mer6 rzalah fa mbola ho avy ny andro ananan tsika vola fa ny tena mampalahelo an d ty ray amandreny tsy mety mitsahatra mitsipaka ny rally ty nefa mba nanaw ihany taloha. bref mety ho ita any am rhythm any ihany fa miankina am sera mandé io eh mbola tsy cloturé ngé ny inscript eh fa ny 1ere tranche no vita