-
Compteur de contenus
10 -
Inscription
-
Dernière visite
Réputation sur la communauté
0 Neutral-
-
-
-
-
Sali daoly zalà! Mba mila fanampiana kely fa tena dépassé ny akama e! Mitady tutoriel @ fampiasana RSRBR09 ny tenako. Hazavaiko le zavatra: Tsy mahay an lé reglement rehetra momban'ny inscription sy ny formalité tokony atao rehefa hanao session officiel aho. * T@ 2008 dia au moment de l'inscription izy no manontany zavatra be dia be (mifidy fiara pour chaque rallye...), fa t@ ity inscription 2009 ity, tsy nisy an'izay ka tsy azoko loatra * Misy hoe replay sy temps tsy maintsy halefa rehefa vita ny session officielle raha tsy diso aho [tsy haiko ny mandefa ny temps fa ny repaly hitako ny mandefa azy]. Raha mba misy lien ohatra any anaty rallyesim d mbo ameo azafady e! Efa mba nitady ihany balita fa tsy nahita e!!! Merci d'avance e!!
-
-
-
Milay tsara mintsy kosa ny ambiance ato atanàna ato ah!! Le 879, numéro an fiara e! Efa mba manandrana manao session public mba hijerena niveau ka!! (logitech momo fa mbola tsy G25 ah), fa milay zao io raha mba asiana isan-kariva mintsy, hanadinona sorisory!! Hataoko manaraka eo ny présentation an M5 ra-hents ahh!! Maztou daôly zalà, ameo TOP refa misy rencontre Team So6 fa ho avy mintsy. Siora N.B: mbola tsy nigadra aho tompoko ary tsy manana ny eritreritra ny hanao ny tsy mety!
-
-