Tito111 0 Posté(e) le 7 mai 2014 Mety hahafinaritra ity full RN1 ity an... fa ny embouteillages liaison no mety henjana Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
ragnotti 0 Posté(e) le 7 mai 2014 manao ahoana ry zalahy ny fiara vaovao amin'ity , au moins toa misy anankiray aloha fa hoe inona ilay izy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 10 mai 2014 Misaotra e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Tito111 0 Posté(e) le 12 mai 2014 Ho henjakenjana ity rallye ity an... ny ES tena rares ny portions roulantes fa à 80% dia cassantes... sady à certains endroits tena ohatran'ny ambiance Dakar... feno tracés eo fa tsy fantatra loatra hoe aiza ny lalana tena izy, bdb ny bretelles, routes parallèles any anaty ES Lay 54kms moa zany tena cassante be ny 2/3 voalohany... miaraka amin'ny masoandro sy ny hafanana tena... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites