henintsoa 0 Posté(e) le 31 mars 2008 ato indray ary ny resaka momba an'io éé!! Mbola vao ianarana daholo koa reo spéciale reo ho anah ry zalah!! pôzin'lé ho sarotra kouh io ho hitanareo matetika manao session public ndray zany zao ny dikany Sinon za poinss raha am'zoma soir no asiana fihoanana kely Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 1 avril 2008 nanomboka reco kely ihany za omaly henjana be daholo lé ss klé, tsy mety nahavita spéciale mintsy fa piège be daholo à chaque tournant Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 1 avril 2008 Mba nanandrana ilay NoikerII ko za fa in-10 namerina mbola tsy tonga hatramin'ny farany ihany Mody mahitsihitsy izay fa hay mamitaka be mihitsy!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 1 avril 2008 Ary eto za vao tonga saina hoe mifanindry indrindra amin'ny ouverture saison rally eto amintsika kay io an mbola miosombovoka avy nijery rally zany dia manao rally virtuelle ndray Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 1 avril 2008 hay bonne zany tonga d mahay be daolo avy mjery rally no manao RBR otran' lé avy mijery kung fu io e tonga d jackie chan daolo zay mivoka ao Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 2 avril 2008 bigbang a écrit:tonga d mahay be daolo avy mjery rally no manao RBRRaha mba vitan'zany lesy!!!!..tsy efa pilote enjana daholo ny teto @tanàna???mdrrr...Za nanandrana an'ilay ES rehetra fa lé noiker 2 alony tena méchannnt bee ..tsy tiako e!!..sinon ilay ES @australie somary technique be daholo!!!ny tena masosotra dia ilay antsana be atsy ambadika!!! vao tsy mahay dia efa lasa manao pik nik kely any anaty lavaka alony!!!!..( dia avieo maka assistance@ilay bandy manao short kely sexy iny!!! ).fa refa hita kosa ilay izy tena matsiiiiro annn!!!..sinn lé gué maro² koa milay be ny lomano ao anatiny !!!!!!hihihihii:P Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 3 avril 2008 Mba nanao reco kely ko zany zay omaly (His, Peno, Kgb) Lavalava daholo tokoa ny lalana!! Be ny pik nik Tsy sasatra ny miasa marina ilay bandy miaraka @ lay short sexy. Fa ny tena olanay telo mitsam dia mbola tsy afa-po mihitsy @ réglage manette sy ny comportement ny vam tsirairay avy!! Ireo no tena nandany ny alina Sinon, mbola tsy hitako hatramin'izao ny faran'ilay NoikerII Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 3 avril 2008 His a écrit: Sinon, mbola tsy hitako hatramin'izao ny faran'ilay NoikerII hihihi..Ataovy lesy ilay noiker1 dia hitan'lah ny faran'ilay noiker 2 @zay a!!!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 4 avril 2008 Efa saika hita alina (10km iny vita iny!!! ) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 4 avril 2008 Kaiza kaiza daholo ! Efa tena maka avance mintsy ngé nareo zany am préparation ny rallye ny championnat du monde a ! !! Tena mila mikotrana koa za fa tena mety ho depasser nareo am zay a !!!! Milay zany fa tonga dia ataovy milay. Za moa mijerijery am RSRBRlive eo iany dia ra mahita session tonga dia ataoko ra afaka aho. Okay dia mazoto daholo é ! ! ! ! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 4 avril 2008 Ahona daholo ry enjana isany a!!... ....(Penô no tena mechannnnt mintsy omaly ann ..milay e!!)...otrany nahita reglage afa ndray za ry zalà!!tafalatsaka 3mn26za greenhils2 t@ ilay izy!!!!!!!....tsy aiko raha miasa @laisany....(reglage @volant io ka tsy aiko raha mety @ manety koa).tsy tadidiko daholo alony hoe ina no nokasiahako tao fa tena nanampy be ahy mintsy ilay reglage no-imprimen'i big iny ee!! tena milay iny!!!!....surement alony ilay reglage mbola ameliorable ka mba zarao iany izay amelioration hitanareo ee!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 4 avril 2008 Chance du debutant lesy reny fa tsy méchant zany a. eo ndray zao de ikotrana be eo . Ry ramatoa zany moa de tsy manaiky mintsy fa tsy maintsy mihena 5sec hono am herinandro ny tps Milay le pression ka. tsara asiana matetika ny otr'reny fa ambiance e. Milay daholo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 7 avril 2008 kaiza daholo éé mangingina tsika zany, fa nahoana?? variana mikotrana mafy daholo vé ry zala aa!! efa hitanao kosa angamba zay ny arrivée Noiker ra His an!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 7 avril 2008 Salu daôly é GAG EO LA fa efa mkotrana be mits ra his ao Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 7 avril 2008 hihihi Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 7 avril 2008 Misy bandy ray zay koa any lesy ramatoa milalao @ manety sady vitesy auto.adva anla tsara mitsy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 7 avril 2008 ary ialahy izany ramatoa adv eo amin'ilay transmission a! (boite auto!!) lol ho avy amin'ny manaraka e!!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 7 avril 2008 miandry any zany adva bobaka zany mintsy ééé ny ahy aloha zay no nahazatra ahy dia tsy miala aminy ééé misy mazoto vé zalahy raha manao session reco kely androany??? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 7 avril 2008 Aona zany reco androany zany. mety mazoto a ra zao de zao. hihihi tsita fa zao vo mi-connecte e. Sa efa tara? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 8 avril 2008 Rahalina asivo ry ramatoa fa partant za!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 8 avril 2008 ok!! poinss lé ra-alina zany ry zalah atao 21h30 ny début ss dé 20h30 efa afaka miditra session. Azafady raPeno fa tsy misy hita nareo t@ maly D tsy nanokatra session za fa nanao session niaraka t@ zé tao fa hafa ihany lé session hoe samy gasy aloha éé Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 8 avril 2008 Taiza Ramatoa nanao session? za ko nanao tao de resin'i Lucky doza. tena unlucky mintsy a tao. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 8 avril 2008 session "la cso débarque" raha tsy diso za -> leader de la session ndray za t@ io fa zany hoe nisy s2000 iray zay ndray nanao B tao. tro bé lé s2000 reny éé Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 8 avril 2008 ary Peno zany manao B amin'lé subaru an!!! tsé tsé an milay mihintsy anié zany temps anareo tao zany éé lé session rariva zany am'10h aty amintsika no afaka miditra dé amin'ny 10h10 manomboka!!! tongava daholo ééé session "reco rallygasy" Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 8 avril 2008 Anga lasa niemotra am 10 ndray. ande atory zany alou. Reny ve de nande?? Reglage manette ary am reny mbola tsisy tokontany. za ko nde iova focus fa tena diso choix mintsy, tsy mande mintsy nedala Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 8 avril 2008 Tssss Vao décompte départ dia ni-plante soamantsara!! Tsy maintsy ho ré-installer-na complet ny afera Sorena tampoka teo za le Za nefa mba saika amokovoko mafy ery radem manarina e!! Sady toa tsisy hita daolo ankoatran'i Peno? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 8 avril 2008 miala tsiny fa tena tany amin'ny ss6 vao tafiditra fa mbola sahirana kely zany hoe nahafa po ihany ny ahy fa ny hitako aloha zany dia ny réglages par défaut ihany no metty amiko éé! tena tsy zatra hafa intsony za fa otran' tsy aggressif zany tsony lé vam raha vao mikitika an'lé réglages ny hitako koa dia milay B tro lé ss lava bé reny tena tiako loatra enfin ny fahitako an'ilay rallye iray io dia mila mi-assure B am'lé ss voalohany reo D any anatiny faraparan'ireny mizeaka amin'zay fa betsaka no ho latsaka ao am'reo voalohany ireo rapitso ndray ary éé!! aiza lisany ry big, dodanen, dadah, KGB, Mc crash, sns... tongava rapitso manao session éé Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 8 avril 2008 Henjana. tena mbola mila reco maromaro. vo maika koa nampian'ny problem ram: tsy mahazaka tsony le 256 kely efa ela no ela. tena iova focus ary ry zala a. radem ndray e. d mba tongava amzay ny hafa fa lasa zay foana no gisitra am gasy e. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 9 avril 2008 Peno a écrit:Henjana. tena mbola mila reco maromaro. vo maika koa nampian'ny problem ram: tsy mahazaka tsony le 256 kely efa ela no ela. tena iova focus ary ry zala a. radem ndray e. d mba tongava amzay ny hafa fa lasa zay foana no gisitra am gasy e. Tandremo fotsiny fa in'1 iany no afaka miova daba anaty saison iray ann!!! sô dia hanenina eo!!hihihi..ka eritrereto tsr.... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 9 avril 2008 ramatoa a écrit: aiza lisany ry big, dodanen, dadah, KGB, Mc crash, sns... tongava rapitso manao session éé Tsss...zay tsisy nety any antrano ko !!! hihih..mila mividy carte wanadoo foana ka lasa lafo be ilay manao reco raha hividy carte isak'izay mihetsika!!! ....aleo refa manakaiky iny ny manche tena izy dia zay vao mi-sacre manao iany ee!! en tout cas ny kotrana sôlô no atao zany mandra-pà Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 9 avril 2008 1°)Za ko tsy manana connexion any atrano koa ka tsy afaka anao le reco en ligne raha tsy refa any am derniere semaine avant an le rallye any ngamba. 2°) ny PC ko tena lasa godraka le tena tsy zakan'lery le izy e, schhh ram:256, celeron 2 Ghz de mifona lery na za aza kamo be mijery an le sary, zatra tam le pc an dodanen koa a ngamba tsy maintsy iangavy an dodanen iany ampindrana PC, une semaine avant le rallye, na ny reco aza zao tsy mande amzay laoniny mihitsy Tena mila mi-invest kely amty fanaovana kilalao mafinartitra ity ny tenanay kou... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 9 avril 2008 bigbang a écrit: Tena mila mi-invest kely amty fanaovana kilalao mafinartitra ity ny tenanay kou... Hihihi..ao zany vao tonga @ilay fitenenana hoe na ny tena izy na ny simulation dia mandany vola mintsy lé rallye ty e!!!!! ... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 9 avril 2008 zay koa nge tsis net any atrano dé ts poins fa aleo marina refa akaiky leizy vo manao.za ra Peno mety anandrana 207 S2000 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 9 avril 2008 KGB focus a écrit:zay koa nge tsis net any atrano dé ts poins fa aleo marina refa akaiky leizy vo manao.za ra Peno mety anandrana 207 S2000 Mividiana koa moov e!!hihihi..d tapahana isaky ny debut de ES !!!!! ...au pire elah mandany 10.000fmg eo raha manao session iray!!!( raha tonga d tapahana foana aa!!!fa tsy avela konecT en continue eo!!!hihi..) Ny ahy zao 6000fmg teo no laniko ta@ Argentine farany teo fa zany hoe tsr tadidina fa @ dernière SS dia tsy maintsy konecténa ny ordi rehefa manao spécial sinon tsy lasa ny tps!!!!!!!!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 9 avril 2008 Zany ra Kgb a. miandry anla ny team henjana ato fa mi-s'invest kely ela mividy carte moov Aiza moa no hahitana le 207 S2000? tena hitako be le difference entre focus sy le sub de mety tsy hanenenana ka. Hiova Focus a ry zala . Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 9 avril 2008 session à 21h30 ary zé mazoto éééé @ 21h dia efa afaka miditra Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 9 avril 2008 @ ilay Maj 1.0.8 hono Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 9 avril 2008 Raikitra fa tsy kivy zany. Efa makaleo mintsy ry zala reo lalana reo a. otrany hanao examen zany foana vo mahita an'reo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 9 avril 2008 ka hafa ilay mifapitsapa temps kouh na dia efa hay aza ny lalana sady hitany ihany ny valiny rehafa any anaty rally any midira ao a@ chatbox ao ry zalh dé ao no miresaka entre 2 spéciales rehefa avy eo éé!