Marcus01 0 Posté(e) le 11 octobre 2006 Hono wa ry Dadahmaster na ry Poeticturbo, ireo spéciales alefa en direct ve @ circuit sa lay tena any anaty spéciale mihitsy? Na dia izany aza aloha, lay ezaka efa mahafinaritra. Sady hitako tsara koa ilay hoe médias maromaro no miara-miasa : mivelatra kokoa ireo mpijery @ zay. Raha azoko tsara izany dia ts'ho @ io no ho avy ireo vahiny fa @ 2è édition ny drift control sa dia tena ts'afaka mihitsy? Revena milay foana na ho avy izy ireo na tsia e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité Posté(e) le 12 octobre 2006 misy spégany 25 kms(coté isahafa) ilay milay be ary sura fa milay tsara ny combat rehetra satria misy spéciale @ alina i anjeva ampahimanga.D ilay spéciale spectacle andriampamaky de jour fa revy be... donc tena milay be e. spéciales en direct.Ex: ampahimanga ohatra.fa ny blem so d tsisy olona indray eny @ spegany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 12 octobre 2006 ahoana tokotrany ny amin'ireo vahiny e? enfin ny combta eto amin'ny tanana koa efa milay e efa mihatsara ny prépa an'i laza sady toa hisy motivation kokoa amin'ity hon fa hisy challenge 205 sy golf ary propuls Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 12 octobre 2006 Hisy speciale @ alina Tena ela tsy nisy an'zany an! Milay ka Ary le circuit mba aiza e? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 13 octobre 2006 ahoana ry zalahy (sy ry zavavy) ny tsaho sy ny vaovao (marina sy tsy marina) mandeha? daia ahoana ny pronostic? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 13 octobre 2006 Salut daholo Merci Marcus nametraka ny topic Ialana tsiny aloha fa somary manana olana kely ; ka tsy mnan connexion amin'izao faezahana mafy e Tsy maintsy hita eo ihany ny vahaolana e Mazotoa daholo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 16 octobre 2006 Mamy kely "hono" hitondra @ ty e! Nissan no ho entiny!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 17 octobre 2006 Hanala azy faramparany ngamba zany lery ko Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 17 octobre 2006 efa mba misy manana grille horaire ve? mba ahafahana mandamina ny prg ary manao ahoana ny vahiny mety ho avy? misaotra e vita ihany ve ilay subaru an'i Joda? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 18 octobre 2006 Salut daholo an! izay koa anisan'ireo tsy naharaka ny prog'ity rallye ity fa sao dia misy afaka manome spapa bebe kokoa? possible ve ny mahita ES maromaro ao 1 andro? mba lazao eto izay manana vaovao? misaotra e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 18 octobre 2006 efa ao ny grille sy ny parcours hita eo ihany ny carte e! mazotoa daholo e;mbola tsy voavaha aloha ny olako hatramin'izao www.mrallye.tk Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Marcus01 0 Posté(e) le 19 octobre 2006 Merci Dadahmaster! Good luck! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 19 octobre 2006 Et en plus des MAJ de Dadah concernant le rallye, voici un petit résumé du championnat et l'aperçu du 4ème édition du magasine Rallye www.rallygasy.tk Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 19 octobre 2006 Aleo defa atomboko ny pronos na dia tsy mbola tena fantatra daolo aza ny mpandray anjara : 1° Joda 2° Laza 3° Cri Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 19 octobre 2006 re, bibill somary hampiakarina kely tokoa hono ny puissance ilay sub'n'i Cri @ ity manaraka ity, nefa zà mahita hoe Louvel sy ny Saxo T4 koh tena hitako efa ao tsara mihitsy satria miha fiable hatrany ilay izy moa ny conduite'n'i louvel koa hita miakatra foana. ary ilay Sunny hoe ho entin'i Mamikely ve le an'i Lalah? izany mety ahita top 10: 2 Sub, Mitsu, Nissan, Citroen, Toyota,sns... I guerrier ve mety efa hilako an'ilay 206 ? raha izao mety haka congé ihany ry zalah an!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 19 octobre 2006 Tsi2 a écrit:Salut daholo an! izay koa anisan'ireo tsy naharaka ny prog'ity rallye ity fa sao dia misy afaka manome spapa bebe kokoa? possible ve ny mahita ES maromaro ao 1 andro? mba lazao eto izay manana vaovao? misaotra e! Iee, tena possible ny hahitana spegany maromaro anatin'ny 1 andro fa dia mila atao matevitevina fotsiny ny sanjila satria misimisy hoanina ihany raha ny halavan'ny lalana an . Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 19 octobre 2006 Tsi2 a écrit:re, bibill somary hampiakarina kely tokoa hono ny puissance ilay sub'n'i Cri @ ity manaraka ity, nefa zà mahita hoe Louvel sy ny Saxo T4 koh tena hitako efa ao tsara mihitsy satria miha fiable hatrany ilay izy moa ny conduite'n'i louvel koa hita miakatra foana. ary ilay Sunny hoe ho entin'i Mamikely ve le an'i Lalah? izany mety ahita top 10: 2 Sub, Mitsu, Nissan, Citroen, Toyota,sns... I guerrier ve mety efa hilako an'ilay 206 ? raha izao mety haka congé ihany ry zalah an!!! Tena marina aloha fa favy Louvel raha conduite e , nefa kosa hitako fa manana potentiel i Cri ka raha ampekarina tokoa ny puissance sub de sûr za fa mety ho zakany tsara ny 3eme place . Tombatombana ihany ny ahy zay Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 19 octobre 2006 ka ilay gestion de puissance mihitsy no olana tamin'ny hery be tamin'i ny fiara iny satria raha vao akarina ny puissance hoe 0.5 ohatra dia tsy maharaka ny boite sy ny moteur mety ho voan'i laza amin'izay i joda à la regulière angamba ny combat 504 izaho tsy miala amin'ilay mavomavo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 20 octobre 2006 Efa mihamaro ny combat ry zalahy a!! Raha ny fijeriko azy aloha dia mbola mety hitombona hatrany ilay hoe iray amin'ny Joda sy Laza ihany no tonga fa tsy izy roa I Louvel no ao aoriany dia avy eo i Cri sy Mickael Citation :ary ilay Sunny hoe ho entin'i Mamikely ve le an'i Lalah? Raha ny henoko farany dia toa tsy ilay an'i Lalah (hono) ilay nissan ho entiny Mamy kely ka!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 20 octobre 2006 Samy tsy misy tia 2eme place zany izy 2 lahy , fa raha tsaratsara nge le nissan an'i Mamikely (raha manao tokoa) mety hahita Top 5 koa lery e . Ny sur aloha zany de hiady ny combat Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 23 octobre 2006 fa trôp be kosa aloha lé liaison ambohimanga antsahafilo e! lavitra loatra fiakarana be! ra avy alou ny orana dia be dia be no ho taraiky ao e! lé programme am samedi atoandro koa chargé be fa tokony mba tsy mila miverina pc am atoandro fa asiana parc de regroupoement any isahafa ohatra dia am zay mba tsy tratran ny orana any anatin lé liaison be! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 23 octobre 2006 Fa mety hilay tokoa ry zalahy ra tena somary avy be aloha ny orana alohan'ny spéciale dia mba mijanona rehefa mandalo ny concurrent (@ zay afaka mankafy tsara ny mpijery ) amin'izay mba miova amin'ny vovoka be fa mba fotaka indray Fa ny lalana aloha no hampalahelo satria dia ho simba tokoa e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité Merci MB Posté(e) le 28 octobre 2006 Mlay kosa le mmjery rallye am télé an! !!! efa propagandy v nen'ny mBS sa aona! en tous cas faly b ny mpitia rallye e! msaotra e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
m1 0 Posté(e) le 29 octobre 2006 Merci webmaster pr les temps..l'annee prochaine ca sera carrement du live non? on espere tous Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 30 octobre 2006 Vita izany ny saison ry zalah a! félicitations aloha ho an'i ASA TANA 3 fa tena nahafa-po ilay izy (du moins ho anay spekta aloha e ) tena hitako hoe tsara mihitsy koa ilay live nataon'i MBS na dia hita ihany aza hoe tena tsy ao anatin'ilay Sport Auto mihitsy i Serge Rasanda (asa mety ho tafiditra anatiny @ zay angamba izy @ saison 2007 e). Neveriko koa mba hoe tena hiady ny lalao teo @ mpifaninana satria mba hoe manala azy faraparany ry lerony fa sengy tô tsy nisy nanaraka an'izay ireto vam ndry lerony fa toa nitsipaka tsirairay sady iny ngamba no anisan'ny rallye be probleme de boite sy sortie indrindra an!!! Nahafinaritra koa no nijery ilay Spécial de nuit. Raha ny resaka teny antsefatsefany teny indray, dia hita mbola mitandrina be mihitsy i Cri satria ny gestion ny fiara aloha no tena natao fa tsy nanao attaque be firy, amiko manokana aloha izany dia tena nataony hi se familiariser-na @ ilay Sub mihitsy ny rallye roa farany teo fa ny @ herintaona mihitsy no ho masahany. misy nouvelles têtes hitako mety hisongadina koa @ herintaona dia ilay 205 Rallye fotsy (...WWT) sy i Mickael (ralahin'i Louvel) mitondra ilay 106 sady tsara co-pilote an!! dia miandry ny @ herintaona indray zany e!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 30 octobre 2006 Ie lay 205 fotsy aloha tena nanao mihitsy e!! Felicitation ho an'i Laza sy Rivohery tamin'ny fandresena Nilay mihitsy iny nataon'ny Asa Tana 3 niaraka t@ MBS amin'ilay SS en direct!! Maro maro ny toy ireny Nahafinaritra ny tany anaty spécial rehetra tany. Misy ambiance tsara sady mihamaro ny olona tonga mijery. Ny zoma hariva dia hoy aho hoe: be izany migitrika any zany Ilay 25km angamba no tena nahavoa ny akamaroan-dry zalahy raha ny fijeriko azy satria mbola tsy nivonona teo amin'ny kotrana ka vetivety foana dia reraka dia tsy mahatandrina intsony. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
invité 0 Posté(e) le 30 octobre 2006 Izaho koa aloha dia miombon-kevitra @ le hoe 205 Rallye fotsikely no-préparen'i Mamy be, hitako mety tsara sady budget antonony, soa fianatra ireny zalahy e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 30 octobre 2006 Citation :Nahafinaritra ny tany anaty spécial rehetra tany. Misy ambiance tsara sady mihamaro ny olona tonga mijery. Ny zoma hariva dia hoy aho hoe: be izany migitrika any zany lol! zà aloha tsy afaka ningitrika d nivatsiko télé nojerena tato am-pesana e!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 30 octobre 2006 milay tokoa ilay 205 fotsifotsy. cousin an'i Matthieu hono ilay ry iny. Fa i Rila koa ry zalahy manao rehefa manao nomero 0 tsy haiko hoe amin'ilay tsy misy pression amin'ny compétition ve? Milay mihitsy ilay direct sur MBS (tena tsy ao anatin'ilay sport tkoa aloha i Serge e!!!)Ny tenanay koa naka video kely ihany ny alahady fa VHS no nakako azy dia mbola hanao capture rehefa vita dia atsipy eo ihany e tamin'ilay special vontovorona alahady aloha henoko ihany hoe efa nanosika ihany i Cri e fa heno koa hoe ambany ny reglage n'ny puissance fa mety koa hoe izay angamba no mety amin'ilay vam satria izao en 2 participation mbola tsy ni abandonne ilay ry tonga saina ihany anagmba i hery be mahita an'ireny fa hita eo izay vam hoentin'ilay ry amin'ny herintaona... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 30 octobre 2006 zà koh natsikaritra hoe ni attack be i Rila noho ny voiture 0. ary nisy ihany tokoa ve aloha ilay trophée des marques sa tsia e? raha teo @ Golf manko hitako hoe iny an'i Rila iny no tena hitako hoe en forme indrindra t@ iny rallye iny. zany hoe tratran'ilay sortie t@ ES 2 lery d voatery nanao repechage e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité Qrieu Posté(e) le 30 octobre 2006 Anontanio marina aloha i Mathieu raha iza ny cousin an'i lery: i Gui Gui Bone sa i Sang LL ary cousin lointain sa akaiky an'i lery... ??? mandeha 100 LL agamba iny 205 fotsifotsy iny !!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité sex bomb Posté(e) le 30 octobre 2006 Hé! mba asio pilotage misimisy zalà @ manaraka a! efa tsara lé izy fa zany hoe tena mba asio technique kely fa mety ho manja ny spectacle sa ahoana??? manjary lé tena favo foana no mahazo kil... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
m1 0 Posté(e) le 30 octobre 2006 akaiky kely..cousin germain ako izy mtsam e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 31 octobre 2006 Lay trophée golf nisy ka: Eddy-Yves no nahazo azy Efa miha betsaka ny releve izany ry zalahy a!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 31 octobre 2006 Ato ary ny sary ry zareo www.rallygasy.tk Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité ??? Posté(e) le 2 novembre 2006 hay ve i maximumattack= mathieu e! reviens nous vite lesy baina dia mitondra daba milay a! lé 205 an guillaume iny kosa anié boite 6vitesses e! noramal raha miainga tsara! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité Posté(e) le 2 novembre 2006 maximum attack = matthieu? hay ve marina e? salut matoutou ... quand est-ce que tu nous reviens? la 106 lasa nalahelo be an Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 2 novembre 2006 205 boites 6??? boite na 306 zany no mipetaka sa inn??? ary ilay 106 n'i Maximum attack ve tsy ilay entin'i Japa sy Erick teo iny? raha iny manko hitako ôtran'ny tsy exploité tsara ny puissance an'ilay daba raha oharina @ fandehany taloha, mila hitovy @ ilay an'i louvel taloh ihany (Michael - Teddy). Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 4 novembre 2006 Baolina inona izany tazonin'ny avatar ndry Poeticturbo zany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité ??? Posté(e) le 6 novembre 2006 Non! tsy boite na 306 iny satria lé izy ary moteur TU 1300 fa tsy hay na boite na inona. lé 106 an maximumatack ihany lé an i kopela iny ka! fa tsy mitovy am lé an i michael louvel, nen michael manko 1400 fa lé an maximumattack sy an i gerard louvel taloha 1600 kit car. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité Posté(e) le 6 novembre 2006 His a écrit:Baolina inona izany tazonin'ny avatar ndry Poeticturbo zany turbo be hihihi Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Marcus01 0 Posté(e) le 7 novembre 2006 Isaorana ny MBS t@ lay direct tany anaty spéciales! Nefa tsara singanina manokana eto koa ny résumé nataon'ny RTA tao anatin'ny 13intense : tsara ilay montage, ary tena mampiseho ny côté spectaculaire ny rallye, otran'ireny mba mijery rallye any am-pita ireny, ary hita fa efa tsara ny rallye gasy! Misimisy ny otran'ireny. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
m1 0 Posté(e) le 7 novembre 2006 Sali sali! Iza moa io poetic lover io? pk'y a que les intimes qui m'appellent matoutou!lol Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 7 novembre 2006 milay iny ka Milay noho ilay tamin'ny NOs tamin'ny MBS Ny fahitako azy, mba mijery Dandresy ihany aho, fa ry zalahy MBS tsy manao couverture na sports ela be izany. tonga fotsiny maka sary kely dia iny no commenter na sy aniapzana ny resultat Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 7 novembre 2006 Vao miana-draharaha eo @ le taranja koa ry zalà no tena marina fa raha ny moyen materiel ananany tokony hahavita milay ihany izy. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 8 novembre 2006 maximumattack a écrit:Sali sali! Iza moa io poetic lover io? pk'y a que les intimes qui m'appellent matoutou!lol Poeticturbo fa tezitra eo izy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
m1 0 Posté(e) le 12 novembre 2006 ay v e! azafady! poetic turbo! ca lfé qd mm! loll Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité Posté(e) le 13 novembre 2006 His a écrit:maximumattack a écrit:Sali sali! Iza moa io poetic lover io? pk'y a que les intimes qui m'appellent matoutou!lol Poeticturbo fa tezitra eo izy ie!efa tezitra ao an ! juste mpanaraka rallye akaiky d akaiky fotsiny e! Aleo koa ange mandeha @ pseudo aotr'any zao mba manala azy e ok ok fa milay ny site rehefa aotr'any zao.discussion milamina tsara. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 13 novembre 2006 poeticturbo a écrit:His a écrit:maximumattack a écrit:Sali sali! Iza moa io poetic lover io? pk'y a que les intimes qui m'appellent matoutou!lol Poeticturbo fa tezitra eo izy ie!efa tezitra ao an ! juste mpanaraka rallye akaiky d akaiky fotsiny e! Aleo koa ange mandeha @ pseudo aotr'any zao mba manala azy e ok ok fa milay ny site rehefa aotr'any zao.discussion milamina tsara. Marina zany e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité poetic l Posté(e) le 13 novembre 2006 za mahafantatra hoe izy i poetic turbo !!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites