Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
RPM

Salle de Jeux

Messages recommandés

za zany tena acro game be mitsy sportif e,
kanefa le multiplayer ihany no ankafiziko, thb asa nareo raha efa nisy nilalao tamin ireny salle de jeux ireny na tsy?

Aleo aloha hazava ny resaka fa salle de jeux ordi fa tsy le PS2 ireny a!,

Ireny manko mba eo ambonin'ny volant ela no milalao fa tsy manette, ny sary koa tena ok! lol!lol!lol!

ny trace hitako aloha de le eo behoririka ihany e, le eo ambonin'ny pont, Misy roa izy no eo,

"gamesquare" sy "gdfplay" . izay aloha no fantatro hoe mampiasa volant mihitsy rehefa mgame, sady mba seza daba no ataondry zalahy aminy fa tsy seza tsotra.
ötrany efa tsy afapo am dry zalahy intsony za zany e, MadMad tsy hoe tsy milay fa mitady salle ngeza ngeza misy VOLANT, zany hoe maromaro koko e!!!

ry zalahy manko eo amin'ny 6 eo eo avy ny isan'ny volant ananadry zalahy, de rehefa miharaka amin'ny akama nefa de manjary misy manisa nefa le miaraka bobaka be no tena .... lol!lol! ... tsindray indray ihany zalahy no mba manao reseau entre salle de zay vao miakatra 12 eo ny volant, fa tato ato tsy nanao tsony fa ra vo tsy ao le tompon le salle roa reo dia tsy poin le reseau entre salle. (nitaritandry zalahy fil Lan lava be le salle roa Shocked )


lava be le resaka zalahy fa mitady salle lehibe zany e, hanaovana Dirt na NFS shift dia mba mihaotran'ny 10 ny PC.

Le manao pro entre ami manko tsy poin foana de aleo mamonjy salle, na misy tsy tonga aza raikitra foana Very HappyVery HappyVery HappyVery HappyVery HappyVery HappyVery HappyVery Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...