Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

TsitsiGalli

Membres
  • Compteur de contenus

    1 496
  • Inscription

  • Dernière visite

Messages posté(e)s par TsitsiGalli


  1. Leg 1:
    SS1: Alefa miadana klou fa rallye tsy nisy reco ty! efa eo aloha daholo ny matanjaka rehetra raloum sisa no tao aoriana tao fa nisy tsy nilamina angamba.

    SS2: mbola maka repère tsara ihany aloha fa somary namafisina ny fandeha dia mba ôtran'ny nety sady otrany nahita akoho teo aloha teo d nenjehina (riry 3747)

    SS3: Raikitra ity, ra His sy Kosomaso no henjehina manomboka eto na dia mbola tsy milamina tsara aza ny fiara

    SS4:Hita be le tsy nanao reco e!

    SS5: efa manisy pression fa mbola tsy azo ihany His, ry fusées rehetra hafa moa izany efa tsy jerena intsony

    SS6:mihitatra ny ecart entre His mitady tsy ho azo intsony lery, mi-attack farany aloha dia manao gestion kely fa ho sarotra ny manaraka

    SS7: Tonde sortie avy hatrany mihitsy à 200m ny arrivée

    SS8: novitaina fotsiny fa hita fa tsy nilamina intsony n boite

    Ho henjana ny hanenjika an'dry zalah reto am LEg 2



  2. Hisaorana an'i Prez ny fitsofan-drano nefa hitako hoe tsy rariny kosa raha hitoto-rebika tsy hisy an'i Prez izany koh! fa soso-kevitra ihany ny ahy hoe tsy mety ngah raha atao toy ny tamin'ny voalohany hoe ao amin'ny prez ihany no atao ny lanonana?

  3. rirymaster a écrit:
    Nanndray départ du LEG 1 omaly fa teo @ SS6 dia nody any @ Tompo ny Carte mère-ko Crying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sad
    ka dia vita hatreo indray iny rallye iny zany f'inn mou SadSadSad
    On dirais que j'ai 1 Chat Noir avec les rallye Gasy confusedscratch fa isaky ny manao an'io dia KKK na DNF de zao ndray ny aindehibe mihitsy no lasa Evil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very Mad


    mety azonay ampiasaina zany ny connexion anlà mandra-pah e!?
×
×
  • Créer...