Soafikov 0 Posté(e) le 10 octobre 2011 Stria moa noresahana t@ contest teo fa mila manao debrief foana isakin'vita ny rally contest dia mba hanatsarana ny manaraka moa ny antony hanovana anio dia mangataka @ tsika rehetra mba handefa eto ny heta² tsika sy tsikera mikasika ny contest hatr'izay (satria tsy nisy ny debrief ny contest teo aloha)Ny ahy zao dia :1- tsara raha tsy hatao any @ étage ny toerana hanaovana contest satria sahirana ny fibatana entana (naha dia hoe tsara hoan'securité satria vitsy ny olona miditra)2- Ny sakafo somary tsy dia nety loatra ary koa ny boisson (akotran'Skol) dia sarotra ny fitadiavana azy surtout hoan pilote 3- ny remise trophée online dia ,vao avy namaky ny tapaka t@ voalohan'taona,ny 3 premier @ général sy ny 1 er de chaque groupe ...nefa dia efa zatra ny 3 premiers de chaque groupe noho mandray hatreto ... mais bon iny zany c'est selon ny organisateur. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 10 octobre 2011 Aleo tsy manomboka ny section manaraka raha tsy mivoaka ny resultat section vita teo. Mba ahafahana mi-gerer tsara ilay course. Solution zay ngamba mba ampety azy @ timing dia tazomina tsara ilay 2 pilotes par bacquet maxi. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
focus11 0 Posté(e) le 10 octobre 2011 za manohana ilay rapidité d'affichage ny résultats manampy ny pression tsara zany sinon du côté spectact ndray za no miteny, du moins du côté sary sy vidéo iza mety ho entina hanaovana demande de sponsoring am manaraka1) tsara ilay misy hotesses tsy haiko hoe i Orange misty ve no niantoka ny hotesse sa ny rpr fa itako hoe manome ambiance paddock tsara lay misy fleurs en tenue2) tsapako hoe limité ny sary azo atao sy ny vidéo azo alaina nandritra ny contest rehetra satria tsy afaka manatrika ny pilotes ny mpaka sary, du coup après 5 clichés dia tsy hita intsony izay ho alaina satria mitovy daholo ny plan hitaraha azo atao ny manisy espace entre ny mur sy ny latabatra na playseats dia maromaro kokoa ny plans exploitables dia possible azo sary daholo ny concrurrents rehetraohatra fotsiny zao tam farany teo dia ny so6 no eo am fidirana ny VRC sy RPR ary am fond sady coin : ny so6 no be mpijery (et c bien ) fa ny vrc dia zalah sam zalah ihany no mifampijery, ary ny sary dia ny so6 no tena betsaka ao anatiny ny olana amzay fotsiny dia hoe rehefa anao vidéo pour la promotion de RBR et du contest amzay tsika dia ôtrany hoe so6 reprezent be fotsiny fa ny hafa taraiky. dia na hanao vidéos highlights du championnat aza dia tsy hisy sarin'i Irina milako Gvints ao fa dia sarin'i Prez sa no hanaovana ilustration ho an'ny GrN ^^zay lay souci-ko amlay resaka emplacement, après nefa, effectivement, tsy olona rehetra no andeha hakany ambadika any satria ra sendra misy boykely misintona fil tampoka dia friakdoumama be avy eofa de toutes façons kou nefa, ze haka sary sy vidsaka ihany no itako ho interressés hakany en face ny pilote fa ny hafa ny hijery ny écrans an'ny pilotes no tiany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Mahery 0 Posté(e) le 10 octobre 2011 1- tsara ra tohizana ilay système "hotesses" no manao officiel,2- ra possible dia tsy dia atao mifanalavitra ny parking ny salle anaovana contest Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 10 octobre 2011 focus +mahery>>ny petit palais de sport izay mi réunir an'ireo conditionq rehetra ireo a!Msiy parking Afaka asiana an'ilay allée kely manodidina ny playseat dia mazava ho azy ilay allée eo ampovoany fa ilay avy aty aloha ange mety mi déconcentrer ny pilotes e!!! déjà teo avec les hotesses si j'étais pilotes .....!!! fa milay ilay misy hotesses ka! à la limite raha payant (1000 Ar max) azaheveriko tsy dia hampihena ny mpijery!!Ny Pub en amont sisa izao no mila kotranana atsara ho an'izay mpikarakara manaraka rehetra Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 10 octobre 2011 za koa alou d niaky tam le tany ambony iny tena nbataina tam zao ve ny playseat dommage hoe tsy tany em espace de verre ihany lay izy... ny hotesses ra ny fahalalako azy efa hotesse n orange mitsy reny amzé évenement rehetra ataony, fa mila forména tsara fotsiny izy ra hoe ampanaovina officielHo an 'ny fakana sary dia manohana ny hevitry i focus...za moa dia nandalo fotsiny iany fa mbola voatana tany am zavatra hafa ka tsy de haiko loatra ny tohian'ny zava nisy tao Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Tito111 0 Posté(e) le 10 octobre 2011 1- tsara lay hôtesses manao officiel...2- aleo tsy mipetraka eo akaikin'i nari9 tsony za am manaraka fa toa maha-be sampona mdrrrrrrr3- tokony atao malaladalaka lay toerana fa tena henjana ilay style "taxi brousse" Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Cascade 0 Posté(e) le 11 octobre 2011 Manampy le lazainy His +100000, ilaina ny résultat avant départ section;Tsara raha malalaka ny salle fa io koa miankina @ spons iany;Tsara raha misy contest iarahany team rehetra karakaraina de amizay kosa ny coefficient mety oe afa noho ny rehetra;Tokony hitady hevitra iany koa isika hitarika ny pilote vehivavy; Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Nari9 0 Posté(e) le 11 octobre 2011 Tito a écrit: 2- aleo tsy mipetraka eo akaikin'i nari9 tsony za am manaraka fa toa maha-be sampona mdrrrrrrr ka le playseat nlà vao tany amboalohany de efa fantatra fa "tsy haharitra" Fa attention fa maharaka le officiel teo aminay a, pneus, mod, meteo, tsy miala mitsy izy fa kôpy tsara, je présume zany fa tsara ny formation nataony ! Toy izany koa ilay système fil matanjaka misy prise isaky ny 2m, tsy atahorana hi chauffe, tena tsy nisy olana Ny tokony amboarina kely dia ilay officiel maka fiche eo am ilay mahavita ES nefa ilay eo akaiky mbola tsy vita de tonga de manelingelina be Ny cérémonie de remise moa dia ohatran'ny efa faiblesse tsika gasy mitsy na réel na virtuel fa mikorotarotana kely eny e, fa mety zay koa aloha no maha convivial azy, Fa tena efa miha ngeza ilay tontolon'ny virtuel ka mila manaraka izay daholo na ny mpikarakara na ny mpandray anjara ee Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 11 octobre 2011 Nari9 a écrit:Tito a écrit: 2- aleo tsy mipetraka eo akaikin'i nari9 tsony za am manaraka fa toa maha-be sampona mdrrrrrrr Fa tena efa miha ngeza ilay tontolon'ny virtuel ka mila manaraka izay daholo na ny mpikarakara na ny mpandray anjara ee Izaho aloha mahita fa efa azo amidy tsara amin'ny spons sy partenaire ireny zavatra ireny! raha possible aza hoe manao organisation iray somary lehibe! dia ny communication avant no atao matanjatanjaka (visibilité ho an'ny partenaire izay) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 11 octobre 2011 emsics a écrit:Nari9 a écrit:Tito a écrit: 2- aleo tsy mipetraka eo akaikin'i nari9 tsony za am manaraka fa toa maha-be sampona mdrrrrrrr Fa tena efa miha ngeza ilay tontolon'ny virtuel ka mila manaraka izay daholo na ny mpikarakara na ny mpandray anjara ee Izaho aloha mahita fa efa azo amidy tsara amin'ny spons sy partenaire ireny zavatra ireny! raha possible aza hoe manao organisation iray somary lehibe! dia ny communication avant no atao matanjatanjaka (visibilité ho an'ny partenaire izay)efa herintaona aho zay noho niresaka palais des sports fa nefa ohatran'mbola nihomehezana !!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 11 octobre 2011 Soafikov a écrit:emsics a écrit:Nari9 a écrit:Tito a écrit: 2- aleo tsy mipetraka eo akaikin'i nari9 tsony za am manaraka fa toa maha-be sampona mdrrrrrrr Fa tena efa miha ngeza ilay tontolon'ny virtuel ka mila manaraka izay daholo na ny mpikarakara na ny mpandray anjara ee Izaho aloha mahita fa efa azo amidy tsara amin'ny spons sy partenaire ireny zavatra ireny! raha possible aza hoe manao organisation iray somary lehibe! dia ny communication avant no atao matanjatanjaka (visibilité ho an'ny partenaire izay)efa herintaona aho zay noho niresaka palais des sports fa nefa ohatran'mbola nihomehezana !!!tadidiko iny fa mbola mety hoe tu étais trop visionnaire il y a un an !! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
rirymaster 0 Posté(e) le 11 octobre 2011 Prezi>> F'angaha tsy raikitra ndray le projet miaraka @ Fédé le hoe haka Petit palais mou???? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 12 octobre 2011 rirymaster a écrit:Prezi>> F'angaha tsy raikitra ndray le projet miaraka @ Fédé le hoe haka Petit palais mou????hatreto non satria mbola tsy mbola reuni ny condition rehetra !!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites