Ary ny config ilaina otran tsy mazava tsara hoe mila bomba sa aona. ny ahy zao : Proc intel penditum D 2x3.64ghz (tsy aiko na d'origine na no soratana, na no-overclockéna) ram ddr II 2go cg graphique GPU NVIDIA 8500 512Mo ny dure malalaka rehefa vo gravé lé sary zato sy arivo ato! ary raha ny volant, mety tsy ho takatra alou lé GVINTS sy ny tariny, fa in ohatra no abordable, pour commencer, d mety otrin eo?