Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Bigbang

Membres
  • Compteur de contenus

    1 842
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Bigbang

  1. Bigbang

    Rencontre 30 Avril 2008

    à 21h30 ny fotoana eo analakely eo am DUO d avy eo miara mikisaka eo Ampasamadinika any am soahafana
  2. Bigbang

    LIVE RALLYGASY

    milay e, misaotra e
  3. Bigbang

    Jovenna 2008

    le an sisi o
  4. Bigbang

    Rencontre 30 Avril 2008

    ok misy asina vam v any sa eny am sisiny ampasamadinika iny?? miandry ny equipe an rallygasy zany sisa ko tokony mba anao afaka daolo amin'io fa important
  5. Bigbang

    Rencontre 30 Avril 2008

    tena tsy mbola nahare vao² an herjo mitsy ok le 30 aiza no misy an soahafana, mila mandinika ny reglement an ilay championnat ko isika
  6. Bigbang

    championnat RBR gasy

    ka raoviana no atao ilay fotoana andinihana ny momba ilay championnat aza e maninona ra am 1er zao na 30 alina ??
  7. Bigbang

    rallye jovenna

    fa roviana moa io?? zay mbola mandoko vam
  8. Bigbang

    Jovenna 2008

    Bravo Dani & Fidy nataoko 2ème laisany tam 'ny pronosticko (izay naika marina ra tsy nahazo pénalité laza an sauf pour la troisieme place de cri) fa kay tonga d voalohany mitsy mahery laisany ka
  9. enjana indray zany règlement vao² zany lety e , alo miassure foana zany ko
  10. vita e!! nitondrako sapin sahady laisany nefa mbola oela vao décembre 1erSS nstress b nefa tonga d nanitsaka b: nanao tonneau fa zany hoe afaka nande ihany 3emSS Tanner: nidofotra dia bloqué 3eme ny vitesse jusqu'a la fin 4emSS : nanao tete a queue avy eo mba nilamindamina fa tonga amzay ary ty Noiker II sy NewBobs d fantatry laisany ny tohiany: (new bobs II in-2 a tonga fa en 3em fona ny vitesse ) nefa dia efa nampitandreman' ra dodanen mitsy hoe tandremo la am noiker sy new bobs fa d eeee enjana ilay efa en fin de rallye nefa spéciale lava be otran'reo no atao lé Fa i ramatoa efa tena mroule tsara mitsy kosa an, dodanen ko, zay lesy otran zara raha mivoatra lé enfin vita izy zay dommage efa ho vita vo nidégats b: ataovy milay beellabba ny radem a ataovy mirehitra reo vzongo reo fa ny gasy zavatra enjana ra rallye terre
  11. tena mampifezaka b ko zany resaka ato zany to nidiran angano daolo lé, efa ianga a io dans 5 min ofet le blem_ko omaly mbola nitranga indray teo soa ihany fa nana-potona dia nojerena calme tsara hoe inona ny olana kay resaka synchronisation an le heure
  12. ary reto nanao am 18h00 daolo an za le raalina vao anao de hi hita eo ndray ny afitsony raha ny connexion alo tokony tsy olana bonne chance zalahy an! Merci Beelabba fa tena ilaina ny experience an la PS: ay de efa namoka focus avy any la Réunion (974) ry dodanen an
  13. Bigbang

    Jovenna 2008

    Mbola ao Laza ka i guy guy bonne ko aloa tsy afaka e, kanefa ze tiany iany mo io fa izy no tompon'ilay subaru ko, za kosa v manana subaru d PIZOT ndray no etiko fa ilay izy omena an-i cousin??
  14. Bigbang

    Jovenna 2008

    milay ny combat an i Dani sy Mathieu an
  15. za ko aza tsy nety tafiditra tamin'ilay session fa nahazo an ty message ty: "the server did'not identify you, its impossible to you to take part in this session" nefa za de inscrit soamatsara zao d tsy nety tafiditra mitsy e Mangataka am ry zala rallyesim a zao hoe annulény le inscription-ko tamin'iny de anao amina session hafa a ra anaiky izy zay ve tsy niroule akory ko
  16. efa midobodoboka tokoa ny fo refa mieritreritra ilay izy hoe anaona indray demain tantaraiko eto e
  17. Bigbang

    Jovenna 2008

    hita fa mbola mitandrina tokoa ry Sissi sy Titi any anaty spéciale ra ny temps kanefa pour un 1er rallye de mendri-piderana ihany izy an sa ahona hoy ianareo??
  18. Bigbang

    LIVE RALLYGASY

    ny équipe omeko tehaka be indrindra fa tena nahavita zavatra tam ty rallye tia dia ny équipe an rallygasy dia ny tsy mahazo indrindra dia ny tompon'andraikitra nanamboatra ila pont
  19. Bigbang

    Jovenna 2008

    manao mitsy le Sisi nefa aza lery nanao erreur kely mbola faha 3 ihany, ny vam ko dia milay be, ngamba subaru N12 ndray no etina am le championnat RBR gasy d atao otran'iny ny skin-ny fa tsy d sarotra
  20. Bigbang

    Jovenna 2008

    ny fiandrasana no nahasorena, fa tsy norm ilay tetezana e, tsy azoko hoe maninona no au dernier moment vo namboarina sady misy tady no amatoranany planche tam 10 latsaka no tonga teny za sy dodanen dia tamin\' 11 sasany vao nanomboka fa tsy tafa ilay tatezana . de ny 12 premier ihany no itanay fa tsy maintsy nandé nody
  21. Bigbang

    Jovenna 2008

    le TATEZANA zany refa tsy ahy ny manao azy tsara d tokony tsy asina e
  22. aza adino ty sao dia ito ny fototry ny olana http://jim.wrt.free.fr/files/RSNetwork08_1.0.8.rar za manko za tsy nanome an io an ra soahafana fa tsy aiko io raha inclus am le mise à jour RSRBR1.0.7 na RSRBR1.0.8 ihany anefa
  23. ty misy nanana olana otran'la fa jereo ihany http://www.rallyesim.fr/forum_rlsm/viewtopic.php?t=1501&start=0 ty ny lien an le RSnetwork 1.0.8 fa le dossier nomeko an la tato manko tsy nisy an io lesy http://jim.wrt.free.fr/files/RSNetwork08_1.0.8.rar sinon d apres manaova demande de desinscription tam le session an la teo ra mbola te anao amina session hafa, ataovy le plutot de ndaro iara iroule aminay vendredi a minuit e manao an ty fotsiny " la demande de désinscription doit être faite : - Sur le topic de l'épreuve concernée. En spécifiant les infos : Numéro de session, Numéro de pilote, pseudo utilisé sur le live." zany hoe mipost ao am sujet rallye Jordanie ela otran zao fa amin'ny info an la zany Pourrais je etre desincrire de la session de ce soir à 21h svp? Session name : Jordan3 Rally name : Jordan Rally WRC Rally type : World championship Your number of race is : 592 Your login name is : manta400 Date and time of session start : Mon 21/04/2008 21:00:00 Conseil kely ko: alo pihana daolo ny antivirus sy ny firewall refa manao session
  24. Bigbang

    Tonga soa oo !!!!

    ka omena atsika io amin'ilay anaovana skin sy combinaison , kany moa e
  25. Bigbang

    Jovenna 2008

    ary i Teillet ko ono lasa aiza sa ami'ny rallye manaraka daolo vo ipotra ry zala
×
×
  • Créer...