-
Compteur de contenus
65 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par td6patrol
-
-
-
-
nilay ilay GP Malaisie iny ka! Orambe sy hafanana tokoa. Noheverina ho tsy en forme ny ferrari fa ny pilote favy dia nahazo victoire. Ilay boaikely mexicain sergio Perez (Sauber) koa nanao be mihitsy tsy nahita ahovoka mihitsy i Hamilton niady 2è place. Fa mbola tsy nisy chance ihany ny mercedes aloha e nefa performant 2è meilleur temps au tour i Schumi. maromaroa ny otry ireny
-
Hamilton - Schumacher -Button -rosberg - Ricciardo (Torro Rosso) -alonso (Ferrari) -Weber (Red Bull) -Vergne (Torrro Rosso)- Grosjean (Lotus) -Vettel (Red bull) Mitohy hatrany ny combat Mercedes : Mercedes GP vs Mc Laren Mercedes. thomas radstrom : manao ihany ilay Ferrai tamin'ny 2è essai libre, 6è i alonso. I Massa no tsy ne forme mihitsy (16è) hatramin'ny début de saison. Hatramin'ny herintaona mihitsy : en 2011, il est le premier pilote Ferrari à ne pas être monté sur le podium tout au long de la saison depuis ... 27 ans . i raikkonen indray mbola mifampitady amin'ilay pneu Pirelli (15è).
-
-
-
-
-
-
-
thomas radstrom> dommage tsy mandefa en direct intsony ny tv eto @ tanana. Fa izaho taloha tsy afaka mijery amin'ny canalsat na rehefa sendra tsy afaka manaraka @izao dia manaraka amin'ny net. GP australie ty week end ity, grille départ 1.hamilton (Mc laren Mercedes) 2.Button (Mc Laren Mercedes) 3.Grosjean (Lotus Renault) 4.M. Schumacher (Mercedes) 5.Webber (Red Bul Renault) 6.Vettel (Red Bul Renault) 7.Rosberg (Mercedes) 8.Maldonado (Williams Renault) 9.Hulkenberg (Force India Mercedes) 10.Ricciardo (Toro Rosso Ferrari) Hita ho en retrait ny équipe championne du monde Red Bull, ny Ferrari aloha tsy ao anaty top 10. fa tsy amin'ny tena course. i Kimi tsy tafa fa tsy nifankahazo tamin'ny stand Lotus dia ni rater ny première série de qualif 18è pos. Mety hiadytsara ny saison raha mitohy ny ohtra an'izao
-
-
-