Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Smam

WRC Greece

Messages recommandés

WRC sy SWRC aloha no be pt @io rallye io,

Vita ny leg1, mba nety tsara aloha. Vitsy ny bandy nandeha h@zao

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Vita ny rallye fa dia tsy mampiditra point ndray amty NoNoNo En général d tsy haiko fa latsaka 3sec am temps-ko normal foana za nanomboka tam rallye herika io fa zay ndray mantsy vao nisy rallye terre.
En plus leg1 nandona ol d DA, leg 2 tonga d skipped za sur 2 spéciales nefa tsy nisy pb na abandon d notohizana ihany nefa tsy concentré tsony nanomboka teo,leg 3 vao mba nety tsara.

NORIZA 3è au général, rawilf et smam kou bien placé ao am S2000.

Mila mihetsika ela ry IRINA fa ela sisa no antenaina zany ato am team 2 lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Smam a écrit:
WRC sy SWRC aloha no be pt @io rallye io,

Vita ny leg1, mba nety tsara aloha. Vitsy ny bandy nandeha h@zao


Tsy intressant izany no mitondra JWRC ato?

Tsy maintsy mametraka ny POLO any @ arrivée indray izany. Adidy izy izany kle.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...