Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
rirymaster

commentaires classements VMRC2011

Messages recommandés

Ary aona ity classement team am rallye Live ity ry zalah?
Otrany tsy mety ilay 5 premiers au general no kotina am point team, misy team lésé b mintsy zao itako io.
Ohatra ny ERT(ialako tsiny ry zalah alou an Very Happy ) tsy dia manana fusée zao ry zalah fa moyen daholo = tsy ho tafiditra 5 premier mintsy zany = 1 point isaky ny pilote tonga hatramin`ny farany foana. Handicape b izany ka sao dia tokony heritreretina kely? tsy motivant mintsy manko izany zavatra izany.
Sao dia mba atao hatramin`ny 10 na 15 premier, na ny tena idéal dia 3 premiers de chaque classe d mitovy ny azon'ny tsirairay par classe dia tsisy lésé,juste proposition io fa miandry ny hevitry ny tsirairay.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Eo am-pandinihin'azy mintsy zay am-zao f'aza matahotra fa tsy maintsy ho tenenina mialoh eto ihany hafahan'ny tsirairay maka congé @ ny date sy ny fanatanterahina azy.
Mikasika ny classement team tsisy tsiny leisy Andrinoa a, miombi-kevitra tanteraka @ lah zahay, tsy aiko na efa noresahin'i Ovalist t@ ireo commissaires moa izy io na tsia fa tena sarotra be ho anay ERT mintsy ny hanenjika ireo fusé reo (tode KKK vao miseho be satyle manenjikan'reo) Rah tsy hoe angah mi-recruter an'i surperallyeman zahay Twisted Evil nefa tsy hopoinse No fa tsara tokoa rah dinihina kely mba hampilanjalanja azy tsara. Restons positif sunny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsy hitako izay asiana an'ity fanontaniana ity fa saody misy hafaka mandefa ny classement après 2 manches de contest et o azafady?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...