-
Compteur de contenus
73 -
Inscription
-
Dernière visite
Réputation sur la communauté
0 Neutral-
asterix11 a commencé à suivre News & Informations des Clubs, Présentation des nouveaux membres, So6 et et 2 autres
-
La Citroën DS3 Wrc 2011 dévoilée !!!
asterix11 a répondu à un(e) sujet de Gauche-i dans Photos - Videos
** Lé groupe B taloha reny lesy aza 1,4 kou, kanefa 500ch Tsy lé cylindrée no mitondra an'io fa lé turbo é ! fa ny taloha tsy nisy bride eo am turbo!!! ny f1 renault 1,5litres turbo mode qualif mihoatra ny 1300cv mode course 870cv!!!! fa ny tena evolution dia ny agrement de conduite, ny temps nataon ny grb tan 500cv anie ka efa matin ny fiara 300cv daholo ankehitriny. "sans la maitrise, la puissance n'est rien" -
-
reunion d info de la course de cote
asterix11 a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans News & Informations des Clubs
-
-
-
-
video reconaissance imerinkasinina
asterix11 a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans Photos - Videos
ny reglement: voiture misy arceaux : reglementation rallye voiture routiere : reglementation run bediabe ny categorie amin io, dia raha vao latsaky ny 3 / cat dia tsy tafiditra anaty trophée / cat fa lasa anaty classement general ex: pr2 : - vr6 T + M3 n.o.s : 2 voitures. par categorie tsy classé fa raha tafiditra 3 premiers ny "vr6 T" oh: 2 classement general ( hum hum ) dia 2eme cl.gen no izy. -
-
vr6 mk2 turbo traction
asterix11 a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
-
-
ny turbo tsy misy hoe camion, legere, diesel, essence sns sns, ny mila jerena dia ny habehan ny compresseur ( ilay alu ) sy ny turbine ( ilay fonte ). raha tsorina dia rehefa mihalehibe ny kmpr dia mihabetsaka ny debit, fa mihamavesatra ny fanodinana azy. raha mihakely kosa ny turbine, dia malaky mihodina fa malaky sempotra dia tsy miaina ny motera. ilay turbo kamion noteneniko dia a/r 130 (mba tsy handehanana lavitra dia ny a/r 50 no mety amin ny 2litres essence) ny turbine, dia io no nentiko tany am surral nampidinina 100 dia mbola hampidinina 80 alohan ny 1 aout. ny turbine gtd sy tdi ireny zao no a/r 35 ny turbine, izay no mahatonga azy miakatra aloha fa sempotra avy eo.
-
vr6 mk2 turbo traction
asterix11 a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
ny sarotra tsy ahavitantsika malagasy an ireny prepas ireny anie dia ny pieces foana,... bielles, piston, gougeon culasses, injecteurs. isika mantsy tsy maintsy miaina amin ny pieces hita eto am tanana foana, ny tanaty mk3 zao dia izay pieces hita teto no nampiasaina, turbo kkk k27 camion mercedes injecteurs 505 turbo echangeur safrane tuyaux inox ''lavarangana'' reprog boitier '' vita malagasy'' pompe essence 6bar gti 16s mk2 embrayage stock moteur stock rv stock fa raha misy olona sahy miinvest zany dia milay beeee
-
vr6 mk2 turbo traction
asterix11 a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces