salama daholo e!
tena mahafinaritra ny nijery an' lisany t@ lahady iny a! isika mantsy e!!!
inona ndray ny programa manaraka? tokony mba asiana marika kely famantarana le daba na de autocollant kely aza sa tsy mety zany!! zaraina Tee-shirt sns... za moa tsy mahita hevitra fa raha misy ny hifampilana de zahay eo ihany e! Manohana fotsiny masaka be ilay fotsifotsy kely iny a!! de le gris gris anakiroa reny, tsara daholo e!
eo foana ihany e!