m1 0 Posté(e) le 19 septembre 2006 Par contre à partir de l'ES 10 ça bug... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
invité 0 Posté(e) le 20 septembre 2006 il y a une situation triste que j'aimerai partager, il ya certains officiels qui trichent au niveau du chrono, ils ont fait plus d'une victime, au depart de special les concurents prennent le temps au chrono et a l'arrivée quel choc, il y 2 seconde de difference (+2") avec celui des officiels, certains ont meme eu 1mn de plus! c'est une situation qu'on voudrait que les résposable de la fédé voyent et reglent! merci Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 20 septembre 2006 maximumattack a écrit:Par contre à partir de l'ES 10 ça bug... Merci bcp Maj corrigé dsl Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 20 septembre 2006 invité a écrit:il y a une situation triste que j'aimerai partager, il ya certains officiels qui trichent au niveau du chrono, ils ont fait plus d'une victime, au depart de special les concurents prennent le temps au chrono et a l'arrivée quel choc, il y 2 seconde de difference (+2") avec celui des officiels, certains ont meme eu 1mn de plus! c'est une situation qu'on voudrait que les résposable de la fédé voyent et reglent! merci C'est pas la 1ere fois qu'on entend ça, et c'est triste pour le sport ,mais je pense que les victimes devraient s'associer et faire la reclamation aupres de la fédé pour que cette derniere voie ça de plus pres. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 20 septembre 2006 bibill a écrit:invité a écrit:il y a une situation triste que j'aimerai partager, il ya certains officiels qui trichent au niveau du chrono, ils ont fait plus d'une victime, au depart de special les concurents prennent le temps au chrono et a l'arrivée quel choc, il y 2 seconde de difference (+2") avec celui des officiels, certains ont meme eu 1mn de plus! c'est une situation qu'on voudrait que les résposable de la fédé voyent et reglent! merci C'est pas la 1ere fois qu'on entend ça, et c'est triste pour le sport ,mais je pense que les victimes devraient s'associer et faire la reclamation aupres de la fédé pour que cette derniere voie ça de plus pres. et de payer 500 000 Fmg seulement (droit de reclamation) ; mankaleo be le hiady ambony latabatra nohon'ny adalan'ny sasany nefa mety misy ihany koa ny officiel tsy mahatsapa ny mahasarobidy ny 1sec amin'ny rallye; fa mety vitsy de vitsy angamba; hitako misy serieux sy efa zatra tsara aloha ao e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 20 septembre 2006 Ny henonay aloha zany t@ iny Rallye farany teo iny, teo @ ES4 dia nolazain'ny officiel fa voan'ny Joda 19" i Laza nefa mba mandray chrono zefazefa ihany izahay mahita ny temps laniny Joda nanao manoeuvre tao anatin'ilay epingle fotsiny no efa 13". soa ihany i Joda fa niteny ny officiel hoe tsy possible ny handreseny an'i Laza 19", lasa hanihany moa le izy avy eo hoe mbola nandeh nipips kely ngamba lery tao aloh tao. Ny zavatra hitanay koa dia betsaka ny olona vaovao tao @ officiel t@ iny rallye ary nisy ary (hitanay an!) teo vao nampianarina an'azy ny fomba fandraisana temps. Zany hoe indro kely ny mpandrafitra ihany izany fa mety azo nialana raha ohatra ka! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
ozark 0 Posté(e) le 21 septembre 2006 Io resaka maka temps io zany dia efa ela no nisy tsy tomombana, na izahay mpilalao moto ary tratran'io resaka io (ireo officiel @ fiara ihany no mandray ny temps any @ moto). Au fait, misy fotoana ry zalah officiel reraka dia tsy concentré tsara na indraindray tena vô manavao amin'ilay kandra! Tsy fantatro raha misy recyclage @ -dry zalah, na formation avant saison?( tsy mety kosa aloha ilay hoe pendant competition vao ampianarina e!) Io no mba hitako fa solution hampihenana ny fahadisoana. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 21 septembre 2006 ozark a écrit:Io resaka maka temps io zany dia efa ela no nisy tsy tomombana, na izahay mpilalao moto ary tratran'io resaka io (ireo officiel @ fiara ihany no mandray ny temps any @ moto). Au fait, misy fotoana ry zalah officiel reraka dia tsy concentré tsara na indraindray tena vô manavao amin'ilay kandra! Tsy fantatro raha misy recyclage @ -dry zalah, na formation avant saison?( tsy mety kosa aloha ilay hoe pendant competition vao ampianarina e!) Io no mba hitako fa solution hampihenana ny fahadisoana. +1 De Miarahaba anreo koa moa zany ozark tonga soa e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 21 septembre 2006 hono ho' aho ry zareo isika miresaka plateau ity. tamin'ny début de saison ity aho tao naheno hoe ho avy aty ilay kenyan azar anwar (mitsubishi) sa tsy ho avy indray ilay iry. Fa i auriol koa moa izany ve mitsangatsangana fotsiny le rehefa tonga aty ireny? mety milay raha mba mahta an'ilay ry manao numéro 0 ah Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 21 septembre 2006 emsics a écrit:hono ho' aho ry zareo isika miresaka plateau ity. tamin'ny début de saison ity aho tao naheno hoe ho avy aty ilay kenyan azar anwar (mitsubishi) sa tsy ho avy indray ilay iry. Fa i auriol koa moa izany ve mitsangatsangana fotsiny le rehefa tonga aty ireny? mety milay raha mba mahta an'ilay ry manao numéro 0 ah Atsy ambadika atsy ny valin'io ra-emsics a Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 21 septembre 2006 Fa tsy ny Champion de Mada en général 2006 ihany no fantatra tamin'iny Rallye Total Fmmsam iny fa ny Champion /groupe rehetra 2006 koa efa fantatra daholo raha izany de tena ho rallye de défi izany ity Rallye Tour de Tana Asa3 ity ny vokatra feno moa efa ao amin'ny site ao ihany fa de reto zany e Général: Louvel A6 : Kopela (Eric) (106 kit kar) A7 : Serge (Opel Astra M9 : Legah (Peugeot 205) (to efa lasa injection le izy an) M10 : Louvel M11 : Freddy (Polo TDI) (DIESEL BE ZAO) M12 : Mickael (Toyota Celica) N2 : Hajia N3 : Teillet N4 : Mme Terinnen mbola natao editer fa adino ny Fiarahabana hoanreo rehetra Champion 2006 ooo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité Posté(e) le 2 octobre 2006 salut dadah! ! réflexion kely ity an...tena milay mi comparé an'ilay temps rehetra ary tena misy evolution be daholo.efa enregistré @zay ka efa afaka miresaka tsara . ho any passionné an Richard burns rally ity misy site an : www.swedishsimracers.com misy gasy maro maro zay mikotrana ao.mbola ho avy ao fa ny pédales somary vizana kely ... >rallye fmmsam...spectacle be aloha ilay teo ary ny temps trop be daholo.. surtout combat ana 504 na d hoe rapide foana ary davonjy no i roi lion Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Marcus01 0 Posté(e) le 2 octobre 2006 Tongasoa Poetic Turbo! Misaotra @ lay info! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité Posté(e) le 2 octobre 2006 salut marcus! mpilalao koa zany... eo no tena azo lazaina fa simulation de rallye donc... somary misy temps vitsy vitsy any poeticturbo ao fa mila jerena tsara Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 2 octobre 2006 Tonga soa i Poeticturbo efa manomboka manao MAJ sary ao amin'y site www.mrallye.tk fmmsam e santionany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité Posté(e) le 2 octobre 2006 okok hihihi! milay ilay site ka! ary aleo tadiavina kely ny archives t'@ erintaona...@ ilay comparaison ana temps..aotr'any andriampamaky reny ohatra satria...mbola hikotrana kely ny pilotes... tsara kosa ny sary zany an... ary so d tokony asiana any reny ao anaty cd ... @ réunion manaraka...hihihi Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 2 octobre 2006 poeticturbo a écrit: okok hihihi! milay ilay site ka! ary aleo tadiavina kely ny archives t'@ erintaona...@ ilay comparaison ana temps..aotr'any andriampamaky reny ohatra satria...mbola hikotrana kely ny pilotes... tsara kosa ny sary zany an... ary so d tokony asiana any reny ao anaty cd ... @ réunion manaraka...hihihi rah misy ny temps an'i Poeticturbo tamin'y herintaona de ato mijery http://site.voila.fr/fmmsam de mbola nianatra nanao site tamin'ireny SS3 - SS10 Maharidaza SS7- Ambatomena (retour Maharidaza) SS8- Antsahatery (retour Antanjona 12.20Km) SS9- Antanjona de miditra résultat ao indray fa gymnastik kely mijery azy an Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli 0 Posté(e) le 2 octobre 2006 Miarahaba an'i poeticturbo e! Tsy ratsy ilay infos fa tsy mety hita hoe aiza no mi-download an'ilay jeu e!!! sô d mba afaka atoronao ihany? sa simulation en ligne izy io? (fa na izany aza mbola tsy hita ihany hoe aiza no misy azy lol) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité Posté(e) le 2 octobre 2006 hihihi ilay poetic turbo ange pseudo...ka so d misy gaga avieo fa aleo mijanona pseudo azafady ! sinon tiako ho tenenina hoe alaina ireo tps @ site voila eo d atao archives ato mintsy ka.