Tool
-
Compteur de contenus
4 -
Inscription
-
Dernière visite
Messages posté(e)s par Tool
-
-
Salut daholo e,
Tsy aiko na eto ty annonce ty no tokony apetrako, fa membre vaovao moa ny tena ka d miala tsiny indrindra.
Sao mba mety misy olona intéressé ividy ireto zavatra ireto (tsy misaraka fa tonga d mandé mitambatra) :
- PC 2,4Ghz, 3Go RAM, 512 Mo Graphik, fanaovana RBR (fluide tsara tsy misy problème)
- Ecran plat 17"
- G27 mbola vaovao be (azo il y a 6mois sady zara fa niasa)
- Playseat complet miaraka @ frein à main
Très bon état daholo ireo zavatra voalaza eo ambony ireo
2 400 000 arirary à débattre.
Somary en urgence ihany ilay izy fa mila vola maimaika e.
Merci e. -

Salama daholo e,
Faly tafiditra ao anatin'i ity site ity ny tenanako.
Efa mpanaraka zay miseho rehetra eto efa 3 toana ngamba zay, fa zay vao nanao inscription.
Tool
Membre vavao
dans Présentation des nouveaux membres
Posté(e)
iza moa ?