Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
J.Bee'ber

Team B NATIONS CUP

Messages recommandés

nanao ahoana ny result t'@ ilay round teo ry zalah?
Tena nosombain'ilay 2RM ny fitondra WRC ka lasa hitsaka lava no natao kanefa contraire no tokony ho kendrena. Tokony mbo tafaraka t'@ thomas ihany fa indrisy fa à 140km/h tsy velona intsony ny vam, na ny varavarana aza no midona.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
salama daholo!!!

Miala tsiny amintsika rehetra sy amin'ny firenena aho noho ny tsy nahatontosaiko ny andraikitro tamin'ny maha manager MADAGASCAR B ahy.

Ny antony dia tsy voafehiko tanteraka ny fitsipi-dalao.

Manantitra ny fialantsiny

emsics 1580

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:
salama daholo!!!

Miala tsiny amintsika rehetra sy amin'ny firenena aho noho ny tsy nahatontosaiko ny andraikitro tamin'ny maha manager MADAGASCAR B ahy.

Ny antony dia tsy voafehiko tanteraka ny fitsipi-dalao.

Manantitra ny fialantsiny

emsics 1580


hatao ahoana fa dia hanatra hoan'manaraka eee !!! @ herintaona indray !!!

Ny tsara dia vakiana foana ny règlement zany fa tsika manao rallye dia tsy mamaky règlement.

Hentsrana> Ao @ règlement zany misy milaza fa refa tsy tonga "à temps" ny liste pilote dia mihaina 25 % ny points azo ...dia raha ny roadbook tsy tonga dia mihaina 25 % koa ...dia raha mitambatra izy 2 dia mihaina 50 % ny points ...dia tsika zany pénalisé foana nanomboka t@ level 1 ary t@ level 3 moa zany dia nihaina 50 % ny points tsika !!!

lasa ny belge zany ny 2 ème place dia tapitra ny antsika mada B ny lalao

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tsy misy omena tsiny izany ka. @ manaraka no manamboatra tsara fa dia ny anjarantsika dia manome courage andr'i zalahy mbola en lice M/car A.

En tous cas, bravo à tous les pilotes qui ont remporté les points pour le team. A la prochaine alors.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ok! tsy blem zan fa amn herintaona ndray zan e, bonne route wan Madagascar A alo amzan rehetra zan cheerscheerscheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...