thomas_radstrom 0 Posté(e) le 7 juin 2011 tsy koi izy raha manataka aza ao, assurer-o fotsiny Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 5 juillet 2011 nanao ahoana ny result t'@ ilay round teo ry zalah?Tena nosombain'ilay 2RM ny fitondra WRC ka lasa hitsaka lava no natao kanefa contraire no tokony ho kendrena. Tokony mbo tafaraka t'@ thomas ihany fa indrisy fa à 140km/h tsy velona intsony ny vam, na ny varavarana aza no midona. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 6 juillet 2011 salama daholo!!!Miala tsiny amintsika rehetra sy amin'ny firenena aho noho ny tsy nahatontosaiko ny andraikitro tamin'ny maha manager MADAGASCAR B ahy.Ny antony dia tsy voafehiko tanteraka ny fitsipi-dalao. Manantitra ny fialantsinyemsics 1580 Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 6 juillet 2011 fa nis in fa zay tsy kopy mits an Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 6 juillet 2011 emsics a écrit:salama daholo!!!Miala tsiny amintsika rehetra sy amin'ny firenena aho noho ny tsy nahatontosaiko ny andraikitro tamin'ny maha manager MADAGASCAR B ahy.Ny antony dia tsy voafehiko tanteraka ny fitsipi-dalao. Manantitra ny fialantsinyemsics 1580hatao ahoana fa dia hanatra hoan'manaraka eee !!! @ herintaona indray !!!Ny tsara dia vakiana foana ny règlement zany fa tsika manao rallye dia tsy mamaky règlement.Hentsrana> Ao @ règlement zany misy milaza fa refa tsy tonga "à temps" ny liste pilote dia mihaina 25 % ny points azo ...dia raha ny roadbook tsy tonga dia mihaina 25 % koa ...dia raha mitambatra izy 2 dia mihaina 50 % ny points ...dia tsika zany pénalisé foana nanomboka t@ level 1 ary t@ level 3 moa zany dia nihaina 50 % ny points tsika !!!lasa ny belge zany ny 2 ème place dia tapitra ny antsika mada B ny lalao Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
irina 0 Posté(e) le 6 juillet 2011 tsy misy omena tsiny izany ka. @ manaraka no manamboatra tsara fa dia ny anjarantsika dia manome courage andr'i zalahy mbola en lice M/car A. En tous cas, bravo à tous les pilotes qui ont remporté les points pour le team. A la prochaine alors. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
entsRANA 0 Posté(e) le 6 juillet 2011 Ok! tsy blem zan fa amn herintaona ndray zan e, bonne route wan Madagascar A alo amzan rehetra zan Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites