Famporisihana ny bandy rehetra mbola te hiroboka am le RBR 1an teo eo zay no nidirako tam le RBR, tam zany subaru N14 prodrive no fentiko, taty aoriana vo nitondra URT, ary io daba farany io no nahatonga ahy nahazo titre maro tam championnat de madagascar des rallyes virtuels (en ligne et contest ao am palais des sports). Pour vous dire oe tena mbola "poulet" b tam vo niditra fa avy eo mivoatra tsikelikely foana à force manao an le izy matetika, ny daba maitriséna kokoa, ny lalana lasa hay kokoa : oatra tam za vo nanao Noiker (japon) tam volohany tena 7,50 ny tps vitako, tam faran taona teo nefa efa nidina 7,08 nefa daba mitovy iany (subaru imprezza URT N4_2 izy tam 2012 teo fa zao efa niova classe no lasa natanjaka kokoa any am R4 any). Pour vous dire koa hoe ny réglage dia tena mikaonty b mintsy am le RBR (eo iany koa ny fahaizana lalana) Fa le lalana zany tsy hoe enarana tsianjery, fa hay oazy nefa le izy refa miverimberina fona am championnats en ligne sns Ny resaka matos indray, ny manette mora vidy fa sarotra lavitra noho ny volant ny manao an le RBR aminy, ra possible d tena aleo volant. Kanefa tsara iany le base azo avy am manette, lasa mora kokoa miakatra volant avy eo. Raha te ho performant am manette d reto avy no ts maintsy régléna : angle de braquage sy pression frein (any am 4500 any vo ts mi bloquer ny pneu). Ny ambiny miankina am feeling an tsirairay amzay, ny bandy sasany mikitika différentiel, ny sasany tsia, etc. Ny olana am manette dia tsy afaka milalao corde mintsy anaty virage d lasa very ftona fona dans tous les cas. Ny maharatsy an le manette dia à chaque toucher de direction enao otran hoe manao coup de volant b foana, donc sur les nerfs fona mandrapavitan spéciale iray MDR. Ny avantage-ny fotsiny dia mora redresséna ny daba refa lasa mitsivalana loatra. Kanefa refa am volant tena vitsy d vitsy ny chance hitsivalanan le daba, afaka milalao corde tsara, trajectoires plus précises sns, donc... Ny notes copilote aleo ovaina (avec pacenote manager), ny vue koa (avec camhack) : am le RSRBR2013 doly no misy an zany Ny tsara dia tonga dia miditra team mintsy fa zay no rapida indrindra ra te hivoatra rapida, satri lasa manao championnats matetika (y compris championnats étrangers), no sady manana référence sy tanjona vaovao foana. Sady hafa mintsy koa le revy tafaraka samy tia an le izy e ! Ny hamaranana azy ngamba dia le RBR dia fenarana foana e, za am zao mbola betsaka ny ts aiko momban io (surtout tarmac MDR) no sady vo 1an koa moa izay. Fa refa miditra am le izy zany d aza mora kivy fotsiny e LOL. Ny bandy rehetra tam vo nanao an io tsisy nahavita spegany ray zany, fa hoy ny fitenenana hoe c'est en forgeant que l'on devient un forgeron ! Eto ampamaranana dia misaotra betsaka ny bandy rehetra zay nanampy betsaka tokoa tam lafiny rehetra, d courage hoan ze vo hiditra fa vitan oul afa v ts ho vitan lisany e !! Sur ce, rendez-vous dans les spéciales @ ++