TsitsiGalli 0 Posté(e) le 19 septembre 2006 Aiza sy aiza avy ry zalah no toerana hafa mba azo hanaovana ES ankoatran'ireo efa mahazatra sy ireo efa norarana? misy ilay miditra eo Somanandrariny => Ambohimangakely (Betsizaraina ngamba) iny izao hita hoe mahafinaritra an! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 19 septembre 2006 io ange ra Tsi2 betsaka ny piste azo anaovana speciale fa ny olana dia tsy manome autorisatyion ny commune misy an'ilay lalana e fa hoe manimba lalana hono, atahorana ny biby fiompy, etc... nefa ange ny lalana azo amboarina rehefa vita ny rallye, ny biby fiompy azo ampidirina rehefa mandalo ny rally ka vita ny mampiomana ny mponina (hatramin'izany angamba tsy mbola nisy hoe omby maty voadonan'ny rallye) fa ny tena zava-dehibe dia mba mampitombo ny horizon n'ny olona na any ambanivohitra aza ny fandalovan'ny rallye, mba misy fialambolay rehefa week end (fa tsy miara-miarakotra bodofotsy fotsiny). fa na eo amin'ny lafinay ara-toekarena aza mba mitombo ny isan'ny labiera lafo eny amin'ny manodidina mandra-piandry ny speciale. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 19 septembre 2006 Tena marina mintsy fa raofina @ sobika raha ny piste eto amintsika no resahina saingy eo @ autorisat° no olana. Ny spons koa etsy andaniny efa maisamaisatra Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 19 septembre 2006 Ngamba kosa ry zalah mpanome autorisat° no tsy mankafy ilay taranja e? zany hoe io aloh toa aretin'ny sport malagasy en général mihitsy e, fa ngamba anjaran'i FSAM no mba hiketrika tsara an'izay e, emsics>> zà lety tokoa ngamba @ manaraka hiketrika gargote mobile fa mety ho rentable a! sady @ izay tsy vôtery hanejika voiture balai rehefa mividy kaly. sady @ lafiny iray mihena ny risque ny accident e!! manenjika Ambohimangakely na Ambohimalaza hividy labiera gravy ihany raha ôtran'ilay rythme farany teo a!! na mivatsy kafe sy dite sotroina maraina fa le miditra ES @ 5 maraina henjakenjana ihany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 19 septembre 2006 Le izy koa misy travaux de communication kely adinon’ny fédération nifandimby tao ho ato Ohatra ny adino hoe olona any ambanivohitra ange ireny olona ireny ka mila rassurer hatrany ary matetiteika. Na ny présence an’ilay membre an’ny fédération mankany ary dia efa manova zavatra toy izay hoe taratasy no alefa any dia izay. Izay ho’ah le tsara ianarana tamin’ny prezida Ntsoa : tonga dia mialoha ny rallye dia efa mitondra bull any manatsara ny lalana sady mba manazava ny mahatsara ny fandalovan’ny rallye eo amin’ny tanana hoe ny sarety aza ange no manimba lalana kokoa, ohatra izany koa izao toa tsy nisy intsony ilay fampahafantarana ny rallye gasy any andafy toy ny fampahafantarana ny RIM tamin’ny faramparan’ny taona 90 Ny zanaka am-pielezana any amin’ilay tanana koa mila hetsiketsehina. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 19 septembre 2006 Marina tokoa aloha fa ilaina ny sensibilisation an'ireny olona ireny e, fa na izany aza aloha mbola tsy nahita hoe nisy olona nanondrana t@ ireny lalana ireny e! en tout cas tsy ny avy any ambanivohitra aloha e! satria isika le mpijery anie ora 1 alohan'ny hidian'ny lalana dia efa any fara fahatarany e!! ampian'ireo reco andro maromaro mialohan'ny Rallye. fa le resaka fanimban-dalana aloh hitako hoe tsy dia tena vrai problème amiko e! tsy ny fandalovan'ny rallye izay fara faha betsany 40 voitures avec pneu terre mihitsy akory no handavaka lalana + 20 cm de profondeur, ary @ izay tsy hoe handalovana isan'andro fa raha betsaka indrindra in-4. asa ngamba mety izay tokoa no manamarika fa tena tsy ao anatin'io taranja io tokoa ny tompon'andraikitra @ zany!! ny aza hitako ka rehefa lasa goudron daholo ny lalana dia ho foanana indray koh ny rallye, nefa le liaison entre ES2 - ES3 teo tena Corse kely mihitsy an! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
ozark 0 Posté(e) le 19 septembre 2006 Miarahaba antsika rehetra e! Tena marina tokoa fa ny piste dia bobaka eto à tanana nefa izao no tena tsikaritra: tsy priorité-n'ny mpitondra ny sport ka ahitany excuse foana ireo mpikarakara rallye mba tsy hanomezany autorisation! Lazaina fa manimba lalana nefa ry zalahy zao mitady sôsy no tena marina! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 20 septembre 2006 sady rehefa iverimberenana foana ny speciale iray dia lasa ohatra ny mitovy amin'ny mitondra amin'ny circuit ihany satria ny eo ihany ny eo. Izay no remarque an'ny pilote moba ny costa brava (espagne) sy san remoteo aloha Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 20 septembre 2006 @ lafiny iray aloha ilay izy tsara e! satria afaka mi-se donner à fond ny pilotes à la 4ème passage (ny sasany aza nisy tsy namaky note tsony), ny combat miha-miakatra ihany, fa @ lafiny anakiray, plus betsaka ny special, plus miady ny lalao satria eo no tena ahitana izay tena mahay mandray notes, eo ihany koa izany no tena hahitana ny fahaizan'ny copilotes. (ôtrany taxi-be ihany io e! raha zatra mandeh mankany Ambohimanarina enao dia hainao tsianjery ny arrêt ka tsy mila mihaino ilay resevera tsony fa raha vao asaina mankany Mandroseza ianao, mila mihaino tsara mihitsy hoe aiza no tokony hiala sao very. ) moa ireo specta tara mbola afaka mijery ihany avy eo e ! Par contre raha zà manokana aleoko le ES fohyfohy ireny toy izay lava fa manjary mora reraka ny fiara dia mihena ny spectacle. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 20 septembre 2006 Tonga soa eto @ forum aloha ozark . Raha asiana speciale lavabe fa technique de tsy koi ka, fa raha le malalaka be reny fotsiny dia lasa ny puissance ndray no miresaka Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 22 septembre 2006 efa niresaka Ntsoa iany ra emsics fa ny zavatra tsara nataon'lery, ary tsara ianarana koa dé oé, mandalo tanana bdb ny rallye, @zay tsy misy iverenana ny ES na iray aza (rallye TANA ASA 3 2005 ohatra) : mety tsy ho sarotiny ny Maires @zay satria passage in-1 fotsino no atao @ tanana iray,tsy de manimba lalana lôtra ra izay ngamba..sady faly tsara ny pilotes fa mba maita zavatra maromaro fa tsy ny eo fôna iany no eo.enga anié ka mba ohatr'izay iany ny @ty, sa ahoana ra DADAH .mbô omeo infos matetitetika iany zay an, zara aza mba misy an'i nga akaiky vilany .rôvina tsara moa ny datin'ny rallye manaraka? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 22 septembre 2006 Tsara tokoa aloha izay fa ny mety indro kely avy @ izay d tsika specta lol! raha vao continue be ilay izy dia tsy mety intsony le manenjika ny ES rehetra. Fa tokony asiana fotoana misimisy kely fotsiny ho antsika e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 22 septembre 2006 ohatran'ny tsy de kwa iany loh leizy satria nge tsy de oe mifanipaka bé fa atao mifanakaikikaiky iany é, ohatra fotsiny hoe avy aty Ambohimanambola de manao ireo ES efa mahazatra d avy eo mivoka any Carion any ohatra de makany Andriampamaky,Lazaina,Sab-Nam,Ambohimanga mivoaka any ivato,Vontovorona sns...fa ny ora anaovana azy fotsiny no mba diniana tsara mba ahafahan'ny spect manaraka ny rallye.T@ 2005 zay nahita ES 2 ny journée iray (1 maraina d 1 ariva). Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
KGB MAX 0 Posté(e) le 22 septembre 2006 na zao koh ngé mety é: atao miova isaky ny rallye ny lalana, zany hoe ny rallye ASACM ohatra atao any andrefana, ny rallye FMMSAM atao any atsimo sns Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
ozark 0 Posté(e) le 25 septembre 2006 Tena mety mihitsy izany hevitra izany ry KGB! Amin'izay mba mi-beneficier ny spectacle daholo ny commune rehetra e! Fa ny ahy misy hevitra atsipy kely: Ahoana raha asiana spéciale iray rehefa tapitra ny saison: genre 1 semaine après dernier rallye, ES eo 5Km eo ho eo. Dia manao "chrono" ny moto vs Fiara vs Quad? Mety ho spectacle hoan'ny mpankafy sport meca koa izany a? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites