thomas_radstrom 0 Posté(e) le 20 mars 2012 Aleo ato aloha ary ny resaka F1 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
ragnotti 0 Posté(e) le 20 mars 2012 thomas_radstrom a écrit:Aleo ato aloha ary ny resaka F1 mandra-piandry rubrique ho azy !ok raikitra izany thomas Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mc Crash 0 Posté(e) le 20 mars 2012 Forza Kimi Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
td6patrol 0 Posté(e) le 21 mars 2012 Merci amin'ilay fanokafana sujet e. Fa nilay iny GP australie iny a.3 Champion du monde sur le podium, 4 aux 5 première places. Manao be ry zalah vaovao : Perez, Maldonado sns.Efa antitra ve i Schumi sa? tsy nahatanty pression an'i vettel dia nanao sortie Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 21 mars 2012 Panne mécanique hono ilay an'i Schumacher e, fa tsy haiko alohaHono hoa rizalahy, iza no jeu de F1 réaliste indrindra ? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
td6patrol 0 Posté(e) le 21 mars 2012 F1 2011 codemasters, réaliste (misy intégration ny KERS sy ny DRS) fa henjana be ny prise en mains Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
ZoS 0 Posté(e) le 21 mars 2012 Go Schumacher !!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
td6patrol 0 Posté(e) le 22 mars 2012 raikitra indray izany ity amin'ny week end e! GP Malaisie-Sepang : hafana ny andro sady mety hirotsaka ny orana. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 22 mars 2012 tena raha mijery F1 aloha dia tiako fa ilay milalao sur circuit mihintsy noho tena mahagaga fa tena manao 3 à 4 tours eo dia tena leo tanteraka fa raha tena tia ianareo dia ato http://www.ntfrance.org/ tena miodana daholo ry zalà !!! naha cams koa !!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
td6patrol 0 Posté(e) le 22 mars 2012 Soafikov a écrit:tena raha mijery F1 aloha dia tiako fa ilay milalao sur circuit mihintsy noho tena mahagaga fa tena manao 3 à 4 tours eo dia tena leo tanteraka fa raha tena tia ianareo dia ato http://www.ntfrance.org/ tena miodana daholo ry zalà !!!Soafikov : merci amin'ilay lien e! Sao dia mety le pression amin'ilay concurrent direct miaraka eo no mahatonga an'izay? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 22 mars 2012 td6patrol a écrit:Soafikov a écrit:tena raha mijery F1 aloha dia tiako fa ilay milalao sur circuit mihintsy noho tena mahagaga fa tena manao 3 à 4 tours eo dia tena leo tanteraka fa raha tena tia ianareo dia ato http://www.ntfrance.org/ tena miodana daholo ry zalà !!!Soafikov : merci amin'ilay lien e! Sao dia mety le pression amin'ilay concurrent direct miaraka eo no mahatonga an'izay? non tena ilay circuit mihintsy noho tsy dia tena tiako Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
ragnotti 0 Posté(e) le 23 mars 2012 hafinaritra ny grand prix de malaisie amin'ity fa miady tsara essaie libre 1 tamin'ny maraina teohamilton - vettel - rosberg- msch - gros jeans - webber - raikkonnen ferrari mbola tsy dans le coup indray 13 sy 15 éme ny eo ampovoany koa miady tsara williams - sauber - torro roso - force india Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 23 mars 2012 Fa inona no mahazo ny Ferrari fa tsy toy ny taloha intsony e Ilay daba ve no dépassé sa i Alonso sy Massa no Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
td6patrol 0 Posté(e) le 23 mars 2012 Hamilton - Schumacher -Button -rosberg - Ricciardo (Torro Rosso) -alonso (Ferrari) -Weber (Red Bull) -Vergne (Torrro Rosso)- Grosjean (Lotus) -Vettel (Red bull)Mitohy hatrany ny combat Mercedes : Mercedes GP vs Mc Laren Mercedes.thomas radstrom : manao ihany ilay Ferrai tamin'ny 2è essai libre, 6è i alonso. I Massa no tsy ne forme mihitsy (16è) hatramin'ny début de saison. Hatramin'ny herintaona mihitsy : en 2011, il est le premier pilote Ferrari à ne pas être monté sur le podium tout au long de la saison depuis ... 27 ans .i raikkonen indray mbola mifampitady amin'ilay pneu Pirelli (15è). Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
ragnotti 0 Posté(e) le 23 mars 2012 raha mahita solution amin'ilay resaka pneu mora midegradé i mercedes dia tena ho combat be mihintsy marina, ho hita eo aloha ny qualif rahampitso Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
td6patrol 0 Posté(e) le 25 mars 2012 Hirvo a écrit:raha mahita solution amin'ilay resaka pneu mora midegradé i mercedes dia tena ho combat be mihintsy marina, ho hita eo aloha ny qualif rahampitso nilay ilay GP Malaisie iny ka! Orambe sy hafanana tokoa.Noheverina ho tsy en forme ny ferrari fa ny pilote favy dia nahazo victoire. Ilay boaikely mexicain sergio Perez (Sauber) koa nanao be mihitsy tsy nahita ahovoka mihitsy i Hamilton niady 2è place. Fa mbola tsy nisy chance ihany ny mercedes aloha e nefa performant 2è meilleur temps au tour i Schumi.maromaroa ny otry ireny Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
iamkosmis 0 Posté(e) le 26 mars 2012 Tena nilay mihitsy iny course F1 omaly iny, mbola hita hoe tsy ampy expérience i Perez fa mila mizatra kely , nanisy pression be loatra izy lasa ni-rate virage no farany, fa enjana lé fiakarana isaky ny tour aloha na izany aza ééé!Fa raha ohatra constant tsara ny condition météo omaly iny, tena zavatra mihitsy no hita teo raha ny temps réalisé no jerena . Fa izay lé question de stratégie sns ... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
ragnotti 0 Posté(e) le 26 mars 2012 raha ohatran'ireny foana ny GP dia tena mahafinaritra ny mijery azy suspens hatramin'ny farany.izaho mahita fa raha tsy voadona i Vettel dia sur fa tratrany i hamilton izay mbola miconfirmé ny lazaiko tany aloha hoe rehefa en course i lery ohatran'ny tsy dans le coup mihintsy fa qualif ihany no mazana flower: Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 26 mars 2012 vao andeha hi télécharge dé hijery Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 27 mars 2012 mba meo lien a thomas a Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
td6patrol 0 Posté(e) le 27 mars 2012 Bigbang a écrit:mba meo lien a thomas a Zah afaka mi enregistrer rehefa grand prix na wtcc raha ilain'i thomas radstrom sy Bingbang. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 28 mars 2012 www.racingfor.me ihany e Big>toa ohatran'ny efa nomeko code invité ialahy an Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 28 mars 2012 tsy mety msokatra aza le site zao no lazainywww.racingfor.me utilise un certificat de sécurité invalide.Le certificat n'est pas sûr car aucune chaîne d'émetteurs de confiance n'est founie.(Code d'erreur : sec_error_unknown_issuer) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 28 mars 2012 td6patrol a écrit:Bigbang a écrit:mba meo lien a thomas a Zah afaka mi enregistrer rehefa grand prix na wtcc raha ilain'i thomas radstrom sy Bingbang. ary wrc??? tena ilaiko sauf le wtcc merciii a Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 29 mars 2012 Bigbang a écrit:tsy mety msokatra aza le site zao no lazainywww.racingfor.me utilise un certificat de sécurité invalide.Le certificat n'est pas sûr car aucune chaîne d'émetteurs de confiance n'est founie.(Code d'erreur : sec_error_unknown_issuer)Aty tsisy an'izany an, vao alina izao no ni-download F1 Insister-o foana io resaka certificat io fa tokony ho tafiditra ialahy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
td6patrol 0 Posté(e) le 5 avril 2012 lasa indray izany ny gp chine e!bigbang:: tsy nahazo wrc portugal aho fa tsy teto tanà fa amin'ny manaraka e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
ragnotti 0 Posté(e) le 5 avril 2012 [quote="td6patrol"]lasa indray izany ny gp chine e!asiana pnonostic kely aza, ireto ny ahy ny 5 voalohany: Vettel - hamilton - raikkonen - alonso - button na koa hamilton - vettel - button - webber - alonso Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
zakou 0 Posté(e) le 23 avril 2012 tena milay le GP de Bahrein omaly an, tsy azoko kely tamin'i Raikkonen sy lotus fotsiny efa tena à la portée n tsara mitsy vettel talohan' le 3e arret au stand ! raha nanao tour 2 na 1 fotsiny tena tafavoaka aloha ihany fa bon iny izy iny. azo atao hoe tsara raha départ 11ème an!zakou aloha mahita misy retenue kely ihany eo amin-dry zalah asa hoa matahotra loatra ny mety ho dégradation n-le pneu ve sa tsy haiko.zany eo ihany fa ny tena nahakivy a koa de tsy resin'i United ndray i Everton (4-4) amin'izay mitarika 4-2 à 5min de la fin nefa io ny wolves ampinanin'i City: tsy maintsy miandry "classico" ko zany amty ko..... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 23 avril 2012 Ieu, leu United tsy naharesy anisan'ny nahakivy t@ iny we iny kleu!!!Fa sinon, otrany mba tsara ity saison 2012 ty fa mba bobaka ny afaka miady voalohany fa tsy otrany hatramin'izay!! Ilay maharesy voalohany iny foana no mampihinana mandra-pahatapitry ny saison taloha Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 23 avril 2012 Vao hi-télécharge sy hijery ilay Barhain aho izao Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 27 avril 2012 Fa aiza no maka an'ireny? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
zakou 0 Posté(e) le 9 mai 2012 avy mijery rallye zany de maka aina kely de mijery gp catalunya e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites