tombé dans le top 40 lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Un autre petit point du règlement, ra sendra midofitra am spéciale iray, ka mi-abandonne, dia tsy micompte tsony ny spéciale ambony jusqu'à l'assistance. Exemple:
Jordanie, 1ère boucle: 4 spéciales ES 1.2.3 et 4. Ra midofitra am ES 1, dia tonga dia retired daholo ny reste donc 2.3 et 4. Kanefa dia azo atao iany ireo fa ny temps tonga dia forfaitaire ho azy na dia tsy midofitra ao anaty 2.3 et 4 aza.
Azo atao ny tonga dia misaute any am assistance dia any am ES5 no tonga dia mandé.
Je sais, tena sarotra mintsy ny tsy manao erreur, fa am championnat WRC, dia ny endurance no jerena fa tsy ny mandé mafy. N'empeche fa azo atao ny manao sady mandé mafy no endurant.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

zay kay zany no nahatonga za klé SadSadSad dommage je me voyais dans le top 20 avec mes temps drunkendrunken
ça me servira de leçon pour les prochains rally lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...