-
Compteur de contenus
73 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par asterix11
-
La Citroën DS3 Wrc 2011 dévoilée !!!
asterix11 a répondu à un(e) sujet de Gauche-i dans Photos - Videos
** Lé groupe B taloha reny lesy aza 1,4 kou, kanefa 500ch Tsy lé cylindrée no mitondra an'io fa lé turbo é ! fa ny taloha tsy nisy bride eo am turbo!!! ny f1 renault 1,5litres turbo mode qualif mihoatra ny 1300cv mode course 870cv!!!! fa ny tena evolution dia ny agrement de conduite, ny temps nataon ny grb tan 500cv anie ka efa matin ny fiara 300cv daholo ankehitriny. "sans la maitrise, la puissance n'est rien" -
-
reunion d info de la course de cote
asterix11 a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans News & Informations des Clubs
-
-
-
-
video reconaissance imerinkasinina
asterix11 a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans Photos - Videos
ny reglement: voiture misy arceaux : reglementation rallye voiture routiere : reglementation run bediabe ny categorie amin io, dia raha vao latsaky ny 3 / cat dia tsy tafiditra anaty trophée / cat fa lasa anaty classement general ex: pr2 : - vr6 T + M3 n.o.s : 2 voitures. par categorie tsy classé fa raha tafiditra 3 premiers ny "vr6 T" oh: 2 classement general ( hum hum ) dia 2eme cl.gen no izy. -
-
vr6 mk2 turbo traction
asterix11 a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
-
-
ny turbo tsy misy hoe camion, legere, diesel, essence sns sns, ny mila jerena dia ny habehan ny compresseur ( ilay alu ) sy ny turbine ( ilay fonte ). raha tsorina dia rehefa mihalehibe ny kmpr dia mihabetsaka ny debit, fa mihamavesatra ny fanodinana azy. raha mihakely kosa ny turbine, dia malaky mihodina fa malaky sempotra dia tsy miaina ny motera. ilay turbo kamion noteneniko dia a/r 130 (mba tsy handehanana lavitra dia ny a/r 50 no mety amin ny 2litres essence) ny turbine, dia io no nentiko tany am surral nampidinina 100 dia mbola hampidinina 80 alohan ny 1 aout. ny turbine gtd sy tdi ireny zao no a/r 35 ny turbine, izay no mahatonga azy miakatra aloha fa sempotra avy eo.
-
vr6 mk2 turbo traction
asterix11 a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
ny sarotra tsy ahavitantsika malagasy an ireny prepas ireny anie dia ny pieces foana,... bielles, piston, gougeon culasses, injecteurs. isika mantsy tsy maintsy miaina amin ny pieces hita eto am tanana foana, ny tanaty mk3 zao dia izay pieces hita teto no nampiasaina, turbo kkk k27 camion mercedes injecteurs 505 turbo echangeur safrane tuyaux inox ''lavarangana'' reprog boitier '' vita malagasy'' pompe essence 6bar gti 16s mk2 embrayage stock moteur stock rv stock fa raha misy olona sahy miinvest zany dia milay beeee
-
vr6 mk2 turbo traction
asterix11 a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
vr6 mk2 turbo traction
asterix11 a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
vr6 mk2 turbo traction
asterix11 a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
inty mba misy question tiako hapetraka. raha ny config nataoko iny dia mini 280cv ary max 325cv. pour 1200kg (1280kg miaraka am seza) izaho maheno ny bandy miresaka. coxsub, stock 280cv, boitier DTA+vazahbeee= 350cv pour 650kg dia asa raha izaho no pessimiste amin ny puissance ny ketrika vita gasy na ry vazahbe no manisy sira bdb loatra amin ny azy!!! ny meilleur temp coxsub 13.65 mk3 13.70 la meme puissance pour deux fois plus leger!!!! mba tiako ho azo ny logique amin io resultat io -
vr6 mk2 turbo traction
asterix11 a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
iny indray no niafarany tao eee.... golf mk3 vr6 int cuir carross + moteur full stock modification moteur: turbo injct echangeur volant moteur r/v 10:1 pression max teny am run 0,93b pneus slick x16 prochain project pour le run du 1 aout. vr6 mk3 allegement MAXXXXXXXX r/v 8,5 pression turbo 1,7b boite 6 autobloquant temps a atteindre 12s ( tia hilaza 11s aho fa aleo io aloha) ny fiara tonga dia style HONG BAK -
2ème manche championnat des runs 04 Juillet 2010
asterix11 a répondu à un(e) sujet de M.n.R dans Photos - Videos
-
vr6 mk2 turbo traction
asterix11 a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
VW golf Type 1
asterix11 a répondu à un(e) sujet de kirikou54 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
vr6 mk2 turbo traction
asterix11 a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
standalone no hampiasaina amlay haldex kha. ny date manaraka? eo indrindra isika izao. ilay club tokony hanao organisation am 27juin zao, dia tsy mety hono fa lasa manao defilé ny miaramila tampoka ( tsy fantany angamba izany tamin'izy nametraka calendrier tam mois de janvier) ny 26 dia repos ny 27!!! dia nangataka hoe hataony 4 juillet, dia ny ama manao ny 18 juillet!!! dia mba tsy hisian'ny manche 2 amin'ny volana dia hangataka ny ama ho atao 1aout ny 3eme manche, ary 12 ou 19 septembre ny 4eme manche. -
vr6 mk2 turbo traction
asterix11 a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
vr6 mk2 turbo traction
asterix11 a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
Nanao betise kely aho tamlay 450cc!! Voapetraka ny injct, novelomina, tonga dia noye! , teo vao tsaroako, ny vr6 4bar ny pression regulateur!! Izaho amin io tsy tao an tanana no nametraka ny injct, ny regulateur 3bar tany antrano. Naverina ny 250cc. Androany vao misy ftoana kely dia rectifiena ny prgrm anlay puce dia apetraka ny 450cc -
vr6 mk2 turbo traction
asterix11 a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces