Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

andovw1

Membres
  • Compteur de contenus

    58
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par andovw1

  1. za anaraka ao aorina koa an, fara vo mianaana eo aloako eo de asiko!!!! nena GTI kely
  2. za mitovy evitra @ kirikou! lasa otran oe maka tahaka an le ma golf 2 tsika, aleo tsy asina club sy wawawa be zany fa mifaptona ny bandy akama de mifapizara traikefa, defilé tsy aiko oe aoana??? zay zany fa zay ijery an zany M11 sy golf kely misy jante mlay be zany annn!
  3. fa iza no miteny an i golf kely oe kely ny moterany ??? ty oa tssssss, zao le oe aza ny akeliny no jerena, apio ary le sary e
  4. le virus aloa bain , zaza tratrany iany fa tsy mety sitrana tsony a!sady isan andro dia me grave fona le izy, le 5 ptes to tsy manana impression tsony ela oe bolide kely le izy fa otran lava², nefa arakarak ze fanaovan la anazy iany koa io e!misy tsara iany koa
  5. aaaaaaaaaaah lery! tongasoa ela! ary ataovy ngeza ny sary
  6. >>fred misy G60 eto am tanana, ny tena mbola dorizaka be de le mainty iny(97..TAA), vo avy nosolona compressur vao² sinon misy iany koa ny 16G60, le an i foc iny ty koa misy sary ray afa koa
  7. mlay be e!!! tena miondrika am le réalisation ita mintsy le daba oe nandaniana ftona sy ron doha fa tsy oe nitady peintre de oe otrin ny mandoko??? tsara ka
  8. ok daolo zany fa le soratra zala otran tsy tiko zany a! indrindra fa le misy coeur mena!otran oe taratasy o ana ts1 zany !!! ary le police ve mety ra solona an lepolice-na golf1 iany??? le mitovy am le soratra oe golf GTI iny fa sola oe gasy..... tsy aiko fa suggestion fotsiny io
  9. [quote="Ari Vatanen ny fahalalako ilay an i andovw aloha dia i Doris ny anarany e! [/quote] ny ana lesy ny daba tsy asiko anarany zany fa tena tiko sady maalaza azy tsara le oe golf1!! le doris ndray garage iany ny maakobo an iny
  10. za tonga!!! kozio le bain kely mitndra an le vert kely mlay be iny ze maakobo an lery e
  11. koziko le maintso kely eo ambodifilao iny , jiro kely iny fa cousin an i madama mantsy, efa impiry koa iny no notangiriako fa tsy amen lery e!!!
  12. >>irina ela an!! zay ve lesy apiadin lisany le , kiiiii!!! tsy tafa marina rajoù zany mande mijery rallye zany an, raha tsy oe misy séance fanalana spoiler alohan ny andeanana any mbola misy type1 anakiroa tsy voaresaka mintsy anie e!!! le type 1 an i asterix: manao montage VR6 i poty zao ( sura fa adala be) le type 1 dubsport an i poty, io aloa ngamba mbola tsy tafavoaka @ io fa ary @ fond de garage le izy zao, sady otran mbola tsy miasa saina @ le izy mints le akama zao aloa, miketrika zavatra degany be ndray izy zao vo amoka, na avelany vizana daolo nentsika de mivoka ndray ny azy aveo
  13. o ry zala a! misy tary betsaka manana type1 koa tena tsy tafa @ daty io fa so de tkny ijery daty afa tsika? ary ra atao 13 aprem sa tsy tafa???
  14. Ie, ry zala tokoa efa nikozy, fa ny tsy ay fotsiny ve oe mande ve ny dabany sa tsia, tsy aleo ve ry zala atao eo ampefiloha le ftona, eo am le parking eto akainik ny rond point anosy, eo am le mpivarotra fanaka taloha??? eo mba milamindamina????
  15. type1 3ptes jiro kely ny tiko tenen, le année 70 reny fa mbola tsara a! tsy de mlay le manangana ny maty fa le manatsara ny efa vel no tsara...
  16. lisany aloa so de misy maita an le jiro kely reny fa mitady za???? kozio ko le TAD iny ze maakobo an lery de aoana zany renay cab be da be reny ???
  17. 14 sept, ataovy ariva oa an!! iza moa lesy ny type1 atsoin la ankoatran reo bandy reo! ato am tanana misy ray afa(le mena misy ronal turbo )iny fa lery kozy am bava de poins!
  18. >>Tsi² ela an!!! refa manaiky madama de mande za!!!
  19. raikitra ary e! rovina de aiza? aza atao laad maraina fa zay mivavaka!! ataovy masaka tsara eto de am zay betsaka ny tnga fa tsy mlay ra vo tsy betsaka an
  20. mlay daolo zany zala fa rovina am zay ary le rencontre a! za mitovy evitra am ra kirikou oe tsy asina club zany fa panao be fa juste rencontre de mifapizara experience de zay, photo party kely , de manin koa moa ra asina lalao kely aveo???
  21. Rajoù Vaovao daolo ny disque, plateau, butée nefa refa mafana le vam dia mihasarotra ampidirina le vitesse! sao misy manana idée leisany fa tena kivy mitsy a! fa taiza ela no nividy embrayage? so de garniture fotsiny no novidin la de matevina kokoa, de manana olana ela eo @ le famindrana vitesse
  22. type0 no tena naafantarana an io daba io, run 200m nocturne teny merts no tena nilalaovna an lery, tsy de afaka nilalao 400 lotra tam lery io fa zay le config na boite nanaovana azy sinon alefaso ra kirikou le sarina resto fa io no tena andrasn dry zala ato am ty rubrique ty a! okay
  23. andovw1

    andovw

    ity ndray ary ny type1 faharoa nataoko tao am tanana tao!fa naazo feu vert tany @ topony am zao de présenteko satria ananako daolo ny sary t@ za nanao azy! le lasan ra kirikou iny moa ny voalohany ( pi maso kely ho an lery) le ana le fahatelo! ity tsy o detaille-ko be fa aleo ny topony ameno azy io izy tam vo azo io izy am zao alohan ny nandraisan lery azy
×
×
  • Créer...