Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Naisha

Membres
  • Compteur de contenus

    46
  • Inscription

  • Dernière visite

Messages posté(e)s par Naisha


  1. Réunion d'information Pilotes - 6ème Rallye Dzama Event

    Vendredi 01 Juin 2012 à 18H30

    Cie Vidzar - Angarangarana - Anosibe

    pour large information




    Rectification Horaire, pour raison embouteillage à Anosibe Angarangarana

    Réunion d'information Pilotes - 6ème Rallye Dzama Event

    Vendredi 01 Juin 2012 à 19H00

    Cie Vidzar - Angarangarana - Anosibe

    pour large information

    La FSAM

  2. bibi a écrit:

    sinon momba anay mbola tsy azo taratasy dia tsy afaka mandray anjara @le filalaovana vovoka fa dia miandry Dzama dray e!! thb REVY FA TSY DITRA hatrany e!!Bon rallye a tous na mpijery na mpandray anjara rehetra !! clapdance


    Dommage Bibi ! On aimerait voir la 106 romotra be mais zay moa zany kou! Lavitra ihany le Tamatave an!
    Mbola betsaka amreo miainga reo kou anie ny sahirana vao mandray depart e Embarassed
    Mais vivement au prochain rallye Dzama ho anareo e cheers

    Sinon Bon rallye à tous! flower

  3. La FMMSAM vous informe que la Réunion d’Info Pilotes du ‘Rallye TOTAL’ 2011 aura lieu ce jeudi 08 Septembre 2011 à 19H00, à l’Espace Dera à Ampasanimalo – Route de l’Université.

    Toutes les personnes intéressées y sont aimablement conviées.


    Le Règlement Particulier de l’épreuve y sera disponible pour la somme de 20.0000 Ar


    Sportivement.


    Eric RAZAFITSIFERA

    Président

    Club FMMSAM


  4. emsics a écrit:
    ka ilay izy aza mbola tsy misy filazana ofisialy akory!! efa antomotra iany a! juste be mm!! dix jour inscription dia 2 jour reco!!!


    Marina zany saingy manao zavatra tsy mora indrindra amn'ity krizy ity.
    hamafisinay eto fa MISY ny RALLYE DZAMA-ASACM 2011 , ary efa mikarakara mafy reo tomponandraikitra : toy ny filazana ofisialy , ny RP ...

    Mamely ihany le krizy de zay no mahatonga ny PREPARATION somary taraiky daholo. Na izany aza de samy miezaka ho vita arapotoana daholo.

    Tonga alo d rallye hatramin'ny fanomanana zany: visite médicale efa azo atao, PRE VISITE Rallye , ho avy tsy ho ela ny REUNION D'INFOS, RECOS..
    cheers

  5. M.n.R a écrit:
    Dia ra io N15 vôlaza ao am ARC io lay izy, ampiasaina am MRC kou ve zany?


    Voalazan' ny Express koa hoe nahazo fiara mitovy amn'io : Sub N15 prepa° Makinen koa i SISSI . cheers

  6. Tena vitsy ihany le INSCRITS an! Anisan'ny antony aloha ny resaka Equipement mbola tsy vonona e + mazamazana koa ny Budget amle RITM sady somary lavalava ny liaison . Milay kosa nefa satria VARIE beu ny ES : misy rapide faran'ze zokiny , misy miolankolana beu ko, d misy vatovao mamaky pneux!!! d misy vovoka beu manafina lavaka ....
    Sinon ny tena Combat alo d ao @ Rallye International e : Subaru JODA + Max + TITI + KOPELA + SISSI + VAZAHA Vs MITSU IRINA + CHRI Vs C2R2MAX

    @ Rallye National ndray : Combat sur 1er Gpe M + M12 : Olivier Vs Nashemi

    M11 : KMIKAZ Vs TOVO Vs FIDI Vs NIRINA Vs LANTO ...

    M10 : LEGAS Vs SANG LL

    M9 : CARLOS Vs TEXINHO

    Bon Rallye à tous cheers


  7. Zandrykely a écrit:
    REUNION D’INFORMATION PILOTES

    La FSAM et la FMMSAM à le plaisir de vous convier

    à la 1ère Réunion d’Information Pilotes du

    RALLYE INTERNATIONAL TOTAL MADAGASIKARA 2010

    le vendredi 10 septembre 2010 à 19H00

    à ‘La TOQUE ENCHANTEE’ – Route du Mausolée.



    Ary otrany amin'ny 18H30 ny heure voarainay tany any am FEDE an scratch sa moa mihainohaino kely d am 19H no tena manomboka lol!

  8. Christophe B+ a écrit:
    Mandefa an inty annonce inty aho fa nisy nangalatra tao antanana ny
    - jante OMP Mille Miglia 15" pour VW + Pneu Terre Pirelli 15" (01)
    ....................................

    tsimaintsy amin ny domaine ny rallye ihany no hivarotan ireo mpangalatra azy ka mba mangataka an'ireo izay mahita na ivarotan'olona ireo entana ireo mba hilaza amiko na MP na eto na an-telephone!!
    Misaotra zalahy amin'ny fiaraha miasa a!



    Tena tsy milamina mihitsy eto @ tanàna fa ny anay koa nge very juste talohan'ny début de saison :

    - Pneu terre 15" Pirelli Pzero ( 2 ) avec jante 205GTI 1.9 (2)

    - Amorto BILSTEIN tarage terre gpe A

    - Divers materiels d' assistance....


    Tena marina fa tsy maintsy any rallye ihany ny ihafaran'ireny e

    Crying or Very sadsml2

  9. RiryMaster a écrit:
    BIG+N58= C'est pour se reconnaitre que moi et Loebba ont pris cette initiative ....... on ne sait plus qui est qui??? studyarguesml2


    Tongasoa d marn zany e cheers

    Fa bdb ko zany ny sarin'olona hafa kely ato an scratch otran le an'i GGB mahalatsaka mitsy an Rolling EyesWinklol!
×
×
  • Créer...