@ zay rehefa adala adala aotr'anay d mba te hijery kely hoe aiza ho aiza... okok fa milay hatrany ilay site e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité Posté(e) le 2 octobre 2006 Tsi2 a écrit:Miarahaba an'i poeticturbo e! Tsy ratsy ilay infos fa tsy mety hita hoe aiza no mi-download an'ilay jeu e!!! sô d mba afaka atoronao ihany? sa simulation en ligne izy io? (fa na izany aza mbola tsy hita ihany hoe aiza no misy azy lol) jeu tena mazefatra eo tsi2 ka somary ela ela ra download. misy manana eo eny @ mpivarotra malaza eto @ tanana. okok ketreo fa milay eo ... tsisy vw ao an... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Marcus01 0 Posté(e) le 2 octobre 2006 Zah koa vao teto no nahalala io ny fisian'io, fa mbola ts'mpilalao. Ka hande hitsikaraka aloha zany. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 2 octobre 2006 poeticturbo a écrit:Tsi2 a écrit:Miarahaba an'i poeticturbo e! Tsy ratsy ilay infos fa tsy mety hita hoe aiza no mi-download an'ilay jeu e!!! sô d mba afaka atoronao ihany? sa simulation en ligne izy io? (fa na izany aza mbola tsy hita ihany hoe aiza no misy azy lol) jeu tena mazefatra io tsi2 ka somary ela ela ra download. misy manana io eny @ mpivarotra malaza eto @ tanana. okok ketreo fa milay io ... tsisy vw ao an... Aleo mihitsy izaho mankany aminao de maka temps amin'izany simulation en ligne zany ; tsy maninona na de tapaka aza le pédal fa efa zatra mitondra tsy misy frein ihany za( ) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 2 octobre 2006 top 10 lafo be io sary io an sao maka tsy miera eo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 2 octobre 2006 stat kely fotsiny mba ahitana ny fidiran'ny oul amin'ny site www.mrallye.tk Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité Posté(e) le 2 octobre 2006 hihihi ! ary tena ny attak be mintsy zany équipage tao zany an... tena manidna... somary adala adala kely mintsy ary ilay sary aloha sura fa lafo be ary raisina sponsoring angamba...Misaotra ary ilay 2eme bosse angaha tsy tratra? hihih somary nafana kely koa tao hono tsara be ny stats fa tohizo e!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Marcus01 0 Posté(e) le 2 octobre 2006 Milay lay sary Dadah a! Ahoana moa zany no hanalehibeazana ny format an'lay sary mba ho feno tsara lay fond d'écran, satria raha io mantsy no asaina ajuster-lay PC, dia ts'net tsara intsony lay sary? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 2 octobre 2006 Marcus a écrit:Milay lay sary Dadah a! Ahoana moa zany no hanalehibeazana ny format an'lay sary mba ho feno tsara lay fond d'écran, satria raha io mantsy no asaina ajuster-lay PC, dia ts'net tsara intsony lay sary? tena tsy poins intsony fa io mihitsy no format tsara azo vita amin'ilay Fangalako sary sady cam le izy de to 700 Ko na 900 Ko eo angaha e fa tsy le 4 Mo ireny; ao amin'ny www.rallygasy.tk misy to misy vaventy be ihany na koa mahita hevitra za rehefa tsy hety hialehibe ihany le sary ; maninona moa raha le ecran indray no réduisena Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Marcus01 0 Posté(e) le 2 octobre 2006 hahaha! Zay marina no ndeh hatao kle! lol! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité Posté(e) le 2 octobre 2006 dadah...mety atao fond d'écran eo fa atao icones!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 3 octobre 2006 Salut poeticturbo, tongasoa eto ary hita fa tsy mila entanina tsony fa tonga de dans le bain tsara, hihihi Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité Posté(e) le 6 octobre 2006 salut bibill ! merci merci e. samy tia sport auto e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 11 octobre 2006 raikitra izany ny rallye ASA tana 3 e! (tsy aleo sokafana ilay topic ra dadah? lavalava ihany ilay izy a (+ de 400 kms) 45 concurrents no andrasana (ahoana ilay momba ny vahiny ra dadah?) mba misy vontovorona amin'ity prologue angamba ilay eoma dia alahady efa tsy hoe ela angamba ny grille a!? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites