Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

iamkosmis

Membres
  • Compteur de contenus

    375
  • Inscription

  • Dernière visite

Messages posté(e)s par iamkosmis


  1. Tena nilay mihitsy iny course F1 omaly iny, mbola hita hoe tsy ampy expérience i Perez fa mila mizatra kely study , nanisy pression be loatra izy lasa ni-rate virage no farany, fa enjana lé fiakarana isaky ny tour aloha na izany aza ééé!
    Fa raha ohatra constant tsara ny condition météo omaly iny, tena zavatra mihitsy no hita teo raha ny temps réalisé no jerena bouncebounce .
    Fa izay lé question de stratégie sns ...


  2. Aleo ary hasiana session matetiteika ho fanandramana sy fanomananana NATIONS CUP dé ho hita eo studystudy !
    amin'ireo session ireo no manao daholo izay teo isan'ny MAGAGASCAR B, dé ao ohatra ny MANAGER mahita dia izay 10 premiers no raisina ho isan'ny membres MADAGASCAR B,
    Afaka atao MINI RALLYE session privée, dé misy session maromaro dancedance


  3. T-jet060 a écrit:
    Bonsoir,
    Passionné d'automobiles et en particulier des japonnaises (surtout les Honda Civic GEN V et VI VTEC Twisted Evil ).
    Je suis un accro aux jeux de simulation notamment RBR (comme tous le monde ici), pour l'instant je joue pour essayé de m'amélioré (mon meilleur chrono est de 2:05 sur Freizer Wells Gravel pour l'instant avec un volant chinois avec retour de Force)




    cheerscheers tonga soa ééé!

    Efa ela no nanao RBR izany sa vao haingana? fa raha avec volant chinois manao 2.05 sur Fraizer aloha efa mande izany ééé, ...

  4. Soafikov a écrit:
    Misy pilote 2 mangataka fanintsina:

    - 2528 Kosmis dia sur 205 maxi F200 13 (1600) donc any @ 1600 et moins hono ny classement-ny
    - 2306 jean sté sur honda civic R3 koa tsy hita ao @ classement (izy asacm virtuel)


    i DELKMAN koa 205 maxi F200 13 (1600).

    Merci é

  5. Nari9 a écrit:
    Bravo à Joda-Rila / Freddy-Yachine !! cheerscheers

    Tena mafonja ny résultats an-dry zalahy fa enga anie mba torak'izay koa ny fandraisana azy fa ilay après Tanzanie otran'ny mampalahelo fa maivana kely zany a Rolling Eyes



    Tena marina mihitsy fa lé fanjakana mihitsy no tokony hieritreritra fa tsy izay resy chaisechaise lava foana no tohanany

  6. hentsrana a écrit:
    velomiko kel ty post ty fa za mo vo mianatra d t ahita reference ana temps kel

    dernier en date : Mineshaft (normal mod + good) , N14URT : 3'41"80
    io speciale aiko aiko ndrindra ato fa ra mbola resy b amn io d aleo ajanona ty tantara ity lol!lol!lol!lol!



    affraidaffraidaffraidaffraid firy tsara?
  7. Seb # Seb


    Hirvo a écrit:
    ny fahitako azy koa dia mety tsy dia sahy hiova team marina i Loeb fa sao tsy compétitif izy any no ilay team raha vaovao dia mbola hanao developpement dia lasa ataon'i Ogier fotsiny, déjà aza izao efa tena à 150% i lery nefa fiara mitovy donc raha vao fiara eo ho eo ihany dia tena tanteraka
    !


    +10000000 kosa aloha ity éé! fa raha tena mahatsapa leiry fa enjana mihitsy, aleo manao any amin'ny VW, défi vaovao indray! studystudy

  8. m-and-mix a écrit:
    iamkosmis a écrit:
    zà mandalo kely vite fait fotsinyt Tana dé hanararaotra handalo any, f'aiza ny fotoana dé ami'nny firy?


    fa miverina ovina lah pirat


    Mercredi mm an! tsy maintsy mande mijery Rallye an!
×
×
  • Créer...