Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Rimorimo

Membres
  • Compteur de contenus

    160
  • Inscription

  • Dernière visite

Messages posté(e)s par Rimorimo


  1. ZoS a écrit:
    Bravo ndray beel !
    za ko mba nahazo félicitations zany satria abandon! lol !
    Lé hanao coupe des nations zao tokony hanaovan'ny beel cours de pilotage kely mintsy. Sady @zay mba mitombo ny adva an'la. Very Happy


    Zay anie no notenenko an'i Beels e! Lasa mi-s'ennuyer eo ela ra ela rery foana ny eny ambony eny!!!! lol!lol!lol!lol!

  2. Za efa amty ny saiko zao! Very Happy Efa netinety kely t@ edition farany fa hamely mafy sy hitandrina koa!
    Ry zala a! b coeff b ny rallye @ semaine ambony: france gravel, IRC.
    Misy gravel iray koa any Portugal. clap Mety @ gasy!!
    Raha ny perspective-ko amnio alo d optimiste surtout @ IRC (Tarmac 100%) fa efa folaka ihany ny Peugeot s2000 hoentiko amnio. Hifampitana @ vazah!!!
    France gravel: ford wrc06, même settin que la dernière edition. Donc pas tro de souci.
    Portugal: gravel 100%. Okkkkkkkkkkk!!!!
    Ny paramètrage koa efa ok @ g25. Misaotra an'i Noriza tamzay.
    Aza adino ny mijery ny stable sy career ary e!
    Gooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooo!!!!!!!!!!!! campercampercamperduelduelduelduelduelduelduel


  3. irina a écrit:
    RALLYE DU DESESPOIR TOTAL POUR MOI;
    Bien parti pour le fun en leg 2 en cumul 1er GRN avec deux scratch :
    Côte d'arbroz thick fog : 3:06:58
    Noiker : 7:38:45
    deuxième boucle dernière spéciale, j'ai pu revenir à 8min de andrinoa et 9 minutes d'alexwelson sur le cumul après la mésaventure du retour bureau dans le leg 1 qui m'a coûté 10 minutes sur le premier GrN.

    Horreur dans Prospect Ridge II, pourtant bien parti, split 1, j'étais à 4sec de fablide, meilleur temps. ECRAN NOIR + REDEMARRAGE ORDI.

    Pour le fair play, on va continuer la leg 3 pour le fun.

    Virus v izany sa inona klé? Nefany vita scan complète ny ordi avy eo fa tsy misy inoninona.

    Bon Rallye à tous.


    Atahorako oe carte mère izany baina!! Na windows no mkrotana! Tsaboy @ ccleaner oe ra manana ela: histoire de mettre un p de l'ordre dans le registre!! Dommage letsy

  4. smam a écrit:
    ataovy milay lesy Rimorimo a
    Fa kestion kely momba ny pneus @ leg2 boucle 1 Cote Thick Fog, ny eritreritro hoe Pneus Gravel dry no hampiasaina nefa ohatran'ny malama be. Ataon'ny lisany firy ny gonflage pneus lty @ io speciale io?


    DRy mitsy no mety satria le es manarak ao lava b daolo! Ny ahy dgonflena ny pneu (170 any no nataoko), ampidinina 2 na 3 ny compession, ampiakarina 2 ny detente, ahena 2 koa ny dureté ressort, ampiana ny carrossage arrière (-5°)

  5. Very Happy Somary niverina kely amle "mipoitra d miletika" i Rimorimo tamty semaine ty fa mbola manao apprentissage anle g25. Efa ok zao ny settin.
    Concentré am IRC sy France Gravel Championship (b coeff b io a!!!) Very Happyduelduelduelmakafoka

  6. Ory zala a nomendry lerony carte jaune ny tenako fa nandainga hono t@ nangataka restart t@ fr tarmac championship. Nanao ilay video settin za (800x600) d voapotsitra le jouer, ny compte à rebour amnio mbola 4mn. D nokiteko le invite départ inn, aveo tonga d lasa ss2 le iz, fa lazaina fa efa nanao 51% ny tenako.
    Efa nanazava za fa ry zala no tsy t halala. Fa inona alo zany le carte jaune? Tsy mahazo mivoaka eto Madagasikara? Sa tsy mahazomande any afrika atsimo?

  7. Kivy b za lele!
    Nanondrana ndray ny mùachine; maty ny ecran d nidofotra ary t@ ss1 leg1 mitsy; même chose tamin'ny france t championship fa saingy ny anti virus ndray no nahita virus d to,nga d retour bureau (ss1 koa io). Au mo1 , milay le antivirus Very Happy
    Ahoanay fomba hanalana an'io popup io ry zala?


  8. raha ny logique alo d aleo stabilité ny critère; nefa raha mahafolaka anzay matanjaka ela (avy am reglage) d zay no tsara. Ny ana zao tsy mety mahita compromis am ford 2008 mitsy (izay misintona kokoa) fa am 2006 ihany! ny différence anie de 3s par ss eo raha ohatra ka voafolaka tsara izay performant e mais à vos risk et peril Very HappyVery Happysportifsportif
    Io setup ford 2005 io tsy tonga d mety @ 2006,7, 8 na 9. Ny principe-ko d izao.
    -Raha mande b ny vodiny===> diminuer ny compression, + detente
    -Raha tsy mahazaka grand saut====> ampiakaro ny ressort, + barre antiroulli.

    Tsapatsapaina daolo izay valeur. Mandany fotoana kely bounce


  9. Tweet a écrit:
    l***** a!leisany v leity voan izany oe mijery lundi d ny lalana tsy mitovy amin tena izy refa manao session championnat!!!!!
    mijery p*** za lundi d bisanne v.2 no itako manao session za d lasa v.3 potaka sa za mitsy no jamba e lol!lol!
    mandeha ra noriza ka fa mbola tsy itako koa iny fa lalama iray v leisy d maty 19sec za le!!!misy tsy mety angamba ny conduiteko!!
    ra izany ny analyseko d 6eme faona ry france a fric tay d tsy mikisaka mitsy zany ny vam a!!!!
    azafady fa xizitina b za l***** lol!lol!lol!lol!


    Za efa tratranzany mitsy, ary tamnio bizane io mintsy , mikotrana v1 kay v2 no mipoitra ao le. Nisy anzay mitsy ny poste taloha tany

  10. Ity ny settin @ asfalt-ko ra ohatra ka hors france ny ss, i.e b sauts.
    Nb: ny réglage d miova isakny vam a fa araho fotsiny le principe. Ny tsara d jereo ny settin par défaut anty ford 2005 ty ka ampitahao amnty d avy eo manao théorie vnany kely eo===> afindra @ vam hafa

    Diff centre 650, av650, ar440, fr1 à m1 100%, regl fr1 15%

    -Amrt av ar
    compr5.4 4.4
    det 8.5 8.0
    comp rapide 7.8 8.5
    seuil 1.2 1.2

    -ressort av ar
    long 245 250
    dureté 50 42
    long. 50 50
    dureté renf 10 10

    -geo av ar
    carr. -3.14 -3.14
    pinct -0.10 -0.92
    chasse 4.99

    -braquage max 641
    anti r av 15.2
    ar 16.2

    -pneu av et ar 245
    -fr1 av 10000, ar 5000 (je freine très tard)


    Refa mvadika bad, d ahenako ny dureté amort (0.4 environ)d ampiana ny detente (0.5 environ); ahena kely koa ny dureté ressot ( 0.4 environ), ny pression ampitomboy 255-260 (contrairement à ce qu'on fait d'habitude, eh oui!!!). Ny carroassage ar koa ataoko -5.66 any hoany.

    De mon côté, je vais essayer de voir du côté d'une version plus récente e ford (miara maty @ ford manko za e)





    Very Happyduelduelduel


  11. irina a écrit:
    Trop b lesy ialahy ra Noriza klé.
    Pour le moment,
    Rimorimo 1er RPRT sur une WRC je crois
    NORIZA 2ème Corsa S1600
    IRINA 3ème Clio Maxi
    Amin'ny pilote gasy efa nanao ireo atramin'ny omaly an.
    Raha tsy diso aho dia i Tweet no nanao an'io rallye io ho stable mode dia iza ko moa?
    Dommage b pour la Golf de sandbach qui s'est retiré après l'Ess1.
    Sinon, manao stratégie b mahatsiravina ko ry Team So6 Chicken Killer ao ambadika ao an.
    Mot d'ordre pour nous, assurer les arrivées pour accumuler le maximum de points possibles.
    Entre pa, efa mia régulier ny akamako rimorimo fa vonoy ny détresse ref mandeha amin'ilay type 4 fa lazain'ny olona fa voiture officielle eo.... lol!


    Mdr! Nisy blem ny embrayage de nalaina vao maraina tany ampiasana fa miala emboutaka manko. Novelomina en vitesse 2m d noentina jusque tany manjakaray. Amzay tsy retired!!!!! lol!lol!lol!lol!lol!

  12. tokony natao misy diso izay note t@ 1er avril hoanzay nanao tamnio andro io!!kkk tsy hifankahitana ngamba aaa!!!

    Fa izao: t@ za nanao jordanie d nanao abandon t@ fraizer well2 (juste avant service park), d mijery ny chrono-ko za fa toa skipped daolo ny après! nefa ra ny fahazahoako azy d iza ss après anle retired et avant le service park no retired! Omeo fanazavana oe! merci


  13. Tena naleoko nanao loha ohatry Andrinoa fa tay b le pression. Ankoatry ny good condition za prudent loatra fa sinon afapo ihany. Omeo chrono sy classment provisoire hoanzay mbola hanao
    Ty ny chrono, mba niezaka ni impose rythme fa asa na handaitra
    Mon 1er rallye sans problème
    LEG1
    ss1
    1 Rimorimo Ford Focus WRC 2006 03:20.58
    2 chepilevski Mitsubishi Lancer evo9 03:25.13
    3 andrinoa 03:37.36
    4 kaifik Citroen Xsara WRC 2006 03:49.09
    5 pokerdave Subaru Impreza N14 URT 03:49.47
    6 pokermart Subaru Impreza N14 URT 03:55.26
    7 royleeiv Subaru Impreza N14 URT 04:05.91
    8 Bianas Subaru Impreza N14 Prodrive 08:25.00
    ss2
    1 Ford Focus WRC 2006 03:43.39
    2 chepilevski 03:55.70
    3 andrinoa 03:57.85
    4 pokerdave 04:08.37
    5 pokermart 04:13.34
    6 royleeiv 04:35.60
    7 Bianas 08:45.00
    7 kaifik 08:45.00
    ss3
    1 Rimorimo 02:12.58
    2 andrinoa 02:15.29
    3 chepilevski 02:17.58
    4 pokerdave 02:27.05
    5 pokermart 02:31.18
    6 Bianas 07:01.00
    6 royleeiv 07:01.00
    6 kaifik 07:01.00

    SS4
    1 Rimorimo03:25.87
    2 chepilevski 03:32.13
    3 andrinoa 03:36.81
    4 pokerdave 03:42.72
    5 pokermart 04:01.67
    6 royleeiv 04:38.28
    7 Bianas 04:47.38
    8 kaifik 08:25.00

    SS6
    1 rIMORIMO 03:49.28
    2 chepilevski 03:53.63
    3 04:02.62
    4 pokerdave 04:07.45
    5 pokermart 04:19.00
    6 Bianas 04:56.48

    leg2

    ss1 somary nitandrina fa tsy nisy reco am le condition
    1 Rimorimo 02:46.14
    2 andrinoa 02:49.77
    3 chepilevski 03:12.03
    4 royleeiv 03:16.56
    5 Bianas 03:32.54
    ss2
    1 Rimorimo 01:04.83
    2 chepilevski 01:05.81
    3 andrinoa 01:08.76
    4 royleeiv 01:15.95
    5 Bianas 01:21.35
    ss3
    1 Rimorimo 04:21.77
    2 chepilevski 04:22.79
    3 andrinoa 05:04.90
    4 royleeiv 05:18.78
    5 Bianas 06:06.17
    ss4
    1 Rimorimo 04:13.45
    2 andrinoa 04:25.64
    3 chepilevski 04:32.67
    4 royleeiv 04:56.35
    5 Bianas 09:15.00



    Previsional result

    1 Rimorimo 34:41.32
    2 chepilevski 36:05.40
    3 andrinoa 37:00.93
    4 royleeiv 59:04.20
    5 Bianas 72:52.82[i] Very HappyVery HappyVery Happy


  14. smam a écrit:
    Rimorimo a écrit:
    Bref, WRC Jordanie un rallye à oublier pour rond point lee!!!

    Ela ra teweet no antenaina! aza petard alo amty paques ity! Redbull sotroina d mety
    lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!


    Tsy tafa hono lery e, efa namidiny daholo ny pc sy volant fa tratra nicoupe foana lery t@ rallygasy



    Kôzy a!!!! Fa le oe namidy daolo no tsy azokolee! Tsy hanao rbr tsony zany lery? Shocked

  15. Bravo daolo e!!!
    Ny zavatra tsapa anefa d izao: miha-performant daolo de rallye en rallye izao ny pilote rehetra, miha fin ny réglage... ka mila depasser daolo zay rehetra vita, indrindra ny régularité (izay tsy ananan'i rimorimo )

    Tompokolahy isany, @ france gravel championship d mampanatena fa hitondra miohatry ny 2 points hoan'ny team ny tenako.

×
×
  • Créer...