azafady zalà fa ato ian za fa mbol ts d enforme mits d maka maka aina. vo naik i recenser ny daba ny pilote tsirairay ao amn team 1 mits za io i repartissena azy tsara fa d mila hevitra avy am lisan rehetra mits, za amn semaine manarak mits vo ifonce b ndray fa tena ts vitak le manao reco amzao fa mora valaka b. Atsipazo eto ny soso-kevitr ny tsirairay d ny pilote tsirairay ao amn team 1 v afaka mandefa ny daba ze entina amzao sy ny 2nd choix mba afaana mandinika tsara leiz, wana alo tena ivadika 2RM ngamb za amn asphalte e, petetr pour kelk manche terre et neige aussi, VMRC sy WRC ian ngamb za no itazona N14. anokafako sujet ray mits ngamb mety e!!!