Faly miarahaba antsika retra ato @ Mrally. Misy efa mafantatra ngama le pseudo fa ny tenanay ty sport auto. Dia nisy sujet iray izay nisokatra tary @ moov, dia mba tianay hotohizana eto. Maninona kay @ rallye no lavitra be le écart @ voalohany @ fiara même catégorie? 1) Problème technique v? 2) Problème reconnaissance? Dia hita mintsy koa fa samihafa le fiditra pilote anaty virage, dia mba nisuggérer izahay hoe tsy tokony asiana école de pilotage ve eto dia izay mivoaka ao no omena license hitondra fiara? Di mazotoa daolo. Fast and furious