Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
irina

3 ème Manche V-MRC RBR CONTEST ORANGE

Messages recommandés

hors-sujet b mais,pourquoi quan je clique sur CHAMPIONNAT dans RSBR j'ai toujours ceci (ci-dessous) :



Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ndeha mba hitantara kely koa ary aho (pour faire peur à Beels lol! ):

Section 1:
Greenhills : naka échauffement no nanomboka attaque satria nieritreritra fa raha voa tsy mi-attaque dieny zao dia very be. Nizotra tsara jusqu'à lé pif paf manomboka midina fidinana iny satria ny tena mbola tsy chauffé, ny position de conduite mbola nanavao, nivoaka trajectoire fa nandeha mafy loatra dia niakatra talus, in-2 be mihitsy, tao aloha dia very fotoana.

East-West : spéciale tiako saingy ohatran'ny voa kely t@ ilay erreur teo ny saina dia indraindray diso mitandrina be, indraindray nefa mahatsiaro hoe "put**** je suis lent là" dia manitsaka, dia avy eo saika manao erreur indray, tsy régulier mihitsy ilay rythme ! Evil or Very Mad résultat : tataka be ilay chrono

Kaihuaavara : eto vao hoe "on arrête les conneries dia concentré tsara sy maka feeling @ zay", ni se calmer tsara mihitsy (na tsy évident aza @ lé officielle tsy mitsahatra ny miodikodina eo akaikiko eo Very Happy ) alefa, à fond @ izay, on se concentre sur les trajectoires, les points de freinage, etc. izay vao nilamina, chrono nitovy t@ an'Irina à quelques centièmes près.

Chirdonhead II : toujours ok, fa diso mafy loatra ihany no nihinana ireo bosses, naniditsidina mihitsy ilay Clio, soa ihany fa voasambotra foana.

Section 2 :

3s derrière Irvine, tout reste possible, fa dia tsy misy gestion zany fa attaque à fond ihany, tsy manana choix tsony.

Sikakama 2 : sortie large kely fa ça va dans l'ensemble

Jourdain : spéciale tiako donc ça va ihany na dia eo ihany aza ilay tahotra hanao sortie @ lé ciels be dia be Very Happy

Harwood Forest : tsy maintsy nitandrina fa bad en pneus inter

Mustaselka : ça va ihany

Section 3 :

3s derrière Nari9 indray, hitako hoe mi-lache fotoana ihany aho sa Irina mihitsy no mampiasa an'ilay Boite 6-n'ilay 306 ? lol!lol!lol!lol!

The W : nitandrina fa spéciale tsy fanao firy sady piégeux ihany ny fitadidiavako azy

Mineshaft : ASSSIOOOO, saingy travers be nahita rangée-na hazo be dia be teo aloha teo dia ni-se calmer kely ihany lol!lol!

Pirka Menoko 2 : naka rythme fotsiny, tsy dia tiako ihany lé lalana tery sady miolakolana Very Happy

Tanner 2 : idem Pirka

Section 4 :

Tsy nisy résultat tsony, ny décision hoe asiana foana na ho any na tsy ho any

Falstone : bad sur pneus inter ihany, calme d'entrée de jeu

Joux Plane 2 : à fond @ izay indray, fa tsy haiko mihitsy hoe aiza no very fotoana fa toa nanataka ihany ry Irina tao

Sweet lamb : tsy niainga ny matos !!! Shocked (nefa essai taty an-trano niainga ilay izy), soa ihany fa nisy an'i KGB teo akaiky teo dia tany no nanao (ilay officielle efa sahirana kely ery, saika nomeko bisous fa nahafinaritra loatra Very Happy )

Shepherd Shields : spéciale parfaite, fa tsy mino hoe voa-récupérer tao ny fotoana very satria ilay Sweet lamb koa tonga dia tataka be fa ni-assure fotsiny no tena natao


Power Stage : nanenjana ihany saingy hoe rien ne sert de prendre trop de risques fa efa 3ème place aloha dia efa tsara.

Rallye moyen moyen izany, on aurait pu mieux faire fa manao tsara kokoa @ manaraka, dia isaorana daholo indrindra ilay officielle kely-nay sy Peno teo lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Magic_Inno a écrit:
hors-sujet b mais,pourquoi quan je clique sur CHAMPIONNAT dans RSBR j'ai toujours ceci (ci-dessous) :





Zah koa zany tratra problème mitovy @ io e!! Tsy afaka miditra session intsony. Hoe connexion, dia nandramana sur adsl fa tsy mbola niainga ihany. Ny ahy tsy misy erreur afficher fa dia griser eo fotsiny leu izy. Efa nasiako ré-installation update 7 fa tsy niova. Sao misy manana solution à part ré-installer tout??

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Classement Général et classe S2000 après 3 CONTEST




N14 et 2RM





Propul'ss/Féminin/Sénior/Junior








Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

misy mifamadika kely eo @ classement senior : zandrikely 3 dia soafikov 2 ..... tsy ampy an'karlwelson koa ... dia ao @ classement feminin koa mivadika hi onycas sy lilie .....fa mankasitraka ny fandavatena an'Irina fa tena veti² dia mivoaka ny resultat .... cheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hiezahana corrigena fa aleo andeha daholo ny commentaire kogany.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
Hiezahana corrigena fa aleo andeha daholo ny commentaire kogany.


hi Hentsrana miverina indroa ao @ 10 ème sy 16 ème @ classement N4

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
Tena manana maso i RADM izany a.


sao dia heverin'lah ho presbyte ary lery!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
Tena manana maso i RADM izany a.


"nique ta s....." koa raha ilaina .... LaughingLaughingLaughingLaughing

fa fanatsarana reo fa tsy kihana an !!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Aza ovaina fa mijanona @ io après FMMSAM é... duelduelduel mdrrrrrrrrrrrrrr

Soafikov a écrit:
misy mifamadika kely eo @ classement senior : zandrikely 3 dia soafikov 2 ..... tsy ampy an'karlwelson koa ... dia ao @ classement feminin koa mivadika hi onycas sy lilie .....fa mankasitraka ny fandavatena an'Irina fa tena veti² dia mivoaka ny resultat .... cheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...