Dude1111 0 Posté(e) le 25 mars 2008 Aleo ry zalà alefa ato daholo ny resaka momba ny session antsika @ tity arg ity fa manjary bordel be raha hifangaro atsy daholo a!!! saaa???... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 25 mars 2008 MDR Brrrrrrrrrrrrrrrrrrr hihihihi!!! zafady fa tsy aritro mintsy lé brrrrrrrr!! MDR Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 25 mars 2008 ramatoa a écrit:MDR Brrrrrrrrrrrrrrrrrrr hihihihi!!! zafady fa tsy aritro mintsy lé brrrrrrrr!! MDRAtraty lesy io a!!za koa latsaka foana vao mahita an'inyBrefff.....au fait plutôt pluie ngamba leiz fa mety tsy hisy brouillard...fa zany hoe assaa.... mieux vaut prevenir que guerrir hoy ny vaza zay !!!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 26 mars 2008 Fa rahoviana no manainga Izany hoe ao anaty orana tanteraka izany io rally io Dia misy reco ve ry zalahy rariva? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 26 mars 2008 His a écrit:Fa rahoviana no manainga Izany hoe ao anaty orana tanteraka izany io rally io Dia misy reco ve ry zalahy rariva? Aiza kosa dia hoe ho anaty orana tanteraka e !!!!hihihi...ilay meteo alony sura fa ho imprevisible dc surement tsy maintsy misy journée pluvieuse io!!!!..efa nisy bandy navôkan'ny orana manko hitako nimenomenona tao @ forum rallysim tao dc surement misy piste humide ny ES sasany.Ny reco rahariva dia asakasaka isika iany ko !!!..raha misy mazoto dia lasa io ee!!!hihihi:lol!:...ahona zany ramatoa?? elah no mpanjakan'ny creation de session ato ko !!!!hihihi Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 26 mars 2008 Tairo rahariva de mba ataovy taratara raha mety azfady Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 26 mars 2008 okay ary éé mbola nidonginy rafotsy koa ny PC t@ omaly dia tsy afaka nilalao mihintsy. rariva ary asiako session "reco gasy" éé lé spéciale du jour2 PM et 3 no atao avy orana sa ahona? ireo aloha no hitako hoe mety hisy orana aloha raha ny météo no jerena. zay ary fa dia rariva am 22h vé mety?? ary roviana isika no manao an'lay session officielle? ary ahoana koa zany plantage PC zany fa toa bobaka iany no tratran'ny PC mi-plante après départ ES. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 26 mars 2008 Okay izany e!! Membre zay zany rariva ko!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 26 mars 2008 aza maika manao le mise à jour 1.0.8 fa reveo am le 1.0.7 alo an!! otrany misy blem le farany io.... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 26 mars 2008 RDV 22h (lera aty amintsika io) session public "reco gasy" izay mazoto éé Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 26 mars 2008 ramatoa a écrit:RDV 22h (lera aty amintsika io) session public "reco gasy" izay mazoto éé Okay!!!Randrianadou alias Dodanen sera de la partie !!!!mdrrr:lol!: Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 26 mars 2008 Nikatso ny SS7 Ny SS1 à SS6 nety tsara na dia ny fatahorana aza no tena betsaka Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 26 mars 2008 pfff...ny ahy retour au bureau ndray ny ss7 e !!!!!!..tena mandreraka mintsy !!!..mety le MAJ farany ngamba no mampi-deconne an'ilay izy otran'io léé Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 26 mars 2008 fa ahoana ny mi-basculer boite auto ry zalah fa toa tsy mety sa za no tena doudou? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 26 mars 2008 tena juste b amiko personnelement le 22:00 fa tsy koi fa am manaraka miezaka.misaotra ny rehetra na izany aza!milay é Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 26 mars 2008 miditra ao @ file elah d aveo setting d aveo ovao transmission automatik raha tia hitondra @boite auto... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 26 mars 2008 mlay be éé efa hita aloha fa dia mbola mila kotrana henjana fa tataka be am'speciale sasany na dia izany aza mba nety ihany fa vao niditra avy orana tondéé am manarka ndray éé Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 26 mars 2008 ampy zay ry zalà !!!hihihi...nafinaritra ny androany ariva na d teo aza ny bug samy afa!!!!..confirmeo iany lé jeudi aliny raha misy afaka laisany aa!!!..zay mazoto foana manko !!!..maztou ee!!tsy anao ny SS roa farany aho fa vizana kléé... Bonuit daholo:lol: Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 26 mars 2008 Ka ny ahy nge mbola tsy ao ilay MAJ farany e!! Tsy mbola ao koa ilay conduite @ orana ny anay raha ny fijeriko azy!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 26 mars 2008 fa stylspheed sa iza iny mangeha koa an!! lé S2000 mintsy koa no efa mandeha koa éé!! rapitso zany dé kotrana sous la pluie fotsiny Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 26 mars 2008 Ny tenanay to tena hianatra ho tonga amin'ny spé rehetra aloha de zay fa raha le diff tps de tena tsss; ^mety misy steup mila hay koa angamba e; fa gaga ihany za amin'ny inter sasany fa tena efa manomboka tsy araka intsony ny mijery ny lalana fa mbola misy ecart 10-20 sec ; mba omeo setup moa e pneu amort freins differentiel fotsiny anie Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 27 mars 2008 mitovy ihany iska sy dadah am'lé setup fa za vao mianatra tsikelikely fa mbola tsy ao mihintsy raha ny focus 06 aloha dia toa efa mba azo atao izy amin'ny setup par défaut ka dia io aloha no ho entina amin'ty argentine ty fa tsy té hitsapatsapa. Ny tanjona aloha amin'ty argentine ty dia ny hahavita ny rally é fa raha mahavita dia mety ao amin'ny top 50 eo angamba! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 27 mars 2008 dadah a écrit: mba omeo setup moa e pneu amort freins differentiel fotsiny anie ity misy dossier tena manapy be amin'ny fahazona ny setup http://rsrbrlive08.rallyesim.com/adjustments_RBR.asp Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 27 mars 2008 Milay zany kotrana laisany zany an, ny tenanay mo d mkotrana seul fona a defaut de connexion a domicile fa zao.... am le session officiel rovina laisany no anao, tsy alo mbo manao delegation miara mizotra ny ahy zao otran'ilay vendredi à 19h00 (zany hoe 21h00) aty no otrany eritreretiko Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 27 mars 2008 Ilay setup kely nisy nanome teto iny zao ny ahy no narahako Misy différence kely ihany ny comportement vam avy eo fa tsy dia hita hoe manao ahoana loatra par rapport @ setup original-n' ilay focus06. Sinon, manao be mihitsy ilay 207 ka Ary nga tsy raikitra ilay fihaonana kely e!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 27 mars 2008 ahoana tokotrany ilay fihaonana e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 27 mars 2008 le fihaonana ngamba tsy poinsss fa efa atomotro b Tsy aiko alo ra dispo i dodanen e, fa za tsy tafa fa somary tsy manapotoana am ty fin de semaine ty. Sinon ra apres ty Argentine ty afaka asina rencontre kely , handinihina ny ho avy sa...? ra herjo ko manko efa aty am tanana am zay, na de izarana experience amin'ny resaka setup fotsn aza ohatra amizay atao tsika masaka reo vzongo reo sinon mbola betsaka ny mpanao an io lalao io fa tsy re itsony: atsoina manokana i bibill sy poeticturbo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 27 mars 2008 Za koa tsy tonga saina léé !!..hay efa alakamisy tsika zao !!! za mbonihevitra hoe alarobia !!!!!! tena atomotra marina raha rahariva no atao olai fihonana fa aleo @ herinandro e!!saa....??ohatra hoe vendredi alina prochain iny dia tonga efa samy mandamina ny prog-ny daholo!!..tskoi fa any amiko malalaka afaka mivalapatra mintsy tsika mi-games!!! sy mizara traikefa...Ka mety ve zay saa.???Sinon ilay proposition an'i bigbang miara-mizotra koa ahona?? raikitra ve??mba manao combat ao tsika samy gasy ee!!mafinaritra koa zay !!!!hihihi..fa na radm alina zany na samedi alina lé minuit??:affraid:hihi..asakasak'tsika iany io. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 27 mars 2008 Teneno fotsiny hoe raovina ilay miara mizotra dia efa manamboatra saina izahay Ilay fihaonana poince foana ho anay raha vao aoriana ny 18h Sinon, tonga mavitrika ny tenanay @ session rariva (misy tokoa moa ) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 27 mars 2008 ilay zoma aloha no mety amiko éé, na ilay @ sabotsy vao maraina @ 2h iny na ilay zoma alina @ 22h. Ny rariva aloha dia kotrana avy orana ny ahy fa io no tena misy lesoka be. Sinon mbola anao session public foana mba hijerena temps sy evolution. même place, même heure ke hier. Tongava masiaka daholo. (miandry anao ry bigbang aa) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 27 mars 2008 ok ho ezahina lé raalina aza e, aza d tena atao avy orana daolo kosa lesy e kelikely iany a 22h00 aza (heure aty io) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 27 mars 2008 Raha mba mety lesy d ataovy 21h45 ny heure an'ilay session a!!!!..dia ny depart première voiture no ataovy 22h!!!!..@zay mba afaka miditra aloha²!!!!izahay tsy manana ilimité manko vao tafiditra ao @ ilay live dia manapaka conection @zay tsy mandany !!!!!!!....ka raha mety dia aleo hiditra mialoha izay afaka fa ny depart SS1 no 22h.....Misaora mialoha ee!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité bigy Posté(e) le 27 mars 2008 zay ono ramatoa a Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 27 mars 2008 OK, 21h30 dia efa misokatra ny session fa 22h vao manomboka ny ES1. midira ry zala ao amin'ny chat dia mba miresaka entre 2 spéciales éé Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 27 mars 2008 shhh....tena reveo milay ao ry zalà fa tena ratsy vintana foana aho aa!!!.....tena ilay RSNetwork mintsy no mikorotana ato dc mila re-instalena depuis le debut izy rehetra..fa tsy tafifitra session mintsy za (sosokapa mintsy za zany léé)....reveo milay ao ee!!!..aleo matory dien'mbola tsy nanopa erakin'ny trano !!!!!!!...fa na dia zany tena soso-p.... eeeee!!!!!!!!!!!!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 27 mars 2008 mbola misy session argentine ndray zé mazoto zao ééé!! za ES 3 fotsiny no nataoko teo dia mbola hikotrana kely ndray aloha!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
henintsoa 0 Posté(e) le 27 mars 2008 tena avy nanao session tamin'lerony miady première place teo fa tena tataka be nefa efa manao farak'zay mety amin'zany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 27 mars 2008 fa manao ko lé volvo an Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 27 mars 2008 fa mbola mila ezaka b ny tenanay sy mitady volant koa fa efa misy jeux ihany lé thurusmaster t@ androny Colin 2 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 27 mars 2008 mba omeo sppny pneus ideal marina rangah fa misy fotoana tena svony lé dry Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 28 mars 2008 Raha ny fahalalako azy dia mila ampiana kely ny pression pneu dia mitazona kokoa izy Sinon, tsy afaka nikotrana alina fa tena narary kely aho. Tsy maintsy naka repos raha te hilalao rahalina Dia efa hamboary tsara ry Dodanen sao rehefa tena izy vao manondrana Fa ilay blem moa mbola ilay miverina bureau tampoka iny sa... Ny ahy koa manko nanao an'iny t@ ilay hulapai t@ afakomaly. Ka sao.... Sinon, tsy nazava kely amiko ilay hoe 21h30 no misokatra ilay session dia 22h vao manomboka ny SS1. Fa rehefa ohatrireny ve tsy maintsy miandry ilay heure de départ exacte? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 28 mars 2008 ilay hoe misokatra a 21h30 amin'iny ianao d afaka miseconnecter am le session Fa ny depart ny 1ere speciale no am 22h00 Zany hoe ra miditra a 21h30 zany d mbola miandry compte a rebours de 30minutes zay vo miatomoboka ny spéciale De tsy maintsy miandry an iny Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 28 mars 2008 Dia inona izany no tena avantage @ ilay 30mn mialoha Rahoviana ilay miara-mirona sa @ firy no tokony hanontaniana? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 28 mars 2008 ra vao somary ratsy ny connexion de somary sahirana miditra am le session, ca te laisse le temps fotsiny zany oé mbola manana 30min la le miara mizotra le session samedi soir à 22h zany hoe a minuit aty zany no eritreretiko Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 28 mars 2008 His a écrit:Dia efa hamboary tsara ry Dodanen sao rehefa tena izy vao manondrana Fa ilay blem moa mbola ilay miverina bureau tampoka iny sa... Ny ahy koa manko nanao an'iny t@ ilay hulapai t@ afakomaly. Ka sao Au fait ilay blm-ko tsy lé retour au bureau tsony ka..iny efa nilamina. Fa ilay za tsy tafiditra session mintsy!!..tsy reconnu mintsy hono ny login-ko d na dia login afa aza no ataoko ao d tsy mety mintsy ee!!!!...Efa inscrit pr demain 22h (minuit aty @tsika) za ry zalà!!..io no horaire mety amiko. Fa raha tsy mety @laisany tskoi fa samy maka izay tandrify azy eee!!..hihi..Ny ahy koa moa ty tsy hay na ho tafaka depart iany na ahona fa tena misy blm mintsy lé ordi...efa no-resinstaleko daholo fa d tsy mety ee!!..raha manam-potoana aho radm dia ketreana ndray sinon d bone chance laisany!!! ...za koa moa efa sosotay be iany io t@ lé izy tsy nande omaly..Zay fa ho hita eo eee!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 28 mars 2008 ramatoa a écrit:tena avy nanao session tamin'lerony miady première place teo fa tena tataka be nefa efa manao farak'zay mety amin'zany Zao ry zalà no zvt remarkeko atr@nanaovako an'ity live ity a : Ny essentiel dia tsy ny fanaovana chrono milay fa NY HATONGAVANA à chak ES...Ny tena ideal dia tsy mi-abondone mintsy isakin'ny ES satria ilay pénalité tonga d maha kivy bee !!!!!!!....io zao no nahavoa an'i Herjo t@ mexique farany teo!!tokony ho tsr classement be lery fa niongotra in'2 raha tsy diso za dia tonga dia nihemotra be!!!!Ka zay : Aleo mande normal d tonga tsr dia rehefa pro otran'ry beels zay vô manitsaka be!!!hihi Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 28 mars 2008 izaho ko efa inscrit amin'io session io a minuit aty, ny depart 1ere speciale à minuit et 15 eo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 28 mars 2008 Bon raikitra zany fa radem koa ny ahy!! Vao vita ny engagement!! Sinon, misy akama hanampy tsika ato ho ato Vao avy nividy ny hilaina lery androany (omaly!!!) dia hikotrana kely dia sur fa @ rallye manaraka efa akama tanteraka Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dude1111 0 Posté(e) le 29 mars 2008 Mikotrana mafy mintsy ry His zany fa efa @ray maraina ve rangah mbola ao iany !!!!!!..milay ee!!Ary iza ndray zany kil ho avy zany??tsr ho fantatra !!!!hihihii Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 29 mars 2008 raikitra ny miara mizotra lé manatena fa tena hoe avy ao daolo kosa zany an n'est ce pas dodanen??? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites