Dude1111 0 Posté(e) le 29 mars 2008 bigbang a écrit:raikitra ny miara mizotra lé manatena fa tena hoe avy ao daolo kosa zany an n'est ce pas dodanen???Fantatr'elah iany fa miankina @ conection io e!!!...fa normalement alony efa reglé iny e!! efa nanao essais za teo!!!..prions pr que ça marche juska minuit !!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 29 mars 2008 bon sansss daholo éééé Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 29 mars 2008 efa manomboka miakatra ny tahotra ny ahy io !!!!.. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 29 mars 2008 nyu ahy koa letsy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 29 mars 2008 Dia raikitra izany!! Efa miandry départ sisa!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 29 mars 2008 4 ES sous la pluie!! ireo no tena hatahorako lesy zao Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 29 mars 2008 Au faite: Peno no anarn'ilay bandy akama. Tonga dia nanandrana manao rallye izy izao Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 29 mars 2008 faly miarahaba an'i Peno ééé Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité <peno Posté(e) le 29 mars 2008 Faly miarahaba antsika rehetra e. efa ela le fanirina ny mba iditra ato fa tanteraka ihany e. Bonne course alou fa mbola miezaka ny hameno anletataka be ato e. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 29 mars 2008 vita ny ahy iny argentine iny aloha. Pour un début mba nety ihany iny Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 29 mars 2008 Tsara le sensation fa le pluie tena mbola tsy vonona mintsy ny aty. Na ny SS rehetra mintsy aza tena mbola betsaka le mitsapatsapa. Mbola be ny kotrana miandry e. Tsara ry zala a. am manaraka ndray Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 29 mars 2008 Sode fantako aloha le peno e Sode sode andriamp fin de spéciale on est pas mort c'est cool milay ka fa mbola lavitra be ny ezaka Tsy hanaiky mora koa anie reo efa ela nilalaovana e HEnjana ihany fa zao ve vao hatory Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 30 mars 2008 Vita koa ny ahy ee!!!!..tena ny trac no betsaka lé!!!hihi..tay be!! surtt que ilay ES 1ejournée tena tsy nisy aiko mihintsy!!!!!..ms bon.... nafinaritra fa bobaka isika alony ee!!Nafinaritra ahy koa ny combaka niaraka t@ilay C4 an'i Gillou fa zany hoe tsy nahatanty pression ilay gasy kely dia nanao faute eee!!!! ...Ny ahy ny blm dia comme dab : tsy lasa ndray ny tps ES20 dc considéré comme abondon koa iny!!..ES15 diso trajectoire dia nihinana vato ny coté ..consequence: vita ny direction ;....ES 19 Simba boite de vitesse du coup 1e foana dia tsy nahatanty ny motera (motera be..motera hely mdrrr) d nirefotra!!!!en tt 3 abandon eo zany ny ahy!!!....D ho hita eo @classement general raha mba ho tafiditra top 60 !!!!....Fa na dia izany aza Ramatoa tena mande iany ann!!!!tsétsééééééé!!! RAMATOA leader de la session annnn!!!!hihihi.....raims lery dia ds le rythme!!!..Tokony hirotsaka ds la cour des grands @zay elah lesy !!!!hihihihi...Breff...Jordanie no manaraka ry zalà!!!!..consolation ho antsika : sura fa tsy misy orana io ee!!!!!!hihiihihi... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 30 mars 2008 Bon ny ahy aloha eo ho eo ihany ny bilan!! Hitako izany fa mety afaka manaraka ihany rehefa tena décontracté (mba manao inter tsara ihany indraindray ko ) Vao SS2 dia nanao faute bete kely: nanao touchette dia natsipiny tary anaty hazo. Boite cassé avy hatrany!! Tsy tena concentrer intsony avy eo Dia nanomboka t@ SS14 indray diso ny pneu: lasa intermédiaire. Sarora be ny mi-gérer dia abandon. Au total 6 abandons Sur zany fa any @ 60na 70 Efa hita aloha izany fa rehefa mba manao session publique isika dia azo alaina ho réference ny temps vitan'ny ramatoa ato ho ato Bon mila kotrana be koa izany ny conclusion e!! -> Dadah: izy indrindra Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 30 mars 2008 Tena mety fantan'i Dadah v za? zay mintsy manko le izy. Za otrany tsy nahita classement gnl . Ahoana ry zareo ny fijerena an'zany? Henjana ihany le izy fa tsy napoizina hoe dégat realiste ty tantara ty de tsy nivaky loha t@ SS1. conclusion somary maromaro ihany ny abandon. Tsy kivy fa atao tsara ndray zany @ Jordanie e, d mba hanandrana ikitikitika reglage amzay Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 30 mars 2008 De iza amin'izy roalahy sisa tsy mbola teto I Peno; sa hafa mihitsy koa; otran'ny possible hisy betsaka an'izany ve? Ny roalahy aminareo (raha le haiko) manko efa eto e Fa na iza aloha na iza tonga soa daholo e betsaka tokoa izay vaovao tafiditra forum izay nohon'ity RBR tsy mampatory ity Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 30 mars 2008 Ny resultat final ry zalah rahalina no mivôka a!!..rehefa vita ny session an'ry zalà rahalina (session 21h..23h aty) zay vao mivoaka ny général. Eo @ 2h du matin aty zany no mivoaka ny resultat final raha mazoto iandry laisany!! Za manokana alony dia radm vao masil no hijery fa tsy handany andro hiari-tory @io tsony androany e!!!!..raha mba tsr classement za mety niandry iany!!mdrr... kinanjo!!mdrrrr Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 30 mars 2008 Tena otrany tsy manana rahalahy zany a ko. Lasa betsaka zany le Andriampeno e. Za le makamaka sary ao @ rallygasy ao. Ay v le resultat final mbola tsy nivaly e. Ary mety v raha nanao session Argentine le hafa ao reny? zany hoe session roa zany no henjehina? sa tsy voaray tsony? Tsita ry zala fa mbola zaza vao a. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber 0 Posté(e) le 30 mars 2008 Kaiza kaiza daholo ! ! ! Félicitations aloha tam lay Argentine fa tena enjana ny delegation gasy hitako tam sabotsy zay. Dommage fa za dimanche vao afaka nanao rallye. Sinon, vita koa ny ahy ny argentine tam 14h teo. Navita scratch 4 fa tena tsy nilamina ny fin de rallye dia mety itotongana am classement général. SMbola voan'ny lay 207 S2000 ranzokinay za (Sylpheed) Nefa za no nanao ny setup ny lery. AM manaraka avelako i demmerde any Sinon, nilay iny rallye sy ny session gasy nataon tsika reny. Aleo am Jordanie ndray no asiana maso. Amin'io tsika mety mba hiakatra cadence sa ahoana ry zala . Ok, six daholo é dia Bonne route é. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 31 mars 2008 Beelabba a écrit:Kaiza kaiza daholo ! ! ! Sinon, vita koa ny ahy ny argentine tam 14h teo. Navita scratch 4 fa tena . Hihihi...za koa nahavita scratch 4 !!!!!!zany hoe avy any @ farany !!!!!mdrrr Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 31 mars 2008 Tsara daholo ny zava bita any ry Sylpheed, Beel's, Ramatoa, Randrianadou, Dadah, His sy ny sisa. Raha nijery ny SS tsirairay ny tenanay dia ny regularité no tena mi payer hita @ izany ry Sylpheed fa dommage hi Beel's nisy blem t@ SS roa farany. Eo ampijerena ny temps dia ny anay zao ny Fraizer gravel mod good condition dia eo @ 2'11 eo eo dia hita izany fa mbola lavitra fa hi ezaka eeeeeeeee Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 31 mars 2008 dans le top 20 Marina mihintsy ny hoe régularité no mi-compte am'lé izy. Raha vao manadrana manao temps milay dia mi-faute foana dia very be Bilan : ss mestaselka2 neritreretiko mba hilay lasa mi-finir spéciale sur boite bloqué en 5ème (naleokonivitainy lé spéciale avec boite cassé à mi-parcours toy izay hi-abandonne) / ss newbobs faux départ -> +10 s. Fa hita aloha fa mbola mila ezaka fa 10 secondes minimum am'reo voalohany ny temps rehetra. Tsara lé ezaka ry zalah, milay lé delegation malagasy manafika aleo hikotrana setup amin'io jordanie io dia hifampizarana. Ny ahy manko mbola dorizaka daholo tamin'io sady boite auto Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 31 mars 2008 Raha setup aloha dia mbola ny any C4 no tena tsara indrindra raha amiko fa ny physic @ izay dia ny ver 1.1 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 31 mars 2008 milay lé mijery le saina gasy kely be dia be eee Bravo manokana Ramatoa, misy vokany iany le session isak' alina ka, surtout le am avy orana an Ra ny a manokana , ny spéciale 1ere journée: le east west tena tsy levon'ny vavoniko mitsy Niditra avy orana indray dia tena catastrophe le faizer wells fa 1ere virage e de nivoka lé , sady tena tsy zatra le avy orana sinon nanomboka teoa am SS 17 lany crédit Telma d tsy afaka nandefa temps du coups considérer abandon ny 3 derniere specialeko:( , nefa ny tsy azoko mbola afaka nijery forum teto iany a , fa otran'tsy atoko intsony ini connexion iny fa aloko mrevy aty ampiasana tam' 3 sasany vao natory lé bedin'madama tany ampiangonana fa tena naika natory Am Jordanie indray, aona le fihaonana e, ra Herjo zao efa eto am' tanana zay Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 31 mars 2008 efa nivoka ao ny roadbook rallye de Jordanie 3ème Journée Noiker II sy New bobs II (in-2 avy) tsy tiko lesy le spéciale lava b lé, mila ivoka ny foko Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 31 mars 2008 80ème Efa hita iny zay e!! Hi-fonce tsara @ Jordanie Marina mihitsy ilay hoe mila régularité be!! Fa mila mikotrana tsara koa nefa!! Raovina ilay fihaonana? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 31 mars 2008 Zoma alina no niproposen' i Dodanen Randrianadou fa asa ra mety am bandy sasany, lazao eto ... ilaina mitsy ny regularité mba tsy anovana abandon, fa tonga d manaratsy toerana b le abandon niafara tany am' 76eme place lé Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 31 mars 2008 Ie..Zoma alina ho avy zao no heritreretiko. Tsr alony raha afaka daholo isika rehetra tsy hakanavaka @zay mba mifanampy eto e!!!! ( mba tsy ho jamba mifampitatana nefa !!!!mdrrrr).... Ny ahy koa alony ,a lé noiker1 na lé 2 tena tsy tiako e!!!!..( faly ery nefa zao herjo @ reo!!!hihihi..).. Breff..manomboka anio aho no hanomboka hitsapa ireo ES @manche manaraka ireo ka ho hita eo ndray.. Endre tsr daholo mandra-pà.... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 31 mars 2008 Salix daholo,tena inviter t@hora farany dia tsy tafa ny Argentine nefa faly mahita ny gasy milalao sy azon'ny virus @ ity RBR ity. Za mba te hitafatafa Setup raha misy manana spp fa betsaka ihany izay essai nataoko izay fa mbola lavitra ny afo ny kitay. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
PenoMen 0 Posté(e) le 31 mars 2008 Tena asio fihaonana ry zala de mifampizara setup. Nenay zany moa de hatrany @ conduite mintsy no mila enarana fa mody ny setup no ialana bala. Hita mintsy zay sy His fa niara-kotrana e? (80 sy 81ème), jamba mifampitantana , tsy koi lesy ra-His fa ze tonga ihany no arabaina an. Mba manao balaie tsika mitsam. Am Jordanie ndray ho hita eo e. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 31 mars 2008 Ilay 6km be teo ary efa tsapa mihitsy fa mazana ko Vao nijery kely ilay road book za fa dia ny manomboka aloha ny reco ihany no tena mety Ny zoma zay ry zala somary ho sahirana kely fa raha jeudi? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 31 mars 2008 ny fihaonana aloha mahafinaritra fa raha za manokana lavitra ny tanàna angamba anokatra sujet setup iray aho dia samy mikozy zay mety eo,sa ahoana ny heritreritrareo? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 2 avril 2008 His a écrit: Ny zoma zay ry zala somary ho sahirana kely fa raha jeudi? tô otrany hitako hoe tsy afaka hono ra-his vendredi?...d ni-propose lery hoe jeudi alina no atao ilay izy ( radm alina zany).. De mon coté alony mety foana ee!!...ataovy tsanga-tanana aza e!!.....izay lanin'ny be sy ny maro no raiketina...iza milaza hoe jeudi ??ary iza d'accord vendredi??.alefa!!!! atsangano ny tanana......Sa ve hoe andrasana ho complet daholo vao atao??? iza no hitan'laisany fa mety?Dia ny atao tonga dia reco ho an'ilay jordanie??sa mbola hirevy ES états unis iany???ihhihi _________________ Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 2 avril 2008 kaiz Ny ahy le Vendredi no mety amiko Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 2 avril 2008 Jeudi ndray ny ahy nefa Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 2 avril 2008 Ary ny an'sasany?? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 2 avril 2008 asivo jeudi de asivo vendredi é, de zay samy maka zay mahamety azy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 2 avril 2008 Mc Crash a écrit:asivo jeudi de asivo vendredi é, de zay samy maka zay mahamety azy ny tena mety aloha dia mba ao daholo tsika amin'io éé lé mandamina n'lé fotoana no mila Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 2 avril 2008 atovy Jeudi aza e ( imenomenona fotsn le mpamoa vavahadinay fa tsy koi ) D amatana kaly b any zany zay ry Dodanen Randrianadou sa aona hihihi! sa samy manao voky d aiza no fotoana, za iany zao no maita mantsy , any Ambolonkandrina cité des prof ny tracen'lery sa tonga d any ny fotoana ?? samy maita? mbo endrasan'la eo am barièrre eo ny bandy ry doda a à 21h oatra (za mety miotra kely fa mbola ikaly kou ra tsy hoe hoa anovana la sosisy b ao zay ) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 2 avril 2008 Raha tapaka izany fa radem ny afera dia mba atoroy eto ihany ry Dodanen hoe aiza ho aiza ilay toerana (Na izany cité des profs izany mantsy aza tsy hitako akory Fa Ambohikandrina kosa hitako ee! ) Samy mivimbina izay zakany izany sa...? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 2 avril 2008 21 h zany kosa efa vita kaly ny aty am'zany!! fa mzoto foana raha tsenaina amin'zany sôsisy B zany ny ahy moa zany dia tsy maintsy mitondra ny manette-ko za fa tsy zatra volant mihintsy za. Lé Ambolonkandrina zany kouh aloha mbola tsy hitanay koa zany Milay éé Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 2 avril 2008 Ambolokandrina cité des profs e!! logt 2 !!! azavao eo lesy rah bigy fa za somary maika io a!!!!hihih.. ofet ety akaikin'ny vahy'in aty leiz!!! azavao eo bigy a!! d tskoi fa any tsika mikaly ee!! ra mazoto hinana vary sosoa sy kitoza laisany !!! kozio fotsiny hoe firy hijerevako hoe firy kapôka ny vary andrahona !!! ...21h mety tsr....radm zany oké ann !!!!! miandry an'laisany zaa... manoratra eo iany za rariva... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 2 avril 2008 Bon.... zao vao afaka manazava tsr fa somary maika kely teo fa be adidy!!!...Jereo tsr aza : hitanareo ny fiakarana ambohipo? d tonga ery ambony dia mivily à droite ny makany ambolokandrina. D aveo rehefa tonga ery @ilay làlana pavé dia mbola manohy iany.... dia avio nareo tonga ery aloha ary misy tatezana:P dia just eo aloha eo misy làlana mivily à gauche (makany @bibilava) dia ny à droite makany @ cité des professeurs...mazava hoa azy zany fa ilay mivily à droite no alainareo...dia aveo manohy foana....dia tonga ary aloha² ary dia misy lalana roa indray..ny iray mahitsy dia ny iray mivily à gauche...dia ilay mivily à gauche no alainareo... drefa tafavily à gauche dai mande @iny juska la fin dia misy barirère ao aloha ao... dia misy gardien eo d kozio fotsiny hoe ande hi burnssss hoee d toundé ampidiriny laisany!!!!...manadala aho.. kozio fotsiny lé gardien eo @barrière hoe ho ao @ logt02 laisany d ampidiriny..zay..dia ap an'ilay barrière laisany dia mivily à droite dia trano faharoa sur la gauche ilay izy. (toundé fantatra fa ampirehatra jiro eo ambavahady za dia ao)..vavahady mena².Fa ny hitako hoe mety ary ( sy sur kokoa ) dia manao fotoana @ bigbang laisany d miara-mizotra ...@zay sura fa ho tonga tsy misy very !!!!mdrrr..Ms bon... laisany no mahita azy ao ee!!..Hay...raha mba afaka mitonga an'ilay dvd rallygasy laisany lesy milay be mba jerevava mandra-pà eo!!!.sy ilay cam embarqué an'ry matio sns !!!!...mba jerevana mandra-piandry tour !!!!!mdrrHay dia aza adino koa ny mikozy hoe firy au total fa sô tsy ampy ny lôka !!!mdrrrrrrrrrr Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 2 avril 2008 za dia efa azo isaina tsara amn'zany ny mety dia eo @ gazette de la grande Ile eo am'sapanana ankatso iny zao no sady mazava no malalaka raha anoa fotoana Aleo mintsy misy fotoana fa mbola tsy kobonay mintsy lé trace ra bigy aaa Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 2 avril 2008 Eo@ Mamamia ve zany? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 2 avril 2008 eo drindra fa tsy tadidiko ny anaran'iny madama iny (mamamia) +1 aloha am'lé DVD rallygasy am'lé cam embarqué (ento fa hividy ray za ra-His aaa) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 2 avril 2008 eo am Mamamia zany à 20h45 e sa aona!! endraso eo a fa tsy maintsy tonga eo d oetiko laisany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 2 avril 2008 Dodanen a écrit:Bon.... zao vao afaka manazava tsr fa somary maika kely teo fa be adidy!!!... Jereo tsr aza : hitanareo ny fiakarana ambohipo? d tonga ery ambony dia mivily à droite ny makany ambolokandrina. Maty ny pilote raha tratran'izany co-pilote zany Masao tsar zalahy an milay ka, eh ny tenanay moa de tsy ho afaka e rehefa hitanareo any ny setup milay de mba alefa so eto e Fa tena kobo aloha fa ankoatran'ny mbola fahavendranana amin'ny ankapoben'ilay rallye , hita ve fa colin 2 no mba filalao e; de tena misy hidiran'ny mihitsy le setup ; otran'ny nikotrana setup za tato ho ato izay fa to mahazo 10; 20; 30 segondra be mihitsy I beelaba koa efa nilaza mazava fa lery mihitsy no namboatra ny setup ny 207 s2000 an'ny syphield Ny ahay aza setup efa sauvegader-na zao androany mety tsara; hilalaovana ny ampitso atao charger vao miainga de mivilivily be tsy controlable Ary zalahy manao manette mora mahay an Mbola mla fahazarana daholo ny zavatra rehetra; Fa le colin 2 natao tamin'ny clavier aza waaa mahavoa + 1 minute amin'ilay volant Hiezaka e De bonne ambiance lisany rehetra fa masaka kosa zany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 2 avril 2008 dadah a écrit:Dodanen a écrit:Bon.... zao vao afaka manazava tsr fa somary maika kely teo fa be adidy!!!...Jereo tsr aza : hitanareo ny fiakarana ambohipo? d tonga ery ambony dia mivily à droite ny makany ambolokandrina. Ofet diso ary za....mivily à gauche ilay izy fa tsy à droite !!!!!!!! mdrrrrrrrrrrrrrrrrrrr Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 3 avril 2008 Firy iany zany le rariva finalement reto zao no efa niconfirme: Dodanen (bien sur) Ramatoa Bigbang His (niteny hoe jeudi afaka fa to tsy niconfirm) Dadah (efa niteny fa tsy afaka) Herjo (mbola tsy nanome vaovao hatram'zay na teto dago teto zay) Emsics Mccrash Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites