Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
andrinoa

Commentaires Resultat RBR Contest 2011

Messages recommandés

Merci Soafa am le Resultat fa ohatrany tsy ampy kely angamba izy io raha tsy diso za satria toa tsy misy Classement TEAM? Aiza ho aiza ny fipetrak`izy io?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
miandry ny commission technique satria ianareo noho nametraka ny hoe 7 noho "nominé" par team donc mila hampahafantarina an'mpikarakara ...donc ianareo commission technique mila mivory dia manao ny selection + debrief an'ilay contest teo !!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ok, aleo fa iresaka amin'i Big za andaminana ny fotoana ary e, merci Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Saody misy hafaka mandefa an'ilay classement officiel après deux manches de contest ato ô.

Hilain'ny RPR ilay izy @ fikarakarana an'ilay CONTEST 3.



Miasaotra tompoko.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
Saody misy hafaka mandefa an'ilay classement officiel après deux manches de contest ato ô.

Hilain'ny RPR ilay izy @ fikarakarana an'ilay CONTEST 3.



Miasaotra tompoko.


tsy misy io fa mila mbola hatao ...fa mangataka @ VRC raha azo hatao ny hahazahoana ny resultat officiel dernier contest

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...