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 9 avril 2008 Tsy hoe hay le izy fa makaleo. mampangovitra foana vo mahita NewBobs. Fa tsika manao foana ka. Marina mintsy hoe hafa ihany ny misy azo ifampitsapana Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 10 avril 2008 ahona asiana fihonana ndray ve radm ariva ee??? ..hijerevana hoe iza no nivôtra be tao ndray ( na dia efa fantatra aza fa ra-penô ne tena vilainn mintsy @zao!!!! )mdrrr Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 10 avril 2008 vilain mintsy io bandy io ra dodanen aaaa raPeno zao mety tafiditra any anaty top 15 any am'zao Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 10 avril 2008 Ary ramatoa zany ho top 5 mintsy an . Fa tena asio alou le fihaonana fa tsara be e. za @io ny sery t@ farany teo mbola tsy afaka hihihihi!!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 10 avril 2008 Kaiza kaiza ry zala ! ! ! Tena misy blem ry zala ny RSRBRLive am zao. Donc pour le moment tsy afaka mi creer session. Fa tokony ho résolu aingana lay izy. En attendant, omano ny kotranareo. Ranzokinay Sylpheed efa miandry anareo am lay 207 S2000 Sinon, mila tena mampiditra points am ty jordanie ty fa tena sao dia laozany zala am championnat eo. Zavatra hafa koa ty: za mba té iorganiser championnat gasy, nefa nareo mety tsy ho afaka ilalao en ligne daholo. Ra misy bandy interessé dia teneno aho dia hita eo zay fandehany. Sur é. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 11 avril 2008 Beelabba a écrit: Zavatra hafa koa ty: za mba té iorganiser championnat gasy, nefa nareo mety tsy ho afaka ilalao en ligne daholo. Ra misy bandy interessé dia teneno aho dia hita eo zay fandehany. Sur é. Efa nisy nanipy iany io resaka io teto ka. Raha ny interésé alony dia betsaka eto e!!!!sahona???? ny gasy mpanao rbr koa efa betsaka iany...(ny pilotes rally eto @tsika koa efa mpirevy an'io daholo) fa reste à savoir fotsiny hoe sahy ny anao en ligne ve?? ..raha hoe raketina manko ilay championnat gasy nefa ny gasy manao aza vitsy dia vitsy otrany mampimé iany zany!! ..ka io asakasak'isika iany io ee!!..ra za manokana alony dia partant foana eeee!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 11 avril 2008 Dodanen a écrit:Beelabba a écrit: Zavatra hafa koa ty: za mba té iorganiser championnat gasy, nefa nareo mety tsy ho afaka ilalao en ligne daholo. Ra misy bandy interessé dia teneno aho dia hita eo zay fandehany. Sur é. Efa nisy nanipy iany io resaka io teto ka. Raha ny interésé alony dia betsaka eto e!!!!sahona???? ny gasy mpanao rbr koa efa betsaka iany...(ny pilotes rally eto @tsika koa efa mpirevy an'io daholo) fa reste à savoir fotsiny hoe sahy ny anao en ligne ve?? ..raha hoe raketina manko ilay championnat gasy nefa ny gasy manao aza vitsy dia vitsy otrany mampimé iany zany!! ..ka io asakasak'isika iany io ee!!..ra za manokana alony dia partant foana eeee!!! à 200% pour mihintsy éééé zay foana lé kozy hoe aleo aloha hiakatra na hanao recrutement RBRiste anao en ligne dé am'zay misy misy tsika!!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 11 avril 2008 tonga d ataovy fa manaraka daolo zay e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 11 avril 2008 Zay ko zany OK tanteraka. Fa araka ny fijeriko azy, efa mitovy hevitra daholo ihany angamba hoe mbola mila manao recrutement kely isika Ilay concurent vigntaine, sue za fa tokony ho tratra ihany raha izao faharisihin"ny maro te hilalao izao. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 11 avril 2008 Bon, milay zany fa aleo samy mi-etudier zay formule mety ho tena interessant dia atao en commun ny hevitra ny rehetra. Ka samy manome ny opinion sur comment organiser ce championnat gasy. Tsy maintsy etudier iany koa aloha ny cas ny ireo tsy manana internet. Fa aleo atao milamina. Mino aho fa ny moderateurs ato afaka miketrika an'io kozy io. Dia avy eo tsika manao meeting kely ahafahana mijery ny possibilité ny rehetra. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 11 avril 2008 Tsara tokoa raha misy ny Champ gasy ary tena mazoto @ izany ny tenanay. Ary toa misy Blem ny Rsbr Live efa hatr@ Jeudi fa tsy mety misokatra Hita ao @ forum ny sasany milaza ny handeha eny an-dalana miaraka @ G25 hono ary hanao toa ireny manosika pneu eto @ tanana ireny hono Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites